Merci Mr Ramamonjisoa. Merci pour votre audace 👍. 🇲🇬tsy maintsy mandroso. Clair et net lay fanazavanao Mpivadika daholo reo goaika antitra 10 reo. Ndao hifidy ry Malagasy namako a. 16 NOVEMBRE notre RDV. Aza mihemotsa atsika.
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Marina loatra virapin a..ny mpianatra hifanandrina am maitre..lay niara dia tam rajoelina daholo mamely az...nefa hita fa....manana elatra matanjaka i rajoelina...toujours plus fort que les autres...fort. fort...tsy mis nahavita ny vitany aloha eto dago..
@zafinjanadambo Жыл бұрын
111 depute contre 17 depute n i tim ve ka ho hekena bloquee n ireo 17 fotsiny hikatso ity firenena???, nanaiky izany va i ravalomanana rah iz teo am fitondrana ka ny vitsy an isa indray hibaiko ity firenena ity???? Hanaiky zany va i ravalo sy ny jadony teto raha iz nanana maro an isa tam anteminieram pirenena???????
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Sady angaha i rajoelina taitra am zany kilalao maloton drizalahy izany??? Tsy tantin ndrizalahy 10 ireo mahita vahoaka mankasitraka zava bitan drajoelina be dia be ireo. Tsy tantin izy 10.lahy izany...
@hareau9345 Жыл бұрын
Tsy mahay calcul ko le foza
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Rah i rajao aloha tena zero e...ze. ro...un de prezident le plus tsy manjary fanahy de madagascar...deja loha lohan angidina.
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Takaitra navelan ny hvm io kidnaping mitohy ankehitriny hatr.izao ioo..rajao no tena loza n ity firenena ity...famonovonoina fitifitifirana karana teto ...faha hvm daholo nis ireny...
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Fifidianana ihany no fomba handreseko andrajoelina hoy i siteny...samy teny ambatondrazaka iz roalahy ary azo lazaina hoe face a face ilay propagande..zara raha nahazo 400 vahoaka nanotrona an i siteny izay handroaka olona rehetra manana natinalite frantsay eto madagascar!!!ny olona nanotrona an drajoelina amin io an hetsiny...io la numero 13 izay nidradradrain i siteny fa tsy maintsy handresy iz satria numero nahalany an drajoelina...efa echantillon ahatsapan i siteny iny...asa aiza hoaiza isan olona azon i numero 13 par raport n i numero 3 tao ambato omaly????