Tafatafa sy fangalan-tsary niarahana tamin'ny ZazaKanto tao amin'ny La City Ivandry (25 jona)
Пікірлер: 3
@olgahelys65645 жыл бұрын
Mianara, aza avela ny fianarana fa io no harena lehibe indrindra an! Mahereza, ho tahian'Atra lalandava ianareo, ho tody amin'izay kinendry sy ny mahasoa, hifanatitra amin'ny ambony indrindra, ho reharehan'i Madagasikara sy ny Malagasy ianareo - Hendré tsara dia mifikira amin'Andriamanitra=Ny Fahamarinana sy ny Fitiavana dia ho aminareo anie ny Fiadanany