Ary ny zanak'i Koto koa aza toa anarana eoropéanina ? !! Mpitaribato vilam-bava ianao, manakiana ny anarana hoe ataon'ny merina anaran-janany , ny anao iza ? Shhh léléna , ze tian'ny olona atao io fa naninona ny anao no tsy natao hoe Ndémbélé na kouakou nojerevana
@naivobassraboana4362 күн бұрын
Tsara mi se baser @ tantara ihany i Kotofa aza mifznomen-tsiny samy malagasy e.
@Smymahl2 күн бұрын
Mitapy ko ty Koto ty ,ko nanin no tsy natao prenom afrikanina fa natao pablo escobar sy hugo victor natao olomalaza 😂😂😂mampihomehy,tokony nanambady afrikanina koto b kibo fa ts nanambady frantsay
@TahanRjns2 күн бұрын
Inona akia no idirako hoy n'y Merina ! Ianareo côtiers ihany anie no mpisolelaka s'y manompo an'io Rajojo Io eee!!Hiareto ao fa safidinareo mianakavy Io ry Koto aaa!!!
@ctmdrivetest7892 күн бұрын
ina pblema anla e. refa tsy mahita tenenina lesy dia marenina a.
@naivobassraboana4362 күн бұрын
Ny malagasy ny tena vakoka dia nîvavaka @ Zanahary, ny razana d ao koa ny fanampona sampy , fa nosombaon'ny mpanjanan-tany
@philibertsolondrainy31922 күн бұрын
Marina ny voalazanao. 😂😂
@tianasaib900323 сағат бұрын
N'y merina no asiatique fa n'y côtière africaine
@bijouraza42542 күн бұрын
ny tatatara koto an , misy origine asiatique sy africain malagasy !!! raha raha resaka politique dia miaraka afrique madagascar !!
@PierreRambolarijaona-cw3sd2 күн бұрын
Tsy safidin'i Rajoelina Andry ny ho Merina. Ny PM avy any avaratra, mbola niampy ny PAN koa aza. Asa aloha izay "foko" tsy manana mpiaraka homana @ io régime io. Régime tsy Malagasy satria citoyen frantsay no lolohavina. Ny toe-tsaina dia tsy azo tsaraina @ fihodirana, na volon-doha, na halavana, na ny hapetaky ny orona; tsy azo tsaraina akory @ seho ivelany aza. Inona moa, ohatra, no tokony ho toetran'ny Kristianina ? Nefa dia izay ataon'ilay mivavaka alahady, milanjalanja Baiboly, nefa mangalatra akoho alatsinainy no lazain'ny sasany tsy te handalina fa "toetra kristianina". Firifiry moa ireo Andriana any @ faritra maro, manerana an'i Madagasikara, isan'izany ny ao Imerina, no mainty hoditra na ngita volo, na izay critères hafa heverina ankehitriny fa tsy tokony ho izany !
@zakasoaravi89622 күн бұрын
Zaho zao betsileo, i rajoelina ihany koa betsileo, mba fantatrao ve zany rakoto? Aza tia resaka tribalisme ity fa fomban'olo tsy ampy fahendrena no asehonao eto, latsaka ambany be. Mahaiza mionona @ couleur-nao fa aza mialona.
@naivobassraboana4362 күн бұрын
Ny fivavahana ndray ny mpanjanzkka taty aoriana nitondra azy genre bziboly hatakalo ny tany , fa ao koa lasa fitazana @ olona tsy mandemenan-tsaina vahoaka @ fivavahana tsy olana fa ny fivavahana no hazahoany filaminan-tsaina sy fanahy dia aleo azy ny ho azy....dia izany koa no maha betsaja ny afrikanina voazanaka nzlemena t@ fivavahana ny sainy mba hangina dua uzay hatr@ izao
@VoahanginirinaRajonhson17 сағат бұрын
Io Ndray ianao du nr Tsy fitiavanao gasy ratsy lo
@njandryrabarisoa43872 күн бұрын
raha ny hakamoantsika miasa fotsiny dia ahitana fa tsy asiatika isika
Andevolahy nahazo latabatra... hainy aby zay zava-drehetra mitranga anefa tsy tena voafehiny
@ChristianRAVELOARISON2 күн бұрын
Enao raha lehilahy tongava aty, za tsy be resaka toa anao ary zao lazaiko aza miresaka merina enao fa io no tena tiany eropeana lany resaka eo sy lany fotoana enao ,ary merina tsy mila ziva zany ataovy ao antsainaotsara zany zay no nahatonga vazaha mila reo merina reo ,NYRANOMASINA,noVALAMPARIHAKO soa ialahy lasa miasa aty suisse aty anisany ambany fifehezany merina ialahy ,zay 18 Foko fa merina tsy hitovy loha @ialahy ry Koto
@ezechielrasi767212 сағат бұрын
Les usa , australie, canada, angleterre, etc .. sont tous des pays riches chretiens, , israel est divisé en deux chretien et judaisme, ce sont des pays riches qui ménent le monde , La chine est composé de 5 % des juifs , et 19% chretiens et les restes sont des boudhismes Richesses américaines reposent sur le mindset hebraiques, 95 % des investisseurs américains sont tous. des juifs judaisme et juif chrétien, alors arrêtez de raconter des conneries, si t'as rien à dire " ferme là", nous ne sommes pas des africains que tu ne le veuille ou pas