Mbola ho ataontsika ilay concert eny Andasibe, na eny Anjozorobe :)
@raoliarivelonirilinfitiava2431 Жыл бұрын
kanto loatra ehhhhh
@jinnotrakotondrajoa36992 жыл бұрын
Aza atao ela ilay fahatongavana oooo 🤙🤙👍👂👂🎧🎧🎶🎶🎵
@BabaiLugu2 жыл бұрын
Mety tsy arakao. Eto Madagasikara izao izahay, nanao seho lehibe tao amin'ny ccesca tamin'ny alahady 11/12 lasa teo. Mbola hanao fampisehoana iray hafa izahay ny zoma faha 23/12 @ 9 ora alina ao amin'ny Ethnika Analakely. Harao ny pejy Facebook raha azo atao.
@f.l.g.13132 жыл бұрын
(du Tarn) 🙏pour ce partage d'ondes positives 😍
@elodiebernard97062 жыл бұрын
Sublime 🙏🏿 Merci
@tsitoosarobidy28112 жыл бұрын
❤️🔥
@TheAnalamanga2 жыл бұрын
fa naninona no babai lugu fa tsy alala intsony??
@LucasRavoson2 жыл бұрын
Mankasitraka !
@BabaiLugu2 жыл бұрын
🙏✨
@LucRfilms Жыл бұрын
❤️
@fanilovalisoa41192 жыл бұрын
Fiatombohana zavatra tsara sy ngeza be manaraka ndray ito!
@BabaiLugu2 жыл бұрын
Arakao ve fa mbola eto Madagasikara izao izahay, nanao seho lehibe tao amin'ny ccesca tamin'ny alahady 11/12 lasa teo. Mbola hanao fampisehoana iray hafa izahay ny zoma faha 23/12 @ 9 ora alina ao amin'ny Ethnika Analakely. Harao ny pejy Facebook raha azo atao.
@rafanoharanatojomanana8049 Жыл бұрын
Beaucoup de frisson à chaque note et accompagné de lyrics enivrant