ALALÁ - Nilef'i Man (Live Session)

  Рет қаралды 140,254

Babai Lugu

Babai Lugu

7 жыл бұрын

| LYRICS (MG/FR/EN) |
"NILEF'I MAN"
Written & Composed by : Mandrantohery "Goul" Andriamihanta (2009)
- English -
...
- French -
...
- Malagasy -
Indray andro anefa,
vao nahay namindra raolombelona dia lasa nilefa.
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa izy nipitsika any ambadika any.
Adino tsy an'entany, ireo alahelo sy neniny.
Mody reraka sy midanàka,
miandry ny lera hipaika fotsiny io dia hiapa.
Mikipy maso, mitsilany,
Fa ny sainy efa any ;
Efa lasa izy nipitsika any ambadika any ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny
Lasa nilingilingy any an-habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Irony kintana an-danitra irony ô,
tiany ho safosafoina arô,
nataony tohatohatra ny tontolo ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny.
Velon-dresaka ny habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany,
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Mitady azy izao tontolo izao,
mangingina tsy misy tsaho re
fa nilef'i man tsy hita intsony e.
| FOLLOW |
Facebook : / alalamg
Twitter : / alalamg
Instagram : / alalamg
Soundcloud : / alalamg
Bandcamp : alalamg.bandcamp.com
Website : alala.mg
______
STUDIO VAUBAN
KZbin : bit.ly/2UfMecU
Facebook : / studiovauban
| LISTEN & BUY |
« Eo Ary » - 1st EP released in 2016
- On Deezer, Spotify, iTunes, … : smarturl.it/eoary
- On Bandcamp : alalamg.bandcamp.com/releases
« Nilef'i Man » : alalamg.bandcamp.com/track/ni... (acoustic version)
| CREDITS |
Edited by : Robin Brisset
Filmed by : Nathan Chia & Robin Brisset
Recorded by : Guillaume Simonet, Leon Perena, Tom Gardais
Mixed by : Guillaume Simonet
Vocals/Guitar : Goul
Vocals/Shaker : Laurie
Vocals : Alice
Congas, Calabash : Juan
Bass : Mohamed
______
"Studio Vauban" @ Angoulême (France) - 16th April 2017
© Mandrantohery Andriamihanta / Na Omni Production (2018)
℗ ALALÁ / Studio Vauban (2018)

Пікірлер: 99
@tahirywilliams5973
@tahirywilliams5973 7 ай бұрын
Milay foana rangaha mihaino anito vazo ito 2023
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 ай бұрын
Mankasitraka e !
@evamalalaniainaandriamamon4298
@evamalalaniainaandriamamon4298 Жыл бұрын
tsara lotra, instrument malagasy lasa alavitra sy ankafizin'ny vahiny, mankasitraka
@herivonjyandriamirado7003
@herivonjyandriamirado7003 5 жыл бұрын
Tsara be firenena efatra mifangaro Madagascar, GUinee, France ,Colombie mitambatra ho iray lasa Malagasy misaotra e
@soulralijaona8548
@soulralijaona8548 2 жыл бұрын
Lafatra ry zareo ah! amin'ilay ankafizako azy tanteraka! tohizo hatrany dia mba ilazao rehefa misy hetsika aty an-tanàna fa izahay miondana
@sierraromeo8437
@sierraromeo8437 3 жыл бұрын
Misaotra mitondra avo ny kolon-tsaintsika Malagasy ! Mahavariana sy tena tiako daholo ny composition rehetra ! Tena mozika misy fikarohana lalina daholo !
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Mahafinaritra. Misaotra anao nizara ny fahatsapanao
@rovalouismichaelrakotoaris9964
@rovalouismichaelrakotoaris9964 Жыл бұрын
ity ilay mpihira efa notdiaviko efa ela fa zay vao hitako tato . Makasitraka fa tiko lay mozika TSARA tena TSA RA
@keeganrazafindrainibe8188
@keeganrazafindrainibe8188 4 ай бұрын
"Mazàna mampalahelo raha ny fahafatesana no resahina, nefa raha ny hevitro tsy misy mahatalanjona sy mampangitakitaka ahy raha ny higoka izany tsiron'ny fiainana ankoatra izany, ilay fivahinianan'ny fanahy, ilay fisitahana amin'ny toerana mahazatra. Ilay fitoerana eny ambon'iny anivon'izao tontolo izao." Mahafinaritra sy kanto foanaa zareo a !!!!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 ай бұрын
Lalina ! Misaotra e ✨
@arorazafindrakoto5970
@arorazafindrakoto5970 Жыл бұрын
adino tokoa ny alahelo sy ny nenina mihaino ity hira ity
@eddymichelrakotoroalahy1732
@eddymichelrakotoroalahy1732 4 жыл бұрын
Enjana , zany ka mozika !!!!!
@herilalatiana
@herilalatiana 2 жыл бұрын
Eto Dago aza lesy manidisidina manganohano mihaino azy mainka moa fa ialahy isany any afinda. Bon courage daholo e, bonne ambiance. Thanks Alalà ❤️❤️❤️
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
Mahafinaritra ! Soava e
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 Жыл бұрын
Mahay lisany e, milay be daholo ilay vazo
@sophiefin112
@sophiefin112 3 жыл бұрын
Desde Madrid, les adoro, me encanta. Me encanta verles, escucharlos, aparecer! Son increíbles! Gracias por ese compartir de talento, de Amor y de magia.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Muchas gracias ! Tus palabras calientan mi corazón. escribir y crear son una necesidad y lo hacemos con mucho gusto y amor. Me alegra que esta música te encanta
@vickr1932
@vickr1932 3 жыл бұрын
Je viens de vous découvrir, quelle richesse, quelle musique , vous faites honneur à la culture malgache ; chapeau à toute la troupe pour leur adaptation à la langue et au rythme !!! Merci, c'est très beau !! J'adore !!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Merci pour ces mots :) !
@sedra.fihononana4941
@sedra.fihononana4941 4 жыл бұрын
Tsara dia tsara e! Izay no azo lazaina maheno ny hira sy ny kanto ataonareo, misaotra fa mitondra fifaliana ny kantonareo
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Mahafinaritra ! Misaotra anao
@cara9425
@cara9425 4 жыл бұрын
Salutations de Nouvelle Calédonie. Votre musique est belle comme une île tropicale ^^.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Des salutations qui viennent de loin, merci ! Portez-vous bien là-bas :)
@youbaljordanrazakamanantso5682
@youbaljordanrazakamanantso5682 Жыл бұрын
Mamarana ny 2022 mbola mihaino foana ❤❤❤
@miravolarandria5228
@miravolarandria5228 2 жыл бұрын
I am massive fan!! Awesome band. Kudos to the vocals, musicians, all in all the entire musicianship! Special high five to the rhythmic team!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
Thank you for your appreciation 👊😉❤️ !
@thierry9726
@thierry9726 4 жыл бұрын
Akipy ny maso dia miheritreritra hoe any am lalambin'i TCE iny e... Ao tsara rangah misaotra e!!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
Mety kosa ! Misaotra anao
@zoirinarazafinjato9918
@zoirinarazafinjato9918 9 ай бұрын
❤❤❤❤
@katiamaddhoo6780
@katiamaddhoo6780 3 жыл бұрын
Ito hira iray ito monja no sendra henoko. Avy dia nahababo ahy, nandeha ny karoka fa tena tsara nama ilay gadona anareo. Tena matsiro. Tena tiako.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Mahafinaritra ! 'ndao hiaraka aminay :)
@katiamaddhoo6780
@katiamaddhoo6780 3 жыл бұрын
Andao lesy a! Andao lesy!
@hajatsilavina5988
@hajatsilavina5988 5 жыл бұрын
tena tsara be. misaotra e
@thefaniry
@thefaniry 4 жыл бұрын
Manaja ee .Ao tsara
@stephanerabarison7064
@stephanerabarison7064 4 жыл бұрын
Tena tsara ranga!!
@jasonbig6859
@jasonbig6859 6 жыл бұрын
manainga be zan zovanareo zan , mlay e
@dsijstudio3997
@dsijstudio3997 3 ай бұрын
tsara be daoly ny hiranareo
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 ай бұрын
Misaotra anao !
@tanjonamaminirainy9717
@tanjonamaminirainy9717 Жыл бұрын
Mankasitraka e!
@jayamiangaly7676
@jayamiangaly7676 7 жыл бұрын
Tsara be❤
@lovasoar
@lovasoar 3 жыл бұрын
Tsara be 😍
@dadazokynirainirakoto2246
@dadazokynirainirakoto2246 7 жыл бұрын
tsara be!!!!!rahoavina iany no halefanareo ny cd é, izahay efa tena tia hiaino é....Lanto iany
@ainabovel4247
@ainabovel4247 5 жыл бұрын
Kanto loatra !!!!! C'est trop boooon.
@coraliah586
@coraliah586 5 жыл бұрын
tsara be, misaotra betsaka!
@foreromusica1309
@foreromusica1309 7 ай бұрын
Que buena musica! en que idioma cantan? he tratado de buscar mas información sobre la banda pero no encuentro, felicitaciones que buena banda tienen, Paz y abrazos fraternos hermanos!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 7 ай бұрын
¡Gracias muchísimo! Cantamos en Malagasy, el idioma de Madagascar. Puedes seguir "Babai Lugu" en Instagram, Facebook o KZbin. Este video es más viejito ... Te invito a echar un vistazo a este video que muestra al grupo hoy en día : kzbin.info/www/bejne/rHqre2SKlNqtsKM
@foreromusica1309
@foreromusica1309 7 ай бұрын
@@BabaiLugu gracias lo checaré, 💯🙌
@JairusNOUVEL1
@JairusNOUVEL1 6 жыл бұрын
Trohanay hatraty mintsy a
@darcynali8604
@darcynali8604 7 жыл бұрын
Mamy, Soa, Tsara loatra.
@yannicklaures7810
@yannicklaures7810 5 жыл бұрын
Alors comme ça on es fans de Jimi hendricks 😀 mais sinon du bon son Gasy avec une touche de funk chapeau l'artiste 👍👍👍👌👌👌
@BabaiLugu
@BabaiLugu 5 жыл бұрын
Haha ! Je ne suis pas spécialement fan de Jimi Hendrix, mais cette remarque m'a souvent été faite :)
@damyandria4814
@damyandria4814 6 жыл бұрын
Mandona tsara ilay vazo
@andriamparanyfaliniaina2824
@andriamparanyfaliniaina2824 6 жыл бұрын
asosany mintsy tsika ;) mlay ranga ry zareo ah!!! tsara be ny mozika (y)
@andriampanoharanarejela1419
@andriampanoharanarejela1419 2 жыл бұрын
otrany hoe hira skoto , mahafinaritra be
@boodahhilar1497
@boodahhilar1497 7 жыл бұрын
Re ny sofina tsara ny tsirony !
@kialaminah
@kialaminah 4 жыл бұрын
Fitiavana be avy aty Pologne, tsara ery!
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Misaotra amin'ilay fitiavana. Oay ! Sady avy any Pologne, tsy mahazatra :)
@brudeaujouard9609
@brudeaujouard9609 7 жыл бұрын
ten henoko mintsy le tsirony e
@Dj-ReRuiz
@Dj-ReRuiz 5 жыл бұрын
Que bonito esto.... Saludos la música transcendie fronteras... Mismos origines que la música punta de mi país Honduras.....
@Dj-ReRuiz
@Dj-ReRuiz 5 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/iWGZlIeXicelsJo
@BabaiLugu
@BabaiLugu 5 жыл бұрын
Aaa la música punta ! Escuchamos y nos gustamos mucho la mùsica de los Garifunas :)
@dellmanification
@dellmanification 3 жыл бұрын
Love your sunshine sounds.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Thank you for your sweet comment !
@sylvoalias
@sylvoalias 2 жыл бұрын
J'adore...á 1♥♥% Trop fort , trés joli... Merci.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
Merci !
@NENI7100
@NENI7100 6 жыл бұрын
Bravo à vous. Tsara be. Hay ve Goul lasa mpihira
@BabaiLugu
@BabaiLugu 6 жыл бұрын
:) !
@jordiavidot6086
@jordiavidot6086 4 жыл бұрын
Coeur sur vous😍💗👏
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Ho ! Merci :) Coeur en réponse
@sabrinadeville2004
@sabrinadeville2004 6 жыл бұрын
De la magie dans nos cœurs, Merci à vous.
@BabaiLugu
@BabaiLugu 6 жыл бұрын
@sweetheart6970
@sweetheart6970 5 жыл бұрын
Babyface Aina Sakayroun brings me here.
@keziaandrianihasimanana1478
@keziaandrianihasimanana1478 4 жыл бұрын
tsara ilay mozika, tiako ilay tononkira!
@emmanuelranaivoson8985
@emmanuelranaivoson8985 4 жыл бұрын
Manja é ! mahafinaritra , ary nareo roa vavy ve mahay miteny Gasy é ? mankasitraka
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Misaotra anao :) ! Mianatra miteny malagasy izy roa vavy. Mitohy foana ny fivoarana ...
@kloneorg8345
@kloneorg8345 4 жыл бұрын
Je découvre, je kiffe ! Milay ilay mozika, mankasitraka !
@BabaiLugu
@BabaiLugu 4 жыл бұрын
Misaotra ! Mahafinaritra
@mamyharison8276
@mamyharison8276 5 жыл бұрын
le poster de napalm death yess,,,, et j'adore trop la chason,,, milay eee,,,
@BabaiLugu
@BabaiLugu 5 жыл бұрын
Hehe ! Toi aussi, tu as relevé la présence de ce poster ;) !
@malalanirina
@malalanirina 3 жыл бұрын
Good vibes....Glad KZbin suggested this! Mahafinaritra e
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
Thanks KZbin 😄 !
@jeanmartinraherinjatovo7418
@jeanmartinraherinjatovo7418 4 жыл бұрын
mlay ee
@BabaiLugu
@BabaiLugu 2 жыл бұрын
👊 !
@fwazzy
@fwazzy 5 жыл бұрын
Excellent!!! Et j'aime beaucoup le poster de Napalm Death...
@BabaiLugu
@BabaiLugu 5 жыл бұрын
Haha ! Tu es le premier à l'avoir relevé. Eh oui, on évolue dans un environnement culturel très éclectique :D !
@renderwise9
@renderwise9 6 жыл бұрын
mlay goul a
@BabaiLugu
@BabaiLugu 6 жыл бұрын
Misaotra Doudou :) !
@anthoniotvelontsoa8490
@anthoniotvelontsoa8490 3 жыл бұрын
Je viens de vous découvrir par hasard aujourd’hui et j’en suis ravi ! Vous devriez être beaucoup plus connu à Mada et également au niveau international ! Comment pourrait-on se procurer votre album ? J’habite à Arlon en Belgique ( à la frontière luxembourgeoise) . Tena mahafinaritra ny fanindrahindranareo ny kolontsaina malagasy !
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Super ! Merci pour votre commentaire. Notre dernier volume "Masaka" est disponible sur toutes les plateformes avec d'autres singles et un autre EP de notre début : smarturl.it/masaka . Si vous voulez avoir l'objet, vous pouvez nous envoyer un mail à contact(@)alala(.)mg et on s'occupera de vous l'envoyer par la poste. A bientôt et au plaisir
@vaultaddict205
@vaultaddict205 5 жыл бұрын
Ianareo a ny tinariwen?
@BabaiLugu
@BabaiLugu 5 жыл бұрын
Toa tsy azoko ilay fanontaniana ... :)
@radogasy
@radogasy 7 жыл бұрын
Tsara be. Tiako loatra ianareo! Afaka azo ve ilay tononkira azafady?
@BabaiLugu
@BabaiLugu 7 жыл бұрын
Ao ambany ao ilay tononkira an ;) !
@radogasy
@radogasy 7 жыл бұрын
Misaotra ê!
@azmanabrahman3367
@azmanabrahman3367 3 жыл бұрын
Hi. What does Nilefi Man mean?
@BabaiLugu
@BabaiLugu 3 жыл бұрын
Hi ! "Nilef'i man" means "he escaped" or "he left". This song says that since his first steps, human had only one thing in mind : to leave, until to stand alongside the stars and no longer to be seen. "man" is the english word. When it's pronounced in malagasy, it sounds like "manina" which means "nostalgic", an equivalent of "saudade"... this meaning brings another dimension to this song. Thanks :) !
@azmanabrahman3367
@azmanabrahman3367 3 жыл бұрын
@@BabaiLugu Thank you very much for taking the time to answer my question. I'm from Malaysia. May you fly high in life and achieve success in everything. "Don't escape" from this wish.
@claudiamiray4857
@claudiamiray4857 6 жыл бұрын
Zany fahasambaranareo hita soritra amin'ny tavanareo mihira sy mitendry. Mifoha maraina miaraka amin'i zany hira zany, falifaly ery. Tena ankafiziko !
@BabaiLugu
@BabaiLugu 6 жыл бұрын
Misaotra indrindra ! Mahafinaritra izany, miantefa any aminao ny hasambaranay :)
ALALÁ - Vero (Live Session)
4:20
Babai Lugu
Рет қаралды 271 М.
ALALÁ - Mozika (Live)
5:20
Babai Lugu
Рет қаралды 66 М.
버블티로 체감되는 요즘 물가
00:16
진영민yeongmin
Рет қаралды 110 МЛН
HOW DID HE WIN? 😱
00:33
Topper Guild
Рет қаралды 37 МЛН
Sombiniaina - Show au StarVanLive#2 - INTÉGRAL
10:25
Sombiniaina Fotsiny
Рет қаралды 35 М.
Ianao tiako - Ny Beka (Tononkira)
3:27
Jess
Рет қаралды 133 М.
ALALÁ - Ny Hakamoako + Nilef'i Man (Live)
4:11
Babai Lugu
Рет қаралды 6 М.
ALALÀ - "Andro Marary" in les jam sessions Pas Branchées
4:33
Les jam sessions Pas Branchées
Рет қаралды 74 М.
Mbola Zaza - Olombelo Ricky Ft. The Women
5:04
IVENCO COMPANY
Рет қаралды 339 М.
ALALÁ - Ny Hakamoako
4:47
Babai Lugu
Рет қаралды 84 М.
Babai Lugu (self-introduction song)
3:08
Babai Lugu
Рет қаралды 3,4 М.
ALALÁ - Ho an'ny Atsimo
6:09
Babai Lugu
Рет қаралды 37 М.
Ny Beka - Maika Aho Hahita anao
3:11
John Oabmar
Рет қаралды 108 М.
Say Mo - LIL BIT & 1 shot 2 (Waysberg Music Remix)
2:43
Waysberg Music🇰🇿
Рет қаралды 341 М.
akimmmich (feat. Turar) - UMYTTYŃ BA?| official lyric video
2:54
Say mo & QAISAR & ESKARA ЖАҢА ХИТ
2:23
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 1,4 МЛН
Sardor Tairov - Sen meni yeding (Official Music Video)
5:02
Sardor Tairov Official
Рет қаралды 3,8 МЛН