Ho avy any izao ka tandremo sao tsy vohainao Fa ny orana mikija tsy hasakana ahy tsy handeha Na hanjombona ny andro ny ho tonga tonga foana Efa masaka ato antasaiko aky Ny hijery anao hamangy anao Etsy amorom-parihy ’Zaho tsy maintsy tonga any na ho sasa-kalina aza Na lavitra ny lalako any tsy hasiako feo tomany Fa holalaovintsika io hariva manontolo Tsy asiantsika very aky Fa omeko anao,omeko anao,Omeko anao Omeko anao izy manontolo Fa ny fitiavanao(in-2) Kanto lotra e(in-2) N’inona n’inona hitranga any ianao no faniriko Ilay fitsikinao hafahafa iny mitsy no tena fifaliako Dia atolotro anao ’zay rehetra mety ho tsiky Dia ho sambatra aho sambatra aho Raha omenao omenao ahy ilay tsara ndrindra any aminao Tsy izaho irery ihany no maniry tahaka izany Ianao tsy mba milaza anie izay any am-ponao Fa iny lanitra iny no adiresy iraisantsika Anoratako ho anao anie raha sendra ka tsy hita Andefasako amoranako izao hirahira izao ho anao Fa ny fitiavanao(in-2) Kanto lotra e Kanto mihotra e
@christianrakotondrazafy2003 Жыл бұрын
Henjana ny tonon izany hira izany.
@tokyramiandrasoa4306 Жыл бұрын
Sura bé zoky Manitra a
@manitrajahman38437 жыл бұрын
tsara le son e,, tiako ! eny amoro-parihy n ftoana e,, ts asakana ts ande