DAHALO REKANGA SY NY OMBY DITRA DU 08 MAI 2015 BY TV PLUS MADAGASCAR

  Рет қаралды 144,457

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

Пікірлер: 47
@tianarakotovao5962
@tianarakotovao5962 9 жыл бұрын
Ny dahalo tena nikasika anay ary nahafaty fianakaviana mihintsy, ka tena mahakasika ahy manokana, ny tonton-ko tena zandary niady tamin'io. Fantatro tsara io.
@miangalisoarasoambolanoro8540
@miangalisoarasoambolanoro8540 7 жыл бұрын
indrisssyyy e,mijaly ny vahoaka any antsimo @asan-dahalo,sady very fananana no mbola vonoiny ny olona sasany, tsy misy fiadanana mihintsy fa mijaly, tokony ho vahan'ny mpitondra firenena haingana ireny olanabe mahazo ny piraintam-po ray rà ny malagasy rehetra, rehefa hoe malagasy de 1 fihaviana 1 tanindrazana 1 filoham-pirenena, sa tsy zany?ny kiraron'i Miaramila na zandary de tsoriko @nareo fa maro ny Miaramila na zandarme maty rah sendra ny fanafihan'ni dahalo,rah sendra hita rano na fotakabe de tsy maintsy raikitra ts afa-mandositra na manenjika, fa @ko de mety le kiranil na kapa hoditra,sa diso ve ozy nareo?
@tianarakotovao5962
@tianarakotovao5962 9 жыл бұрын
Mahereza nareo zandary, zao no ataovy antsaina "tsimaintsy mody any amin'ny vady amanjanako aho, ka aleo lisany toy izay za." Mitandrema ary mahereza amin'ny fanompoana ny tanindrazana, amin'ny foko no hitenenako izany.
@joelrandrianjafy3307
@joelrandrianjafy3307 8 жыл бұрын
misaotra aloha amin ilay reportage fa mba manana sary antsaina na kely aza ny réalité! fa ny fanontaniko hoe ahoana no hafanataranareo hoe dahalo na olontsotra!! tena tsy misy hanavahana azy an!
@poetaalphonselylia3629
@poetaalphonselylia3629 7 жыл бұрын
Joel RANDRIANJAFY moura fatatr n dahalo woanai nipetrak ela tan amn faritr atsim in mahai manavak az amn olotsotr
@TarcileRasoafara-ov3zw
@TarcileRasoafara-ov3zw 4 ай бұрын
Mapalahelo ny firenetsika fa tsimataotra ny hiafarana. Rahoviana no hitovy @ firenena aty auropa? Aoka mba hanao ny asany apahamarinana ianareo mpitandrimpilaminna., aok koa ny risoriso ry mpitondra fanjakana. Tadremo fa ny filaminana no voalohan ny fandrosoana sy ny firaisankina. .
@fidelerandria9121
@fidelerandria9121 6 жыл бұрын
izao vao hita itony, fa dia mampahery ny miaramila, ianareo no tandroka aron'ny vozona, mahereza ary ampio hatrany ny hery sy ny ezaka ataonareo ho an'ny firenena
@charlotteeracama1555
@charlotteeracama1555 10 ай бұрын
😢😢😢😢😢😢😢😢😢. Mahavaky fo mihintsy ny zavatra misy ao amin'ny tanindrazana mahantra kelin-tsika Io 😢😢😢😢😢😢
@ambininjaraelinahrandriana4790
@ambininjaraelinahrandriana4790 9 жыл бұрын
ny tena marina tratra daolo reo raha tena ho tratrarin tafika fa ny info azo ts azo inoana daholo fa efa kolotsaina any atsimo ny dahalo, ezahanzareo afenina io, avydahalo ne de zay tong saina kely manao gardien e, efa zay ny nanaovana ny faritr atsimo
@poetaalphonselylia3629
@poetaalphonselylia3629 7 жыл бұрын
Ambininjara Elinah RANDRIANASOLO iz ef fombandrazan fa le iz mamon ol n mahatong n mpitandron filaminana miaro ny vahoaka
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Ny dahalo ve moa dia hiandry hotafihana fotsiny eo fa tsy hisitrika rehefa tonga ny mpampandry tany fa mba tokony manova tetikady fetsifetsy kokoa ilay tafika malagasy fa tsy dia mandeha mizotra ankarihary fotsiny toy ny mpizaha tany ohatr'izao fotsiny.
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Soa ihany fa tsy tena tafika no mifanandrina amin'ireto miaramilantsika fa jiolahy fa raha tsy izany dia asa angamba!
@randrianarisonharinaivo676
@randrianarisonharinaivo676 9 жыл бұрын
Efa tsara lé mampandry tany, iddr lé mvavak manankina azy am Tompo, fa mba ampandrio ku ny tany eto Antananarivo é: 67, Ambodinisotry, Andohatapenaka, sns tsy ho vôtanisa, sady ny eto tsy mila hélicoptère
@mariamar6160
@mariamar6160 9 жыл бұрын
ny zavatra maha lasa saina aho ,Dia ny hoe ireo zaza tsy misy papany ,
@RakotoDede
@RakotoDede 3 ай бұрын
Zareo gendarme any manomy basy ho any dhalo
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 9 жыл бұрын
mba gaga amity kapa fingotra ny soldahy ity aho efa tohona 2015 ve isika dia izao no hita
@gagaylalah4837
@gagaylalah4837 8 жыл бұрын
+Elise Arthemise Ny rangers tompoko tsy mety ho entina anaty akata, dia an-tongotra lavitra, mandreraka sy mamotsitra ra lena na mafana lotra, amin'ny film no ahitanao anzany rangers oentina anaty akata zny, hafa ndray raha rangers an'ny SAS na Seals
@iledauphine
@iledauphine 9 жыл бұрын
Ferenesako Soldat tsika reto lahy.. Kiraronareo retoa lahy Ranadahy !!! Mba mangataky lahy olo miaro antsika retoa mbao ovanareo kiraro matanjaky kiarondrozy rety lahy tsy made en Chine fa Germany na Suisse na kirarony soldat en E gleterre noho Suisse Matanjaky soa..Mba anova lahy nja Investiment kelikely.
@mamamyranarison639
@mamamyranarison639 8 жыл бұрын
m'
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Tsy mipitika ve ireny kapa ireny rehefa raikitra ny hazakazaka sy ny fifanen-jehana?
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Hi hi hi, efa sur terrain vao mamerin-desona le!
@emigab5497
@emigab5497 3 жыл бұрын
Question : where are the fathers of those kids? Answer : they are the dahalo. All of a sudden no men in the village..... how come ? By the way i come from Fianarantsoa. I speak, write and read malagasy. Yes indeed this dialect is very hard to understand but after one or 2 weeks with them i do not find problem to understand and speak. In my region d'Ambositra et d'Ambohimahasoa the dahalos do not live long because the people give the infos to the trackers .
@denisecourtois7226
@denisecourtois7226 8 жыл бұрын
rehefa avy ny ady zay vao ampianatra ny miaramila tena mahamenatra kanefa enganie tahin,itompo ANndriamanitra @ lalana hombanareo areo mahereza ,
@ziannandrianarisoa3663
@ziannandrianarisoa3663 3 жыл бұрын
Salut jaimetro la chonson 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😘😭😘😭😭😭
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Ary tsy mahay teny gasy anagaha ry zalahy no atao teny frantsay ny baiko?
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 5 жыл бұрын
Mbola voazanaka!!
@tiavinamiaritia4834
@tiavinamiaritia4834 7 жыл бұрын
Tsis akizi lah tanora mits sadi tsis dada daol ve ??
@urbainmichel7013
@urbainmichel7013 8 жыл бұрын
miants ny mpiaro ny zon' olombelona mba tena ijery akaiky zao fa matimaty foana ny vahoaka malagasy.ahoana ny anavahana dahalo sy ny tambanivohitra ;
@salmarachelle3751
@salmarachelle3751 9 жыл бұрын
Mbo vagno vw malaso igny ao?.. mivavaky ho anareo endrilahy ranadahy isany; tsy hita sasy gne marina @nazy ty; ereo mahilala io tia tegna; aleo mitandriny samy tsika f ka miantehitry olo sasy..mafy izty ry havako Betroko isany...ndrindra tsika andriry ao avido agny aby gnaomby f ho maty2 vw Ce trop triste pour ma famille dans l'Andriry du Betroka :'( :'( :'( :'( :'( :'(
@TinaTina-ol8zc
@TinaTina-ol8zc 9 жыл бұрын
Fa ombin'ialahy isany angaha no haloany @ dahalo no hoe tsy azo ekena ny handoavany omby hatao rançon? Fanjakan' ialahy tsy afaka miaro azy ka nahoana izy no tsy hanome omby hanavotany ny ainy? Sa tokony nanaiky novonoin'ny dahalo tany izy 2 lahy fa tsy hanome omby? Fomba gasy ny hoe raha ho faty aho......matesa ra-omby ka tsitako izay fahadisoany.
@cardinalblack5964
@cardinalblack5964 7 жыл бұрын
Ok, I'm Kenyan. Read about the Dahalo in today's Nation newspaper (KE) (August 25, 2017). Came to KZbin for research. Your documentary is one of the best I can find. But I don't understand shit. Here's the deal, I'm cognizant that the production is sufficient for your non-English viewers' consumption, but if you want to highlight the plight of Southern Madagascans, you have to cast your net wider. You can reach more audiences by simply encoding English subtitles. My motives? I'm a research consultant and I review information from anywhere between Prudhoe Bay, Alaska to the Ora Caves of New England, Papua New Guinea to The Falkland Islands (UK) off the Coast of Argentina. That is how I arrive at odd videos like this one that are largely inaccessible to the English-speaking world. All the same, I hope the Madagascan people resolve that conflict soon. War is never good for anyone because everyone looses, that's why any victory is usually Pyrrhic.
@fidelerandria9121
@fidelerandria9121 6 жыл бұрын
i understand what you feel, and plus the dialect those people in the south are speaking is a bit difficult even for me a Malagasy. I hope they will consider your proposition and we are looking forward to knowing the answer soon
@BonjourCmarie
@BonjourCmarie 2 жыл бұрын
Il ne faut pas se tromper sur l'identité des dahalos. La majorité des vols, pillages, meurtres, ne sont pas les faits des dahalos, mais des policiers, gendarmes, militaires et politiques, qu'ils accusent de tous leurs méfaits. Les dahalos d'aujourd'hui sont des jeunes militaires qui ont étés formés par l'armée et non pas été pris par la suites. Ils ont bons dos de portés tous les crimes des autres. OK ! Il est fort probable qu'ils portent une responsabilité de leur côté. Mais dans un pays aussi corrompu où le peuple est traité comme des chiens par son gouvernement, sa police, son armée, il est difficile de croire que c'est le seul fait des dahalos. Soit ya un chef qui supervis et les protège. Je connais un des chefs de ce groupe dit dahalo et il m'a raconter l'histoire du début, après ! . Bientôt ! Ces gens vont êtres balayés de la surface de cette terre, tous ces profiteurs qui pilules sur cette îles, qui détruisent ce pays. Alors qu'ils profitent bien ! car leur temps sont comptés. Le "ciel" va leur tombé dessus ou la vangeance de "dame nature" qui les as dans le viseur. TIC ! TAC, TIC TAC ⏲️⏳
@denissvoahary3128
@denissvoahary3128 9 жыл бұрын
Atoa députe ny mpitondra rehefa hanao propagande vo mahita hélicoptère fa raha resaka fandriampahalemana tsy priorité aminy zany , raha ny vidin'ny bois de rose natao saisie any ivelany ahafan mpitondra mamatsy ara-pitaovana ny mpitandro filaminana, kanefa ny mpitondra-tsika tena hita fa otran paosiny ihany no manahirana azy h@ zay
@fanomezanjanaharyeugenieso8005
@fanomezanjanaharyeugenieso8005 9 жыл бұрын
O ra miaramila izay manana basy tsara tarehy iny basy iny OOO HITIFIRANAO ANIZA? MANAHIRANA NY MAMALY ANIZANY ....MAHEREZA RE NAREO HO TAHINY TOMPO
@mamamyranarison639
@mamamyranarison639 8 жыл бұрын
u
@martinlay7629
@martinlay7629 2 жыл бұрын
Militaire avec savates , tsisy kiraro adaptées @ patrouilles
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 8 жыл бұрын
mapalahelo eeeeee olona
@ravmbodysalaka4714
@ravmbodysalaka4714 9 жыл бұрын
lasa niady anaty akata Betiti a , siiiora
@eliotrazafindrazaka1073
@eliotrazafindrazaka1073 8 жыл бұрын
Reto ve Miaramila sa Tabori'ndambo ? Soldats andeha hiady ka , tsisy RANGER'S ,fa Kiranily no an-tongotra .
@poetaalphonselylia3629
@poetaalphonselylia3629 7 жыл бұрын
Eliot Razafindrazaka ref manw tourn naman d kiranill no anwvn fa ts ranger'S no anaovan a!!!!
@fabienfabien6297
@fabienfabien6297 7 жыл бұрын
Manambol ian ng zn l olla ani r manan omby bedeb k manin ra amid n ombi d mfindr an @ville
@christineramampy8807
@christineramampy8807 8 жыл бұрын
j t m
@slouxrasolohery4595
@slouxrasolohery4595 9 жыл бұрын
tsisy basy nipoaka na 1 aza .....
@yasanam9766
@yasanam9766 8 жыл бұрын
vous etez con, ( les soldat vita gasy )
@eltanosy2875
@eltanosy2875 8 жыл бұрын
hoy ilay te ho vazaha nefa tsy mahay
NY VAOVAO DU 20 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
57:54
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 1,7 М.
VOISINAGE de TANA à MAHAJANGA
1:31:59
Kanal Austral TV
Рет қаралды 52 М.
Enceinte et en Bazard: Les Chroniques du Nettoyage ! 🚽✨
00:21
Two More French
Рет қаралды 42 МЛН
The Malagasy army in pursuit of zebu thieves
4:02
Investigations et Enquêtes
Рет қаралды 11 М.
remenabila sy ny dahalo
1:29:20
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 219 М.
MADAGASCAR - Un monde caché
1:21:28
JC Pieri
Рет қаралды 1 МЛН
DOC CHOC DU 28 AVRIL 2024 VONINKAZON'NY ALINA  BY TV PLUS MADAGASCAR
28:56
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 53 М.
Ukrainian forces overwhelmed by Russian soldiers
26:26
Investigations et Enquêtes
Рет қаралды 2,4 МЛН
Madagascar MASTER VF VI (Documentaire, Découverte, Histoire)
53:11
Croisières et Découvertes - Documentaires
Рет қаралды 532 М.
DON DRESAKA DU 19 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:31:19
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 5 М.
DOCUMENTAIRE DAHALO MADAGASCAR By TV PLUS DU 10 AVRIL 2015
42:21
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 97 М.
NY VAOVAOM-PARITRA DU 20 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
58:14
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 188
Madagascar, sur le rivage des Antemoro
50:58
Patrick Profit
Рет қаралды 102 М.