Quelle magnifique chanson, accordée à une musique que seuls les Malgaches y excellent, duo incomparable belle voix, bravo 👍, fantastique tout simplement, merci merci. Une amoureuse de l'Ile, France
@RuffinRanaivoson2 ай бұрын
Amen rala
@natha14387 жыл бұрын
misaotra be de be an ny mpihira fa tena tsara no sady mafinaritra, misimisia ny sahala amin izao, merci fanilo, bravo be dia be
@otismohammed55553 жыл бұрын
I guess I'm kind of randomly asking but do anybody know a good site to stream new movies online?
@andrytianarabezanahary10833 жыл бұрын
Tsara ... tena makasika fo sy fanahy!!! Misaotra Jesosy ! Tahian Jesosy ny tarika! Tohizo fa tena tsara
@ماريماري-ت2ض4 жыл бұрын
Makasitraka indrindra fa tena tsara be ah 🙏🙏🙏
@Ralandison13 жыл бұрын
Fahasoavana avy aminao tokoa 'Ry TOMPO ô ny nahatoy izao ahy !!!
@manjanosy33428 жыл бұрын
Mahay ny Zavatra rehetra ny Tompo Zanahary, mendrika ankasitrahana isan'andro
@donatienrazanapaniry19148 жыл бұрын
Tsara JESOSY! tsy nohony ezaka nataoko no nahazoako anao fa nohon'ny Fahasoavanao sy ny fitiavanao ahy
@jamillamaier11868 жыл бұрын
Tena tsara atao hoe:" JESOA" raha jesosy tsy dia hitako tsara, satria tahaka ny "Salama" salama tsara ampiasaina kokoa fa tsy JANGA😍
@pastoranjato21507 жыл бұрын
Jesosy no teny décliné avy amin'ny teny Grika fa ny teny hoe Jesoa dia ampiasaina am TT fa samy mety avokoa
@andriarimalalasoafetra55885 жыл бұрын
ito no hiran'ny fanilo tiko indrindra ee!! tena mankasitraka Jacquot an!!! mirary soa ho an'ny tarika fanilo!! Tahin'ny Tompo e
@renezandryh30527 жыл бұрын
misaotra betsak ny tarika #FANILO tena fahasoavana tokoa izao