No video

Fitia diso daozy: [Tantara Rnm]

  Рет қаралды 12,646

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy vaovao
Rnm
⛔️TSY AZO AMIDY
#gasyrakoto

Пікірлер: 22
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 9 ай бұрын
Tena mahay n'y mpanoratra, misaotra betsaka tompoko ,tsy diso n'y taholo mizaha toetra aloha vao manampaka n'y hevitra, misaotra tompoko 👏👏👏👏🌹🌹🌹🌹🌹👍
@user-tu2ox8hz5g
@user-tu2ox8hz5g 9 ай бұрын
🎉❤😊Tonga de tsara
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 9 ай бұрын
Hummmm tsara ai misaotra fa mampangala honondraha surtout antegna botra2 ty 😂😂😂😂😂❤❤❤
@perpetueperle6053
@perpetueperle6053 9 ай бұрын
Mankasitrak nizara ❤❤
@4realbeatss
@4realbeatss 9 ай бұрын
Ny fitomaniny ito mpilalao ito kosa tena trop lotra
@razafindrakotocarole1827
@razafindrakotocarole1827 9 ай бұрын
Nhfnaritr se mis anatra hoan reo taitaitra fts Fa tsy mb madinika aloh vo miditr amin fanambadiana !!! Tsy.mora io ehhhh
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 9 ай бұрын
🎉🎉🎉❤❤❤❤
@Poudjah513
@Poudjah513 9 ай бұрын
Mampalahelo
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 9 ай бұрын
Henjana ndray zany fitia diso daozy zany 😅
@hanitranil4489
@hanitranil4489 9 ай бұрын
Sao de tokony oe diso titre no izy??
@valerietsitohaina9742
@valerietsitohaina9742 9 ай бұрын
😭
@rovasoa
@rovasoa 9 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🙏🙋‍♀️🇲🇬
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 9 ай бұрын
Misaotra ô
@lalatinatahina8348
@lalatinatahina8348 9 ай бұрын
Otrany oe tokony mbola misy tohiny e.
@hanitranil4489
@hanitranil4489 9 ай бұрын
Hita oa....tsisy vodiny le izy
@andriamanalinafenosoaangel6452
@andriamanalinafenosoaangel6452 9 ай бұрын
Aiza ko d oe zan no farany
@gsjejhebsbs-wr8vy
@gsjejhebsbs-wr8vy 9 ай бұрын
Tokony mbola hitohy aaan
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 9 ай бұрын
Misaotra nizara!!
@vohangitianajosianerarivos6183
@vohangitianajosianerarivos6183 9 ай бұрын
Ohatran’ny tantara mbola hitohy izany… tsy tsara ny farany…
@apop3771
@apop3771 9 ай бұрын
Misaotra betsaka
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 9 ай бұрын
Merci beaucoup
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 9 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko o ❤🎉
Adalam-bola: [Icm Radio] #gasyrakoto
56:43
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 6 М.
SAVOROVORO (Tantara lava Record FM)
1:10:17
D-aly
Рет қаралды 5 М.
КТО ЛЮБИТ ГРИБЫ?? #shorts
00:24
Паша Осадчий
Рет қаралды 3,6 МЛН
Before VS during the CONCERT 🔥 "Aliby" | Andra Gogan
00:13
Andra Gogan
Рет қаралды 10 МЛН
小丑把天使丢游泳池里#short #angel #clown
00:15
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН
TARA LOATRA : Tantara gasy vaovao (RNM) #
1:35:36
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 22 М.
Marainan'i IALY (Tantara lava Record FM)
1:39:05
D-aly
Рет қаралды 16 М.
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 08 NOVAMBRA 2023 👉 Harifidy RAMANANDRAIBE
1:19:47
Kapitan Enteng - August 27, 2024 #IlocanoDrama #Comedy
17:49
DZWT 540 AM Dramas - Official
Рет қаралды 2,3 М.
DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]
4:07
MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA
Рет қаралды 190 М.
ILAY VADIN'NY RAIKO - fizarana voalohany - saholimalala
14:55
Saholimalala
Рет қаралды 20 М.
КТО ЛЮБИТ ГРИБЫ?? #shorts
00:24
Паша Осадчий
Рет қаралды 3,6 МЛН