HAMPIROBOROBOINA SY HAPARIAKA NY VARY SAFIOTRA

  Рет қаралды 129

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Күн бұрын

Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy i Madagasikara dia nisy ny fifanaovan-tsonia ireo taratasy fifanakalozana mahakasika ny vary safiotra teo amin’ny Ministry ny Raharaham-bahiny, Ramatoa RASATA Rafaravavitafika sy ny Ambasadaoron’ ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, Andriamatoa JI Ping, natao ny 08 jolay 2024 tao amin’ny MAE Anosy, ka natrehan’ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa RATOHIARIJAONA R. Suzelin.
Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fitondram-panjakana amin’ny fanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny fanitarana ny velaran-tany hambolem-bary eto Madagasikara. Hiasa amin’ny alalan’ny Ministeran’ ny Fambolena sy ny Fiompiana ny fitondram-panjakana amin’ny fanapariahana ny vary safiotra izay hita fa mifanaraka amin’ny toetr’andro eto Madagasikara. Marihina moa fa ny vary safiotra dia efa voaporofo ara-teknika ary efa nisy ny andrana natao.
Anisan’ny mpisehatra amin’ny famokarana vary safiotra ny vondrona STOI na ny « Société Trading de l’Océan Indien » ary efa miasa manerana ny Faritra valo eto Madagasikara. Raha ho an’ny Faritra Atsimo Andrefana dia hita fa ambony ny taham-pamokarana raha eo amin’ny sehatry ny vary safiotra raha ahitana vokatra 8 hatramin’ny 12 taonina izany isaky ny hektara.
Nanamafy hatrany ny Ambasadaoron’ny Repoblika entim-bahoakan’i chine fa hiara - hiasa amin’i Madagasikara izy ireo amin’ny fanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto an-toerana.
Ho atao laharam-pahamehana arak’izany ireo Faritra misehatra manokana amin’ny famokarana ny vary.
#MINAE
#mae
#STOI
#Chine

Пікірлер
Hitler in Colour (4K WW2 Documentary)
1:10:44
Best Documentary
Рет қаралды 13 МЛН
Noam Chomsky - Why Does the U.S. Support Israel?
7:41
Chomsky's Philosophy
Рет қаралды 6 МЛН
小丑揭穿坏人的阴谋 #小丑 #天使 #shorts
00:35
好人小丑
Рет қаралды 22 МЛН
Who’s the Real Dad Doll Squid? Can You Guess in 60 Seconds? | Roblox 3D
00:34
the balloon deflated while it was flying #tiktok
00:19
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 34 МЛН
Niger : Tiani surprend tout le monde (P1)
43:35
New World TV
Рет қаралды 112 М.
Dit is Donald Trump: de oud-president die het opnieuw wil proberen
3:24
NOS Jeugdjournaal
Рет қаралды 41 М.
Prix Nobel de physique 2024 sur l'intelligence artificielle
25:19
Livres et Science
Рет қаралды 291 М.
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
13:42
How Jamaica Became the IMF’s Favourite Economy
8:54
TLDR News Global
Рет қаралды 195 М.
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Journal l'Humanité
Рет қаралды 987 М.
“LE CAPITALISME EST DÉJÀ MORT”
44:10
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 507 М.
小丑揭穿坏人的阴谋 #小丑 #天使 #shorts
00:35
好人小丑
Рет қаралды 22 МЛН