HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024

  Рет қаралды 104,372

David Production

David Production

3 ай бұрын

#abonné_vous_sur_ma_chaine_KZbin ❤🧡💛
"Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza Izy , ka tsy hefainy? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?
IZAHO MAHALALA
Ny ahy ny Andriamanitro dia marina foana
Raha misy lazainy na nampanantenainy
Tsy maintsy ho ataony
Na ho ela na ho aingana
Amin’ny fotoany
Na dia tsy hitan’ny masoko aza Izy miasa
Na ela niandry aho tsy nisy nitranga
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Ka dia hihira aho eto am-piandrasana Anao Tompo o !
Hihira aho, hoe ampy ho ahy ny fahasoavanao
Noho izay rehetra nataonao ho ahy
Izaho mahalala fa tia ahy Ianao
Ny ahy ny Andriamanitro dia tena tia ahy
Na dia izaho irery aza tety an-tany
Dia mbola nafoiny ihany, ny zanany tokana hamonjy ahy
Ka tsy omeny ahy maimaim-poana ve izay ilaiko
Izay iriko, izay hantenaiko
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Ka dia hihira aho eto am-piandrasana Anao Tompo o !
Hihira aho, hoe ampy ho ahy ny fahasoavanao
Noho izay rehetra nataonao ho ahy
Izaho mahalala fa tia ahy Ianao
Rejoignez cette chaîne pour bénéficier d'avantages exclusifs :
/ @davidproduction2814
Abonne toi (bit.ly/DavidProduction-KZbin
#abonné_vous_sur_ma_chaine_KZbin ❤🧡💛
Lien : / @davidproduction2814
sub_confirmation=4100
Mes réseaux sociaux
faceboock: / toliaradavidproduction

Пікірлер: 61
@vanessaphilberthine7718
@vanessaphilberthine7718 2 күн бұрын
💖💖💖💖💖💖💖💖😊😊😊😊🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@clementinerafarahanta5806
@clementinerafarahanta5806 27 күн бұрын
Ny ahy ny Andriamanitro dia marina fôna Ra misy lazainy, na nampanantenainy Tsy maintsy ho ataony,na ho ela na ho haingana, amin’ny fotoana. Na dia tsy hitan’ny masoko aza izy miasa, na ela niandry aho tsy nisy nitranga. Izaho mahalala, fa zava mahagaga no nomaniny ho ahy. (2x) Ref Ka dia hihira aho ato ampiandrisana anao Tompo oh Hihira, hoe ampy ny fahasoavana! Noho izay efa nataonao ahy. Izaho mahalala fa tia ahy ianao. Ny ahy ny Andriamanitro dia Tena tia ahy. Na dia Izaho irery aza tety antany, dia mbola nafoiny ihany, zanany tokana, hamonjy ahy. Ka tsy omeny ahy maimaimpoana Ve izay ilaiko, izay iriko, izay antenaiko. Izaho mahalala, fa zava mahagaga no homaniny ho ahy (2x) Ref
@sandraravakiniaina2579
@sandraravakiniaina2579 19 күн бұрын
❤❤❤ Tsara be ilay Tononkira ❤❤❤
@user-ut9uw3cb2k
@user-ut9uw3cb2k 2 ай бұрын
Alléluia ! Mankasitraka JÉHOVAH ANDRIAMANITRA fa tena Lehibe ny FitiavaNAO ahy.Mino aho ary fantatro fa manomana Zava- Mahagaga ho an'ny fiainako ILAY tena Tia ahy. Alléluia ! Merci SEIGNEUR JÉSUS pour Ta grâce et Ton pardon. Alléluia!
@rasoarimalalaclaudine4346
@rasoarimalalaclaudine4346 2 ай бұрын
❤❤❤ mitombo fahasoavana atrany Henika tahin'IJesosy antrany enao sy ny ankohonanao rehetra
@NorosoaAndri-vk2ib
@NorosoaAndri-vk2ib 2 ай бұрын
Mankasitra hatrany Henika Deraina Jesosy 😍😍😍
@user-oz1gt2bh6m
@user-oz1gt2bh6m 2 ай бұрын
Deraina ny Tompo @fiderana vao2 tena feno fankatoavana an'Andriamanitra ❤❤
@Lafille_de_roblox12345
@Lafille_de_roblox12345 Ай бұрын
Tena nampahery ahy satria manomana zava mahagaga ho ahy Ianao Tompo o🙏🙏
@daehlemuri1989
@daehlemuri1989 2 ай бұрын
Tiko loatra ❤de latsaka ny ranomaso mihaino any le hira
@CelestineRavoarcel
@CelestineRavoarcel 2 ай бұрын
Mankasitraka tompoko Mitomboa @:Fahasoavana❤️
@lalainarandrianjafy5317
@lalainarandrianjafy5317 6 күн бұрын
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@user-wu3vh8oy1i
@user-wu3vh8oy1i 3 ай бұрын
Merci pour ton amour Seigneur ❤
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@rasolofomandimbyvolahasina6433
@rasolofomandimbyvolahasina6433 2 ай бұрын
Tsara loatra❤❤❤❤
@shantrashantra7783
@shantrashantra7783 2 ай бұрын
Mankasitraka re tompoko ô mitomboa fahasoavana , mampahery be lay hafatra❤❤🙏🙏🙏
@ariniainarandrianaivo7159
@ariniainarandrianaivo7159 Ай бұрын
❤❤❤ tiako
@user-ye1fi2bm8d
@user-ye1fi2bm8d 3 ай бұрын
merci henika
@RinaFenontsoa
@RinaFenontsoa 2 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤tiko loatra♥️♥️♥️
@rakotomalalahenri8642
@rakotomalalahenri8642 3 ай бұрын
Tiko loatra !!! izaho mahalala fa misy zava-mahagaga nomaniny ho ahy !!! Amen!!
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️
@RafaliharitianaverohantasoaJos
@RafaliharitianaverohantasoaJos 2 ай бұрын
❤mankasitraka
@evelineclaudgambais7719
@evelineclaudgambais7719 Ай бұрын
Merci fa tena mampahory n'y hita izay ataonw,tahin i JESOSY
@evelineclaudgambais7719
@evelineclaudgambais7719 Ай бұрын
Mampahery no tiko tenenina azfd tompoko
@stevennat6987
@stevennat6987 Ай бұрын
tena tsara ❤❤💕💕
@RinaFenontsoa
@RinaFenontsoa 2 ай бұрын
❤❤❤tiko loatra❤❤
@AntsaNomenjanahary
@AntsaNomenjanahary 2 ай бұрын
Waouhhhh marina lotra ❤
@maminiainajoanarakotoariso6456
@maminiainajoanarakotoariso6456 Ай бұрын
Amen 🙏👌
@MazaoroRojo
@MazaoroRojo 18 күн бұрын
misaotra e. Tena mampitodika be amin'Tompo
@LolaAndrian
@LolaAndrian 3 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@antonellamickael3596
@antonellamickael3596 Ай бұрын
❤❤❤
@RaharilalasoaMialy
@RaharilalasoaMialy 9 күн бұрын
❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏
@tianaandriamapandry1043
@tianaandriamapandry1043 2 ай бұрын
ho an'i Jesosy irery ny voninahitra
@user-wz4ly7pw5f
@user-wz4ly7pw5f 3 ай бұрын
❤❤❤ zaho mahalala
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@user-bo8fl1lt5c
@user-bo8fl1lt5c 14 күн бұрын
Tena hoe Tahin'Tompo antsika rehetra' ❤❤
@ranaivoarisonromain8056
@ranaivoarisonromain8056 6 күн бұрын
Tena marina loatra
@ninanina-ju2qn
@ninanina-ju2qn Ай бұрын
Misaotra Tompoko🙏🙏
@user-yl5cv8qo7s
@user-yl5cv8qo7s 2 ай бұрын
Rien à dire, tohina n'y fo fa tena mahay mihira ianareo, tohizo.❤
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@narindrafetiniaina7204
@narindrafetiniaina7204 3 ай бұрын
Tsara be ❤❤❤❤
@user-ml2nl2pc8b
@user-ml2nl2pc8b 2 ай бұрын
Tsara Jesosy ❤️❤️
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@mamiratranoromalala2365
@mamiratranoromalala2365 2 ай бұрын
Tiako ianao Jesosy ah ❤️❤️
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@user-ns2ix6cf3r
@user-ns2ix6cf3r 3 ай бұрын
😍
@harenabadigarazafindrakoto6734
@harenabadigarazafindrakoto6734 3 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@verosoanirina1571
@verosoanirina1571 3 ай бұрын
Zava-mahagaga no omaniNy ho ahy!
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@Jean-LucTsiresy
@Jean-LucTsiresy 3 ай бұрын
❤❤❤🙏❤❤❤
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@user-cf7ex5uf7u
@user-cf7ex5uf7u 3 ай бұрын
♥♥♥♥
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@christellenarisoa4155
@christellenarisoa4155 2 ай бұрын
❤❤
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@rakotobeheriniainaperline5456
@rakotobeheriniainaperline5456 2 ай бұрын
tiko loatra lay hira.tsara Jesosy
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@davidproduction2814
@davidproduction2814 2 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️
@user-wu3vh8oy1i
@user-wu3vh8oy1i 3 ай бұрын
Merci pour ton amour Seigneur ❤
@user-ye1fi2bm8d
@user-ye1fi2bm8d 3 ай бұрын
merci henika
@elianehobinirina8413
@elianehobinirina8413 Ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Rakotondrasoa Karim
Рет қаралды 393 М.
IZY - Henika | Cevam church
5:08
cevam network
Рет қаралды 907 М.
Would you like a delicious big mooncake? #shorts#Mooncake #China #Chinesefood
00:30
1❤️
00:20
すしらーめん《りく》
Рет қаралды 33 МЛН
Izay vonona no mandeha + Tononkira  - Rija Rasolondraibe (2024)
5:31
Priscilla Rakotomalala
Рет қаралды 20 М.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Matthieu Princy
Рет қаралды 6 МЛН
Joseph d’af - ny mangina
4:46
joseph d'af officiel
Рет қаралды 8 М.
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Pepe Shine
Рет қаралды 983 М.
Mangataka rano (tononkira) - Rija Rasolondraibe (2024)
4:49
Priscilla Rakotomalala
Рет қаралды 23 М.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Reko Band
Рет қаралды 1,5 МЛН
NO LIMIT - Bodokely Ministries
7:08
Bodokely Ministries
Рет қаралды 12 М.
Groupe Ny Avo - Voady - Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018
4:51
Media Conceptor
Рет қаралды 2,1 МЛН
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,2 МЛН
Bidash - Dorama
3:25
BIDASH
Рет қаралды 40 М.
Sadraddin - Если любишь | Official Visualizer
2:14
SADRADDIN
Рет қаралды 125 М.
Saǵynamyn
2:13
Қанат Ерлан - Topic
Рет қаралды 71 М.
Asik - Body (Lyrics Video)
2:42
Rukh Music
Рет қаралды 741 М.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Yetar (Official Music Video)
8:28
NevoMusic
Рет қаралды 3,5 МЛН