HIRA ANDRY RAJOELINA BY TULEAR

  Рет қаралды 49,598

tgv communication diego suarez

tgv communication diego suarez

Күн бұрын

Пікірлер: 48
@naterivers1151
@naterivers1151 5 жыл бұрын
io gnanay tia anay agny la cote tsy manakavaka misaotra president
@hniaina3455
@hniaina3455 6 жыл бұрын
Toliara en force .numéro 13 avao ny anay ✌✌✌✌✌
@lordrayandriantsoa5251
@lordrayandriantsoa5251 6 жыл бұрын
Raha ny eto Tana aloha dia Misy ireo olona itako manao TS IEM sy HVM Kanefa TIM no ho fidiany @ 07/11 izao. Tsy very 'ny fanantenana fa mbola mahatakatra 'ny tena mety Kay 'ny Malagasy. Ny ahy aloha dia ny n°25 ihany, hainareo izy e : Mpanangana fa tsy mpandrava.
@antatsimoantatsimo4522
@antatsimoantatsimo4522 6 жыл бұрын
velombolo mihts mitandregn azy✌✌✌✌👂👂💋👂👂💋💋👂👂👂👂💋💋💋💋💋
@augustinramiandrarivony9837
@augustinramiandrarivony9837 6 жыл бұрын
Manan-talenta lehiretsy ny gasy a!tena mandona le hira;mankasitraka
@iledauphine
@iledauphine 6 жыл бұрын
Ho tahiny Tompo lahy iha President Rajoelina Numero 13 masoandrony madagaskar Ho Tahindragnahary ho tahiny raza Tany masiny Madagaskar Harovandragnahary Amen Iha avao gnanay 💗❤️❤️❤️❤️😍😍😍😍 President Andry Rajoelina Ho Tahiny Tompo Amen Iha gnanay
@ramarosonzo6362
@ramarosonzo6362 6 жыл бұрын
Masoandro nareo raiky fa tsy gnanay
@rajaorrbonjour4682
@rajaorrbonjour4682 6 жыл бұрын
Merc ANDRY
@ravoniarisonvictor4065
@ravoniarisonvictor4065 6 жыл бұрын
Raha lany filoham-pirenena eo tokoa izy ,ka vitany daholo ireny zavatra nolazainy,be ny ho lasa gaigy ireo olona mpanambanimbany azy @ ny hoe ;foza e,sns ....Angatahana @ Tompo mba ho lany izy e.Indrisy moa fa samy hioty ny zava-bitany daholy na ireo mpanaratsy azy ireo aza.Ireo mihintsy aza no mety hitsamotsamina ery.
@briannaleonore4884
@briannaleonore4884 6 жыл бұрын
Zay ra tiako ay ✌✌✌✌✌
@bernadettelagrange751
@bernadettelagrange751 6 жыл бұрын
Hotahin'Andriamanitra ianao Président Andry Rajoelina mba hahatotosa soamantsara ny adidinao
@sylvoalias
@sylvoalias 6 жыл бұрын
Tsapiky Rajoely toy baba ka la manaova soa tsy ho sempotsy .....misaotsy anareo lahy Tolosy ...
@ravoniarisonvictor4065
@ravoniarisonvictor4065 6 жыл бұрын
Olombelona tokoa ity Andry Rajoelina ity ka.Ho ela miaina tokoa anie io tanora io.
@itokisanasolofo3610
@itokisanasolofo3610 6 жыл бұрын
Akory re Ra-Victor ianao any. Miandry voka-pifidianana ve? Alamindamino ihany ny mpiara-mikatroka fa toa mafampana ty fiandrasana valim-pifidianana ity. Mirary soa anao e.
@cintkamovie3766
@cintkamovie3766 6 жыл бұрын
Tsara b le hira.mankasitraka.vive le sud!
@arivonyrajao894
@arivonyrajao894 6 жыл бұрын
mankasitraka ny vahoaka an'i tulear, satria dia mbola nasehony izy ireo fa tsy mivadika ary manohana hatrany ny filoha andry rajoelina ny mponin'ny toliara, fa ny fitiavana no lehibe indrindra e
@cecilerazafiarimbolatiana8152
@cecilerazafiarimbolatiana8152 6 жыл бұрын
Tiko be le hira
@jullijulli2009
@jullijulli2009 6 жыл бұрын
Makasitrak ny mpamorokira tsarab de mba ny hofitiavana no lehibe indrindra tokoa niaaaaa
@ylangmessenguiral1406
@ylangmessenguiral1406 6 жыл бұрын
Aza b critika fa tsara ilay hira sadi ok 13 aru adknonareo a.gaha ni zava niseho tamini 25 sy 12 merci
@vivianerazafimahaleo2516
@vivianerazafimahaleo2516 6 жыл бұрын
ALEFAAAAA,ZE MALAY KA HO RITSY,ZE TSY TEA MISITSY EEEEEE
@anichanirina4904
@anichanirina4904 6 жыл бұрын
Hafa avao antsimo manao raha Matavy vinta
@elyasleoncine8346
@elyasleoncine8346 6 жыл бұрын
Wawo ❤❤❤❤❤❤👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@raissacastel8188
@raissacastel8188 6 жыл бұрын
Rajoeli n'13 fa lani androso eki gasikar a
@fonomezaburinranaivoson9776
@fonomezaburinranaivoson9776 6 жыл бұрын
Mankasitraka President an
@itokisanasolofo3610
@itokisanasolofo3610 6 жыл бұрын
Mamofompofona fandripahana ny harem-pirenena izay rehetra alehan'ity candidat ity. Asa na dia tsy mahalala ny tantara tokoa ireo olona ireo na mora manadino. Ny Lundi noir nahafatesana olona marobe tao Tanà, ny 7 février nitondrany vahoaka hatao sorona teny Ambohitsirohitra, ny fahapotehan'ny fiainam-pianakaviana maro noho ny fanapotehana ny orinasa mba natsangana hiasan'ny malagasy, betsaka no mbola tsy tafarina hatramin'izao ireo fianakaviana ireo, ny fandripahana ny bois de rose, ny fivarotana an'Ambatovy sy Soalala, sy ny fiakaran'ny vidim-piainana, dia tsy takatry ny Malagasy ve ireo e!!! Dia tena mora manadino tokoa ny vahoaka ka mora voasitony. Nefa toa maha kely finoana ihany ny handreseny amin'ny fihodinana faharoa. Enga anie samy handinika ny Malagasy rehetra ka hifidy araka ny feon'ny fieritreretany fa tsy ho voafitaky ny vola intsony.
@maminirinaeulalie9504
@maminirinaeulalie9504 6 жыл бұрын
Misaotra fa tsara be ilay hira
@pelasoabibiky1356
@pelasoabibiky1356 6 жыл бұрын
Solution nao baba😂😂😂😂 eka lahy nenilahy
@francoiserahantanirina5912
@francoiserahantanirina5912 6 жыл бұрын
Toliara numéro 13
@mayagasy7711
@mayagasy7711 6 жыл бұрын
✌✌✌✌✌
@eriasecodarsmichtz1344
@eriasecodarsmichtz1344 6 жыл бұрын
Olona corrompu daholo ireo akaiky an'i Andry Rajoelina ireo!
@iledauphine
@iledauphine 6 жыл бұрын
RADO CSR Nareo ro,corumpi mpamono olo Tsy matahotsy njagnahary Fidio Andry oi oi oi oi Ho tahindragnahary iha President Andry Rajoelina Madagasikar tany masy Tany io misy masony Hazo ialofatsikareo misy masony Numero 13 Ho tahindragnahary lahy iha toute ta famille Harovandragnahary tanintsika io lahy Toliara manohanao lahy
@eriasecodarsmichtz1344
@eriasecodarsmichtz1344 6 жыл бұрын
Ia tsy Ravalo fa aoka enao hitandtina !Ia te hanova ity fanaovana politika eto amintsika ity androany tgv radem hvm !ary ireo olo ireo foana no milaza fa manana vahoaka eto!
@lalainatombo2934
@lalainatombo2934 6 жыл бұрын
Mangataka am zaghahari atsika
@rahelinirisoasuzanne5064
@rahelinirisoasuzanne5064 6 жыл бұрын
Hafa ihany tulear tsy miroro mankasitraka e
@fanjaloriana1834
@fanjaloriana1834 6 жыл бұрын
N13 hatran' ny farany
@voahangyraharinirina1415
@voahangyraharinirina1415 6 жыл бұрын
Fidio Andry e
@voahangyraharinirina1415
@voahangyraharinirina1415 6 жыл бұрын
Fa mahazo bildine nareo sy mitaingina métro sy tramway efa tsy andrinay n'y alany any andry itangenana tramway sy métro sy hipetrahanay tuliare@buldine de zarainy andry blog daholo ny ankizy ny andry nay ko tsy maintsy manao lainga mamaitabaoka fa sao tsy mahazo seza ny andry ny any Provence ihany mako sy ambanivolo no azo fitahina fa maivandoha
@voahangyraharinirina1415
@voahangyraharinirina1415 6 жыл бұрын
Karana mako tsy mahaofa ireny bildine fa ny any tuliary sy any ambanivolo no mipetraka@ireny gratuit
@voahangyraharinirina1415
@voahangyraharinirina1415 6 жыл бұрын
De zarainy andry anay lo karamany isambolana
@reyph742
@reyph742 6 жыл бұрын
TSY MILA OLONA MPANDROBA NY FIRENENA NY VAHOAKA MALAGASY ! !!!
@lordrayandriantsoa5251
@lordrayandriantsoa5251 6 жыл бұрын
Efa nampadohalika 'ny Firenena ianao aoka izay , bahanana ianao fa ho rotika tanteraka i Mada raha ianao no eo. K25 hatr@ farany.
@FANGATO974
@FANGATO974 6 жыл бұрын
je suis pro ravalomanana
@donaldms53
@donaldms53 6 жыл бұрын
zay fidinlah f zah 13
CLIP ANDRY RAJOELINA HIRA FANEVA NUMERO 13
4:52
tgv communication diego suarez
Рет қаралды 393 М.
FIAINAN'I ANDRY NIRINA RAJOELINA DU SAMEDI 01 DECEMBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:16:54
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 77 М.
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 16 МЛН
Quando A Diferença De Altura É Muito Grande 😲😂
00:12
Mari Maria
Рет қаралды 45 МЛН
Мен атып көрмегенмін ! | Qalam | 5 серия
25:41
Kakajoh-ka boka vava(Lyrics by RICHAD LABEL)
5:08
RICHAD LABEL
Рет қаралды 105 М.
Hira FANEVA KEN 2024
4:33
AFAFI-FET Madagasikara
Рет қаралды 17 М.
"A vous la parole" avec le groupe Mahaleo : Dama et Bekoto
32:55
Midi Madagasikara
Рет қаралды 12 М.
TOHINY FITSIDINAN'NY FILOHA ANDRY RAJOELINA AÉROPORT IVATO
30:26
VAOVAO MALAGASY
Рет қаралды 1,1 М.
Hira faneva ny  JMJ mada 9 2018 (Mahajanga) OFFICIEL
5:35
Florent Gasy
Рет қаралды 28 М.
IRENE remet LUC HERVE à sa place....,
10:08
tgv communication diego suarez
Рет қаралды 12 М.
Gascar fenosoa ft Herilala Ramanantsoa Hira Faneva
8:29
VAOVAO MISONGADINA
Рет қаралды 4,5 М.
ANDRY RAJOELINA Hira faneva 2023
4:44
LS LOJHANE
Рет қаралды 187 М.
John Gasy_Makorely tsapiky toliara (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)
4:44
FIDA CYRILLE RUDY DIDI TSAPIKY TOLIARA
Рет қаралды 136 М.
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 16 МЛН