Dia veloma ry Madagasikara malalako.voavidy. ambongadiny ianao.Indrisy!!!
@andriramaroson8520Ай бұрын
Manomana sahafy ny financement n'ny 3ème mandat'n'izy! !!!!
@henriandriana42486 ай бұрын
De miheritreritra nareo ra malagasy fa vita Téo nareo s'y n'y taranakareo Amin n'y ho avy
@abuharis70096 ай бұрын
😂😂😂😂
@MargueriteSoatssra6 ай бұрын
Drogue fort sy vola maloto ary volamena sy harenankimbotany jiaby hivoaka ary mbola hifainy ambarany mora baka io arabo
@salimataali94036 ай бұрын
Karaha mila président jeune anareo amboakany anareo ny maha jeune izy
@lovarajohnson1336 ай бұрын
?
@raymonderakotomalala33806 ай бұрын
MBA sokafo n'y saina s'y maso ry malagasy matoa n'y zanany entiny miaraka aminy any Dubbai dia anao affaire maïzena miaraka aaminy Rainy efa lavo i Gasy aminy Arabie i Gasikara
@MeliZai-c4p6 ай бұрын
Dubaï ,efabe vola.dia hi-profite,fananan-tsika koà ,Dia ho faty tanteraka Ty Firenena malalan-tsika Ty.
@giseleramasiarinivo97456 ай бұрын
Fitondrana mafia, mila harodana io fitondrana io fa mijaly ny vahoaka
@rijarazafiarison76836 ай бұрын
Utilisation des fonds publics pour ses intérêts personnels
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tsy mbola nahita Filoha mpangalatra sy ( Mafia ) hatramin'ny niainako , ankoatrin'ity Filoha Andry Rajoelina ity ! Tena ampatoriny ny vahoaka rehetra Malagasy , na ny manam -pahaizana, na ny vendrana , na ireo milaza azy fa tsy manaiky izany ! Tena Filoha Demony manara- penitra ity Andry Rajoelina ity tompoko ! Dia inona ary izany no andrasan- tsika @ ity Firenen- tsika Malagssy ity ? Tsy tokony jerem- potsiny ity Filoha ity , fa tena mamotika ny Tanindrazana ! Masina ny Tanindrazana !
@JojoAlshahwan6 ай бұрын
😭😭😢Mampalahelo Mahazo Madagascar e
@RosniArletteRaholimalala6 ай бұрын
ZAFIMAHOVA fa tsy RAzafimahova
@MargueriteSoatssra6 ай бұрын
Izy ambadika so ary zananio tokony atao enquete raha miova ny fitondrana nareo vahoaka matahotra ary ny io mpitondra io profite
@Ratita6786 ай бұрын
Samy mafia mihaona e. Amin'izay sady mianatra, mampianatra no mivarotra sy mitady lalam-bola satria efa very lanja eo @ sehatra fangatahana mahazatra izay efa mahakobo ny toetra ratsiny sy halabotry ataony .
@payetbruno81006 ай бұрын
Ny samy mafia anie mora mifankahazo sy mahay miara miasa e!
@Cld036 ай бұрын
loso ai , loso ai , losooooooooooooooooooooooo
@jobellsybevahiny19966 ай бұрын
Ahia koa volamena azo entina tsotra zeo fa juste manao déclaration fotsiny de vita Mbola hoavy aminao ny fiafarany 😡 Tokony gelégna fananany zanany io satria enrichissement sans cause
@zafinjanadambo6 ай бұрын
Mbaaa asio resaka ireny bois de rose 30 conteneur nahondran ny hvm any singapour ireny fa efa nivoaka ireny tompoko ooo. Y madagascar anie ireny harena ireny navoakan y hvm??? Lafo ve i madagascar sa ahoana ny fanehoan kevitrareo???????? Fanomezan drajao sinoa nangady volamena tsika teto firy tonnes isan kerinandro volamen nivoka teto ry zalahy ka mba inona zava bita drajao teto nandritrin ny 4 taona namelany vazaha sinoa teto nitrandraka volamena??? Lafo ve i madagascar sa mindrana tany m sinoa isika mipetraka a madagaqcar ity am zao ry serge !!!!be anie volamena nomendrajao sinoa teto ry zalahy aaaaa!!!sisi dranomasin ny madagascar nomendrajao hanaratoan ny sinoa pendant 30 ans!!!!30 ans tompoko ra serge aaaa..mba mis saina sy ati doha marina va ialahy iiiiza no tena namarotra i madagascar???????? 1% mba contrat mba nanaovan i ravalo contrat tam cobalte..1%njaran ny malagasy mba sahindravalo nanao sonia izany???? Iza no tena bamarotra i madagascar????? Misotroa ronono refa tratrin ny retour d age ry serge fa aza mandrora miantsilany e!!!!! Fampitahana zavatra tsy hain ialahy akory?????o r zalahy aaaaaaa. Iza no tena namarotra an i madagascar marina????? Vao 4 taona monja teo i rajao!!! 4 taona aaaa!!!nomendrajao contrat 30 ans ny sinoa hanjono am sisi dranomasin ny madagascar??? Voafaokan ny sinoa tam arato electrique ny sisi dranomsin ny madagascar voafaoka hatram corail ..iiiza no tena namarotra an i madagascar???? Am zaony malagasy mahantra kely lasa manjono au large a combien de km vao afaka mahita trondro jonoina??? Lay mampihomehy dia iz 2 lahy manao contrat abusif am vahiny indrindra no be tabataba hoe mijaly sahirana ny vahoaka!!!taiza ny fanahin iz ireo fony iz reo teo? Fa taiza koa ialahy tam zany fotoana ry serga tsy nikapokapokaaaaa...an??..efa teraka ve ialahy tam zany sa lohaben ialahy io ihany no nivoaka fa ny vatan ialahy 2023 vao tafavoaka?????? sa nihaodihaody nanao vacance tany chine nijery fandehany volamena nomendrajao ireo sinoa zay nahondran iz ireo teo dago?????????? Na injato hivezivezy any dubay i rajoelina dia aleo i rajoelina mihitsy no manao bizina ny harena mba hainy manorin zavatra am vola azo av m harena toy nataony ny bois de rose tam tetezamita namidiny...nanaovany demonstration tam mpanohitra mpannnngala bolam bahoaka teto fa hay na dia tsy mahazo fanampiana ara bola i madagascar dia azahoana vola ny harenan ny madagascar n'a dia tsy nahazo famatsiam bola nandridrin ny 5 taona nefa afaka nandoa trosan. Ny madagascar 5% i rajoelina izay naharihariny fa tsy tantin i ravalo nahaheno lay tenin drajoelina hoe afaka nandoa trosa 5% i rajoelina nefa tsy nis famatsiam bola...te hanadio tena i ravalo satria hoenne loatra tam volam bahoaka nividianany air force one zay nahatonga fandakam bahoak az tam.sezany..nahavita nampisondtotra karam 10 % isantaona i rajoelina nega tsy nahazo.gamatsiam bola..i rajao 7 % moja no mba nasondrony tam karamam piasam panjakana nefa tsy hitanao akory zay mba zavatra boahoriny manerana ny distrct manerana an i dago....nahavita nando karamam piasamnpanjakana..mbola nsahy nanao kianja mantapenitra any toamasina..nasahy naorina hopitaly na dia tsy nitohzan i rajo nul lahy iny...haindrajoelina mampiasa vola azo avy harena misy eto avadika vola fa tsy manmbitamby bank mondial nampitamby ny volany i rajoelina tm tetezamita...ka am.zao na hanao voyage isan kerinandro any dubay i rajoeli tompoko haindtajoelina mamadika volan arena haodiina hanamboarana foto dragitr asa..fa tsy faly hanfany andro hanaratsy andrajoelina hanao trafique maloto eto ihany fa tsy mba jerena ny zava bitany 5 taona nitondrasany teto izay asa iza mis orin sa mihorina am anrndrjoeli sy mialy fa efa manana irin asa n iz ireo manokana iz mibady fa tsy miraharaha hangalatra harem pirenena eto hoan. Tomboysoa.manokan oz ireo..betdaka harena nivoak antsokosoko teto izay nadritrin ny 5 taona nitondtasan i nndry hatr izao zay fo toa tsy mis liste anaran drajoelina zay toanare rohirohiana mihitsy anatin ireny tragique n harena livoaka ireny .ry zalahy f hoana marona hoy fandaharan ny mbs iz ty e!!!!
@DARIVONY6 ай бұрын
Ngà. reo ihany ?? Ary Ilay 3 000 000 euros tratra tao anaty valizin'ilay mpanolotsainy tao @ seranampiaramanidina tao Paris ??? Ingahy Zafimahova mianakavy koa ange efa fantatra fa manana "haine viscérale" an'ireo Merina êê!!!
@zafinjanadambo6 ай бұрын
Rah ny tenako mahita i hvm nizara vola tam député tany hôtel pwn d or ka mba hita fa mba nanao soa vahoaka am reny volam bahoaka ireny??? Deraiko...n iza n iz ...lba firy tam reny solom bavam bahoaka ireny mba hita fa mba hita fa nanao asa soa hoan n'y madinika tam volam bahoaka ireny??? Lba tanisao hoe iza??? Ary taiza ??? Ny hitako aloha dia i député nicola androanasolo...mba nitsinjo ireo gadra. Nitondra vatsy kely..zay ihany no azo tanisaina...raha momba ny vola an i lanto rvatomanga??tsy nisy banky vaky teto tam zany fotoana...ka tokony asiana débat zay nivoahan iny vola iny nefa tsy nahitana tohiny moa iny ary iza no voasazin ny fitsrana tam raharaha vola 3 milliard. Ka am zao ..mba firy boriborintany eto antananarivo???????iiiiiiiza....iiiiiza??? Boriborintany zay tantanan.ny député iiiiiiiiza no tena hita am zao fa manao asa soa am vahoaka???? Aoka hitsara ary samy mijery fabdaharana isaka radio télé zay mis eto andrenivohitra....rah ny volan ny bois de rose namidin drajoelina tam tetezamita dia nasehony. Ary nilazainy tam minisiny. Fa hamarotra ampahan ny bois de rose isika .fa tsy mis mpamatsy vola..nanaovan drajoelina demonstration ireny filoha mpambotry volam bahoaka
@joseefanjanirina79626 ай бұрын
Troupe iray ihany angeh ireo .Hery Rajao dia olon'i Andry Rajoelina hiringiriny, izay no nahatonga an'i Hery Rajao natao lany t@ i Halabato 2014,Raha tokony ho i Jean Louis no lany.Dia i Hery Rajao no natao lany ny Hcc t@izany ,no efa niatomboka ny fifidianana ny Hcc.ary nony nitondra tokoa i Rajao dia nitohy ihany koa ,ny affaires maloto ny ry Rajoelina sy ny ekipany ,nitohy ny kolikoly mahatsiravina.mitohy ny fifidianana député ect.Izany hoe raha atao ny analyse rehetra.Raha mbola handany ny 5taona eo Rajoelina,Dia ho lasa tany karakaina tokoa i Madagascar.Satria tsy misy raha nanjary nanomboka 2009,ka h@ ny izao ity.Ary aza manantena inoninona intsony ao Madagascar ao intsony isika,Satria ny stratégie an'i Rajoelina sy ny firongony ,indrindra2 i Pierre bleue ,Dia hangalatra farakizay tratrany @ ireo harena ao.mandritrin'ny 5taona manaraka.Raha mbola tsy vitany ao anantin'izay ary n'y tanjony.Possible hanova lalana indray izy ireo ,fa afaka milatsaka troisième mandat i Rajoelina .Na koa Tonga dia efa hitohy foana ny bodongerona sy n'y tsy fanarahan_dalana hotriny fanaony io,ka hiteny fotsiny indray izy hoe: Mbola hitsaka 2028.Ny tafika sy ny Hcc foana no vidiny hotriny mahazatra .
@zafinjanadambo6 ай бұрын
@@joseefanjanirina7962hitanao??? Lay problem nareo manko? Tsy hainareo ny mampalemy saim bahoaka ...zany hoe aza fidina fa tsy manjary i rajoelina..tsy hainareo hanodina sy hanapempo saimbahoaka...à tana eto fotsiny ohatra...lay radio sy tele nareo mpanohitra? Tsy mba mandeha maka hevitra any am vahoaka maneho idée positive...fa any am negatif ihany...refa sendra manontany am vahoaka ny tele radio ny mpanohitra sendra tafanontany am vahoaka tsy mpomba anareo mpanohitra? Mis olo maromaro anontaniana...manao ahoana fahitanao i rajoelina..nahavita iz..naavita nanorina..aleo tohizany ny vitany....inona ataonareo radio ny mpanohitra???? Tsy avoakanareo am tele kolo tv..mbs mihitsy ireny vahoaka maneho hevitra izay nahita maso hoe iriiiiiii hopitaly voajiron i rajoelina. Sarin n'a kabonet no avoakanareo mpanohitra...teeeena ompa be am telenareo mpanohitra mihiiitsy tompoko mba maneho zavatra hita fa mitsaaaangana be zao toy hopitaly ohatra tokanana..tena tsy hita am écran ny telen ny vaovao avoakanareo..nefa dia hopitaly hitsaboan y taranakao any aoriana...tena tsy mba sahinareo mba mampiseho lalana goudron vita tsara toy rn 44 ireny sns tena tsy hita am écran tele nareo mpanohitra nefa mba mis havanero ihany mba mi roule al reny lalana zay tsy vitan izay lazinao fa nitondra nanjary teto am firen..hopitaly...sekoly. birao hsbd..tsy manjary aminao aminareo ireny fa raha mba olona mafy ianao engao tongotrao mandeha mi convaincre ireo olona mipetra am reny toerana misy foto drafitr asa ireny milaza fa tsy manjary i rajoelina dia ho hita eo valin teny azonao n'a mis antoko tianao halatsaka ho fidina am toerana ireny eee!!!! I robinson tokony ho lany.nahoana i robinson lasa nivadika niaraka tam.rajoelina am zao ar manohana an drajoelina fa tsy i ravalo...tokony mbola nanohy ady i robinson hoe zaho no lany fa tsy rajao..ary tam ravalo niditra tam 2e mandat ????? Ahoana???? Lany va i ravalo???? Efa tsy nilaim bahoaka i ravalo tompoko...ny jadony no nampirehareha az teto ..zay olona mafimafy rehetra nandritrin ny mandat n dravalo nitondra dia any ampasana daholo....azo tanisaina izany...fifidianana 2023...22% vahoaka nifidy an dravalo teto antananarivo renivohitra izay nanaovan dravalo balade isanandro mitaona laisoany...52 % no nifidy andrajoelina...dia ahoana indray fandinihinao an izany????? Mbola lany koa va i ravalo???????manpitaha ny vahoaka ..zooooooooovy olona nitondra teto nahavita zavatra betsaka kokoa tam volam bahoaka...zoooooooovy...any no safidy am zao....zooooovy no tena nanambotry volam bahoaka hoan .y tombotsoa manokany....zoooooovy première damme tena manampy sy manakaiky vahoaka...i madame rajaonao nanao shoping 30 000 000 euros tany paris va?????????.rajao c est nuuuuuuuuuuul...présidé stagiaire...pratique zerooooo...hanavao sekoly...tsy manorina vaovao an!!!manao rénovation école efa antitra..anfaniam bola milliard...c est un pneu de secours le mec !!!nifaninana tam rajoelina....premier tour dia boum!!!!!!nirefotra tam poto 8iiiiiiiiio % baba...tsy aleo nanao prezident fkt???????théorique !!!!ouiiiiiiii..pratique ???? Any am vahoaka izay hitan ny vongamasonareo fa iiiiiiiiio misy zavatra efa tena mitsangana.hita maso..efa nitokanana...zay lazainareo fa hoe ho ravaina...matoa ho ravainareo mpanohitra??? Hay hitanareo ihany fa mis raha manjary mitsangana tsy hainay fananganana tam zahay teo am fitondrana noho ny havaindrananay...
@DARIVONY6 ай бұрын
@@joseefanjanirina7962 Sao Dia marary saina ianao ? "Troupe iray ihany hoe i Rajao sy Rajoelina ??? Koa naninn no nivadihandRajao rhf lany izy ??? Firifiry t@ ireo nitondra nandritry n'y fitondràna hvm no nanidinkodim-bola sy voaroiroy t@ raharaha maloto : Mbola R., Mahafaly PM, Claudine R. Onitiana R. sy ny maro tsy voatanisa ? Iza Ilay super ministre t@ zany andro izany nanongana ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena t@ zany fotoana izany, Dia mbola bé Vava hatr@ Zao ? Ary nanao ahoana ny tohin'ilay candidature-ndrajao ho Filohan'ny vondrona afrikana êêê🤣🤣🤣🤣???