HO AVY NY VAHOAKA-AVOAHY I JEAN LUCE -MARC RAVALOMANANA, SITENY RANDRIANASOLONAIKO, SG TIM,SG HVM

  Рет қаралды 18,251

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер: 89
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 Ай бұрын
Fa Ampy izay ry MALAGASY 🇲🇬 dao hifoha Amin’izay Aza matahotra fa maro isika .Misaotra zoky be Syteny🇲🇬💪🏽💪🏽🙏
@TitaRakoto-b7o
@TitaRakoto-b7o 26 күн бұрын
Misaora n'y gaigy
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
ANDAO Rey olona eeee
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
Loza loatra raha hivadibadika k nahavoatena nareo no namoaka an iny vokapifidianana marina iny faAVOAHY JEAN LUCE ✌️✌️✌️✌️👍👍👍👍
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 Ай бұрын
Raha ireo vahoaka nifidy an'i TOJO no miara -mirohotra ary miampy ny an'ireo hery velona sasany dia tsy hahavita n'ino n'inona ireo tafika very fanahy ireo .😎
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 29 күн бұрын
Ny tafika dia tafika manao ny asany eny ihany fa angah aminareo ny mpanohitra ihany no manana olona eh,sa Tiana hampifadona hifamono ny Samy Malagasy i tsy maitsy zay fiafarany ka
@raholimananatiana6265
@raholimananatiana6265 29 күн бұрын
Bien dit
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi Ай бұрын
Mahasahia MIJOROA hiaro ny safidintsika...mitsangana ry Malagasy fotoana izao!💪💪💪👊👊👊
@TitaRakoto-b7o
@TitaRakoto-b7o 26 күн бұрын
Rah ts ol tsisy atao otranareo ko
@AlanFrancky
@AlanFrancky Ай бұрын
Lera ah
@Masoandromibalika
@Masoandromibalika Ай бұрын
Tena mba ataovo matotra tsara ny paik'ady @ tolona ataon-tsika , mba ho mody rariny ny rano nantsakaina, ka tena ho feno sy ho azo antoka ny fiflilian'ny vahoaka malagasy. Tsy maintsy mandresy ny tolona!!!💪💪💪💪💪!!!
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
OK Dada 👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@ChristRarima
@ChristRarima Ай бұрын
Tsy tao Tana ihany fa ny faritra rehetra. Avoahy ny marina. Midina eny andalambe fa mba hiaro ny safidinay vahoaka izay natakalo vola
@DARIVONY
@DARIVONY 13 күн бұрын
Aza bé ouah! Ouah!ouah! ato fa Tonga Dia tairo Zay tairina raha tena lehilahy ê! Efa betsaka koa ao aminareo no mitady hanao 26 janvier bis indray!
@DadoRajaonaManoel
@DadoRajaonaManoel 29 күн бұрын
Alefa dada miaraka am firaisankina e isika Malagasy rehetra mila sahy mijoro miaraka hanavotra ny firenena miaraka am herivelona rehetra.
@rajaonarisolojustin6505
@rajaonarisolojustin6505 29 күн бұрын
Ny faritany 6 mila misy mpitarika mahasahy sy matipaika tsara dia vita io. Mila miady vao mandresy ✊
@Romuald-s8k
@Romuald-s8k 27 күн бұрын
Bon courage et continuation ho anateo MPANOHITRA N'y miaramila Dia Apolitîque fa Tsy atao Fitaovana Politique C'est le monde a l'envers Situation Effectif Efa Mandresy n'y Vahoaka Ary tukony hampafarina azy n'y Plan raha sanatria ka mamorona Korontana n'y Force de l'ordre Farany n'y Malagasy Aty an toerana ihany no hahavita n'y FANOVANA
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr Ай бұрын
Doroy n'y CENI
@veroniquemoise7783
@veroniquemoise7783 Ай бұрын
AVOAHY JEAN LUCE SY MALAMA!
@ChristRarima
@ChristRarima Ай бұрын
Andao fa lera. Asa fa tsy kabary
@herihaja5415
@herihaja5415 29 күн бұрын
MADAGASIKARA TANINDRAZAN' NY MALAGASY FA TSY EROPEANA AOKA HAZAVA !!!
@Lauradoh
@Lauradoh Ай бұрын
Manahoana daholo e Le Dama Ceni ratsy endrika io mihitsy no tokony samborinareo Gendarme fa tsy zao olona tsy manatsiny rehetra zao, io rangahy lehilahy lehibe docile io no tena fototrizao fisavorovoroana zao Sady tsy menatra no tsy mataho-tody. Nareo mpitandro filaminana dóciles reto na koa ianareo ao Am fitsarana miray petsapetsa amin’ny Tsy marina dia esory ny fanamiana Fa tsy mendrika anareo. Nanao fianianana Masina ianareo koa Mba hajao zany Sao hanenenana, Koa avoahy i Jean LUCE hajao ny zony,tsy nanao ratsy izy
@ChristRarima
@ChristRarima Ай бұрын
Mivavaka. Milahara ansalambe. Velezo ny vy dieny mbola mafana fa tsy tao Tana ihany no nisy hosoka fa tao Fianarantsoa koa sy ny faritravhafa
@ChristRarima
@ChristRarima Ай бұрын
Tonga dia milahara eny andalambe fa foroana izao
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
Ny marina marina ihany Pdt Ra 8 no miantso NDAO !!! Tsy isika no mpanakorontana fa ny tsy mpanao ny marina !
@ahmadaladullah7860
@ahmadaladullah7860 Ай бұрын
ANDRY RAJOELINA mitsy tiha korotana eto Madagascar homeho tojo any ny fandresena io de ok
@valRahary
@valRahary Ай бұрын
Tonga ny fotoana, sahia hitaky ny fahamarinana @ zay.
@herihaja5415
@herihaja5415 29 күн бұрын
TSY fanatika aho fa manaiky ity Andriamatoa iray ity hoe LEHIBE . Feno fanajana azy aho satria TIA ny Olony ho ela velona anie RAVALOMANANA sy ny taranany ireo nDaty havana fatidrà rehetra samia ho lava velona daholo
@ericandriana6856
@ericandriana6856 Ай бұрын
Miantso ianao fa tarito tout de suite MIREVOLTE midina andalambe fa asiana bla bla bla bla be dada siteny andao!!
@tianacaro2398
@tianacaro2398 Ай бұрын
Tonga de midina eny andalam-be miantso ny vahoaka ,maika dia maika araraoty de ny mbola mafana ny vy ,fa aza lany fotoana e ry mpitolona
@farirabemanantsoa6111
@farirabemanantsoa6111 29 күн бұрын
Aoka tsy havadika milisy sy mpikaraman'ady ny tafika malagasy ry zalahy fa ny vahoaka Malagasy anie no manome ny karamanareo e!
@FabriceHajaharilala
@FabriceHajaharilala 26 күн бұрын
Horakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 29 күн бұрын
MIFOHAZA RY MALAGASY MALALA AMPY IZAY NY TSIDRY HAZO LENA NATAON IREO TSY MATAHO TODY IREO
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi Ай бұрын
Mbola tss hala-bato manaram-penitra otry ty hatrizay niainana marina e!😢
@施星星-j8g
@施星星-j8g 29 күн бұрын
Iadivo eo ny sezanareo ry le tsy matahotody mianankavy reto a!
@FanjaRasoamanana
@FanjaRasoamanana Ай бұрын
Tonga de tairo fa ela loatra ny fahapahatrana ny 80 pour vent ny vahoaka Msy trito ny hetsika fa tsy mora2 ny ady fa mila miaritra
@herihaja5415
@herihaja5415 29 күн бұрын
Misy ZAVATRA tsy Azon'ny kelisaina eritreretina hoan'ny zananany zafiny zafiafiny zandohalika zafinkitro zafimpaladia !!!! dia ho aiza moa ny ho avy??? Hanao fikarohana indray ve ,?
@RakotonomenjanaharyChila
@RakotonomenjanaharyChila Ай бұрын
Veleso vily de mbla mafanah zala ah
@ambinintsoaravoniainaandre4066
@ambinintsoaravoniainaandre4066 29 күн бұрын
D anao sorana vahoaka ndray v azona seza
@EthanRamaroson
@EthanRamaroson Ай бұрын
Andao andao fa tena efa tsy rariny intsony Zao andao re olone hanavotra.ty firenena iaramanana ty
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Tsy marina io voalazany io Jean Luce io Tompoko fa olona voakarama izy Io MBA hanakorontana n'y olona
@tianacaro2398
@tianacaro2398 Ай бұрын
Fangalaram-bato sy fandikan-dalana manarapenitra, foza sy dama Arsène no tena misy eto mada (tratra ambody omby fona) tsy menatra o !
@pakyrandim6409
@pakyrandim6409 Ай бұрын
Ny vola ny BE ANTITRA aza nangalariny le maire teo aloha , tsy misy henatra intsony !
@ClementBesoratana
@ClementBesoratana 29 күн бұрын
Miangavy aminareo vahoaka Malagasy ao Antananarivo za fa tsy misy tombontsoa azonao @ fanaovana sorona hoan'ny mpanao politika . Efa maro ny maty atrizay , moa ve mandroso taorian'ny fanaovana sorona marobe
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Anareo mpanakorantana Ianareo efa Téo nefa tsy nahaleo
@TitaRakoto-b7o
@TitaRakoto-b7o 26 күн бұрын
Tamin 2002 n miaramila tany amin caserne😂
@HygieneRAFITOSON
@HygieneRAFITOSON Ай бұрын
Ny zandary ,polisy,mararila koni lasa amboan'i mpitondreee manaraka Zay tiany atao.
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 27 күн бұрын
Raha vao miadaladala eo de Tonga de any aminy Magro no hitsika rehetra no mandeha ataonts ika ritra ny ao fa fananantsika ihany ny ao
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Nahoana anyAntsiranana no tsy nisy Zavatra tahaka io kanefa i Irmar no nisy tao
@patrickrazafindrakoto7430
@patrickrazafindrakoto7430 Ай бұрын
Tonga de misikina St mifonosa vy nareo rehetra milaza fa mpanohitra ireo , tsy hanafosafo na hanao sentiment aminareo io Foza io, lisany milaza fa LIONA sy ZANAKA LIONA ireo no ampiasao ny herinareo hohita eo ny tohiny.
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Tahaka fitondrana ianao Président Siteny nefa tsy voavahanao io olana rano syJiro Ianao anie ao agnatiny fitondrana MBA ino solution MBA nentinao aminy Vahoaka fa tsy manenjika foana
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr Ай бұрын
Efa hita fa Fanjakàna tsy misy fahamarinana io ve ray olona de mbola inona foana no ametrahana zy eo. DEGAGEZ-LES DE-LA. Fa raha mbola himenomenona eo foana ianareo de vo maika koa rangitiny foana. Ary vao maika koa hanao ny tsy mety rehetra izy ireo. Que toutes les forces de l'ordre soient avec vous.
@MioraHoly-f1i
@MioraHoly-f1i 27 күн бұрын
Ary manino moa ny panohitra raha manao fifanarahana @ Malagasy fa tsy hanao politika intsony raha miogana eo io fitondrana io @ zay mazoto ny vahoaka hitolona , ny zavatra misy dia efa leo atao sorona ho any seza n’olona ny vahoaka , raha fitiavantanidrazana tena miredareda ao ampony vahoaka fa leo ,leo atao tohatra fiakarana izy
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 27 күн бұрын
Na président ny fokon Tany tsy mendrika an i taranak io Ravalomanana io
@carlarose6797
@carlarose6797 Ай бұрын
Ary toa tsy mitambatra ny tsy mankasitraka ny résultat n'ny ceni ? izay ilay fahavoazana : gascar, Tahina, ... Aiza ianareo ? Rossy, Ranjeva ? ... Nahoana ? Hafahafa izay tsy manaiky ny ho avy hiaraka à ireto.
@bonnepierrevanderlinden2882
@bonnepierrevanderlinden2882 29 күн бұрын
Tena faikany ity fitondrana ity. Fitondran'ny dictateur
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 20 күн бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tsy ekena tompoko i Madagaskar ho @ izany Dictature izany ! Fangaha i Madagaskar an'i Babanao irery ? Hoanao Malalagasy manana izay haratsiam- panahy tia- tena izay tompoko , dia ho tsy mandrakizay ! Andai isika hifanampy tompoko , ary halaviro ny fitiavan- karena sy fanaovana zahozaho fa tsy misy tombony hoanao mandrakizay , fa haverina anao ho mandrakizay tompoko ! Koa mifankatiava isika olombelona Malagasy mba hivondrona sy hilamina ny Tanindrazan- tsika ! Masina ny Tanindrazana !
@TitaRakoto-b7o
@TitaRakoto-b7o 26 күн бұрын
Efa ho avy izahay hijery jiro😂
@herihaja5415
@herihaja5415 29 күн бұрын
Rehefa tsy hiteny ny vahoaka malagasy ??? iza no hizaka ny vokany ? Hendry lesy IZANY leader ANAY izany an !!!! iza no hizaka ???
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 27 күн бұрын
Mbola tsyVoafitak i hingihay Ravalomamana nareo io ka mahay miteny , zahay tsy mila Ravalomanananana siny forongony na anarana na anavandra , tsy mila tsy mila
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci Ай бұрын
Zay dada ts mial f hiady atramfaran a!n marin ts mb mat ef maharesy tsika
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Zahay tsy Mila anao Ravalomanana Ary anao Téo tahaka io no nataonao
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 29 күн бұрын
Capitalisme tsis démocratie zany vola no lehibe indrindra tsy résaka grève ampiditra an Iza Iza Zao no laharampahamehana fa révolution ra Mbola tsy vonona am révolution Dia Aleo aloha andeha am rajoelina iany miova rafitra rehetra miova n'y lalampanorenana ra tsizay Dia Aleo ande amzao iany
@Yanis67192
@Yanis67192 17 күн бұрын
MBA manaja tena tompoko ianareo manao vazaha mody miady , tonga eo @ seza ianareo c’est la même chose 😡😡
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 29 күн бұрын
Siteny faux opposant
@Smymahl
@Smymahl 29 күн бұрын
Refa raikitra sakoroka tana d veti2 eo siteny andalana tulear ,refa mipoka tulear diteny efa any jangil d toy izany hatrany no hataon i be hozatse nefa d b pitidrora ery,zao lovaintatanaka zao no hamendrofendrona andramalagasy nefa nareo mpanao politika no miady seza ao ,tsis azonareo @ zany eo fa mamprisika nareo d micommente ko zahay fb fa refa sakoroka samy any antranony 😂😂😂
@FanjaRasoamanana
@FanjaRasoamanana Ай бұрын
Amiko de tokony tsy manaiky lebenana ianareo antoko firaisankina aza manaiky fa azonareo ny Fandresena aminny valimpifidianana natao tam 1 1 Des lasa teo mijoroa sahia ary aza matahotra araka ny ambetiteninareo tadiavo izay fomba rehetra tsy ampanjary ny tetidratsy mpangalambato aza lany andro mitsikeranny toetra ratsinizoreo fa aseoy na aminny fomba inona ho fiarovana ny vato azonareo ireny vokatra indroa nifanesy ireny de fisintonana lakolosy demonstration de force njareo ra adika de oe sousjestime oe alefaso izay alefanareo fa ireny noizy niniana navoka ireny vokampifidianana ireny mba itsapana ny herinareo oe nadresy ny irmar avy eo idray oe nandresy ny candidat firaisankina miantsy anareo ny IRMaR ka aona anaiky ilefitra fona ve ianareo tadidio fa efa impiry izay efa intelo samoa efa inefatra no nilefitra teo anatreanizy ireo aminity halabato ity izay mirary soa ho antsika mianakavy mifohaza by manaova fety sambatra
@JeanRandriamarojaona
@JeanRandriamarojaona Ай бұрын
efa nande daolo oa zany resaka zany. efa samy mafatatra an zany na ny eo am fotondrana aza : pitondra vazah? hala bato, fifidianana depute hosoka, ben ny tanana? jiro, rano, volamena, fahantrana, fandriampalemana, Tahina vao omaly nanao politika aza mahay mipetraka, ry hanitra sy zarapera, gasykara nangina. vao maika mi-stabiliser ny pitondra zao ataonareo zao. siteny, zavatra hafa no tanjony. stratejika kokoa ny mamerina sy manatsara ny c10. fa ra izao c2 zao tsis vahoaka eo. ny kolektifa efa fatatra fa tsy hanaraka fa hanao ny azy izy. Constant te hamerina ny style hery velon'i madagasikara. efa mitsinjo ny fizaran tseza. ko ra tsy adala ny filou hajaina ko : ny vola misy, ny mpanao politika ko mikarama. ho hita eo e
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 29 күн бұрын
Mba moramora ty vava..olona ankilanao io anie ka tsy mankatia mahita ny tavanao noho ianao cotieer fa fihatsaram belatsihy ihany io mody miaraka iiio ry siteny aaa..ciiiiinema nareo mpanohitra ireto mamotraka firenena
@nainajenny2810
@nainajenny2810 Ай бұрын
HUMM DE MIHOTRA AN’IZANY NY NATAONAO NIHAZA LAMBO NAMONOANAO OLO MARO BE TAMIN’I2002 KAY EFA HANDINONAO NY NATAONAO NAMONO OLO FENO LIO NY TANANAO RAVALONDOZA MANGINA TY VAVA
@GabyRabemananjara
@GabyRabemananjara Ай бұрын
Tandremo indray ary sao mandositra nareo an?
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo Ай бұрын
Mba iza no navokan ialahy alohan ialahy handositra rany afrique du sud ???????
@njakazaka4803
@njakazaka4803 Ай бұрын
Miangavy anareo zah mba tsy hatao sorona ny vahoaka fa ianareo no tokony hifamono...
@Smymahl
@Smymahl 29 күн бұрын
Zay manaiky ho entiny eny no voa ka
@njakazaka4803
@njakazaka4803 Ай бұрын
Izay maharesy alainay e...
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv Ай бұрын
Mbola te hamerina ny t@ 2009 nge rajoelina ee tsy hazony mihitsy ny ainw ra tss ra mandrika koa Satria zay no nidirany teo de tsy maintsy zay koa no ialany eo Ianw koa ry hary de ts manenjika anw ve ny sainw @ zao ? Loza hoanw siny taranakao zao ! Ianareo mpitandro filaminana koa de anody anareo sy taranaka areo zao ary eo ambony fandrinareo nareo no mandray valiniasa nareo ra Mbola i Madagascar koa i Madagascar Tsy latsadanja @ zay koa ianareo CENI Ra Mbola i Madagascar koa i Madagascar de tsy hanody anareo zao
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 27 күн бұрын
Mbola ananako 93 millions fmg io Ravalomanana io tsy voaloany andrakity androany tsy mahay olona io raha tafavoka, raha samy ho kary hiany de haleo tsy miaraka amin io fa mitomany eo ianareo raha tratran io tena tsy menatra ny mivadika io Ravalomanana io Sesitany medrika an io
@rojonarindra5236
@rojonarindra5236 Ай бұрын
Ianareo mpanao politika rehetra mihitsy na ny eo aminy fotondrana na ny tsy eo aminy fitondrana dia tokony aringana any avy fa mpanakorotana any madagasikara ity, tsy misy irarahianareo ny fahatrany malagasy fa ny ady sezanareo no manahirana anareo.
@TsantaRAKOTOVOLOLONA
@TsantaRAKOTOVOLOLONA Ай бұрын
NAREO MPANAO POLITIKA TENA MPANOHITRA IZAY MAHATSAPA FA TSY METY INTSONY IZAO ZAVAMISY IZAO ALOHA DIA NAREO MIHITSY ALOHA NO EO ALOHA NY VAHOAKA MBA HO SORONA ,FA MANARAKA ANAREO HOAZY NY VAHOAKA...POROFOY FA TSY KABARY FOTSINY NY TENINAREO. KORAZY,MISIKINA HERY SY FINOANA ARY FASAHIANA. MADAGASIKARA TSY METY MANDROSO
@NekenaAlhasan
@NekenaAlhasan Ай бұрын
Tong d midina andalambe rhf ts faly nareo e,otran Vava beu fotsin nef tss atokon mhts lay panohatra
@FabriceHajaharilala
@FabriceHajaharilala 26 күн бұрын
Je m'en fou
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 Ай бұрын
Ataovy fitaovana indray ilay vahoaka @fitavan tsezanreo avy matimaty fahatany
@voahangyrano1939
@voahangyrano1939 29 күн бұрын
Resaka ady seza foana io e! Raha efa hatrany @ fifidianana filoham-pirenena no nampiseho marina ny fitiavan-tanindrazana ny mpanohitra rehetra ka tsy niparitaka, tsy ho lany andro nolalaovin' ny fitondrana ohatra izao ny fiainan' ny malagasy.
@NorohanitraRasoarimalala
@NorohanitraRasoarimalala Ай бұрын
Avelao hihidy any ref maivandoha ataon'dravalo fitaovana e
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 Ай бұрын
ra nareo ve no naharesy dia tsy nisy alabato aza mampiome
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo Ай бұрын
Tsy hisy vahoaka ampirahoranao hoavy hoavy izany eto fa vao avy ny vahoaka samborina hatrany ilay mpitarika mbola tsy namita ny saziny tam crile nataony teto.. tsy laaaany tojon ialaaaa
@NorohanitraRasoarimalala
@NorohanitraRasoarimalala Ай бұрын
Samy mampiasa an'ireo miaramila ireo daholo izay mpitondra teo fa mipetraka ref resy ry resy lava a!
@FelixTOMBOSOA-np1xu
@FelixTOMBOSOA-np1xu 29 күн бұрын
Nahoana anyAntsiranana no tsy nisy Zavatra tahaka io kanefa i Irmar no nisy tao
FANDAHARANA MANOKANA SITENY RANDRIASOLONIAIKO
34:25
MBS TV
Рет қаралды 12 М.
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН
To Brawl AND BEYOND!
00:51
Brawl Stars
Рет қаралды 17 МЛН
The Best Band 😅 #toshleh #viralshort
00:11
Toshleh
Рет қаралды 22 МЛН
Когда Трамп договорится с Путиным?
29:35
BBC News - Русская служба
Рет қаралды 16 М.
HAFATR'I KOTO HO AN'I MAMY RAVATOMANGA
10:29
ROATELO3
Рет қаралды 10 М.
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН