INVITE DU ZOMA 15 JUIN 2012 GAL RAVALOMANANA

  Рет қаралды 22,200

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

Пікірлер: 42
@vaovaondraha
@vaovaondraha 3 күн бұрын
Tsara
@TheAdryamm
@TheAdryamm 12 жыл бұрын
tena i Onitiana ndray no otrany invite, izy no mibahana be ny fotoana...
@Jinoboo
@Jinoboo 12 жыл бұрын
Ambony loatra hono ny niveau misy an'ingahy Risara Baomba ka tsy tokony mandeha sur terrain izy. Izany hoe tsy tokony hiady amin'i Remenabila sy Tokanono. SAO DE MBA KANOSALAHY BE VAVA FOTSINY ARA LEZALAHY IO!!!!
@vonjisoaravelontsalama9418
@vonjisoaravelontsalama9418 11 жыл бұрын
tena mendrika azy ve? Sao de mila mandinka tsara i Mr Andry vonoka.
@DagoGodzilla
@DagoGodzilla 12 жыл бұрын
Tsy mahaliana intsony ny mijery ny fandaharana fa lasa alefan'i REALY any @ fanenjehana mpitondra sisa ny votoaton-dresaka: "Ianao napetraky Rajoelina"; "Ianao mpiaro ny fitondrana",sns. Samy leo io fitondrana tsy lanim-bahoaka (coup d'Etat) io avokoa ny olona fa na dia izany aza...Na ny objectivité professionelle maha mpanao gazety aza dia tsy misy intsony. Tompon'andraikitra ny tsirairay @hoavin'ny Firenena(le peuple & l'Etat)fa message instructif et constructif véhiculéna fa tsy destructif.
@muhammadchughtai7603
@muhammadchughtai7603 11 жыл бұрын
how to get job.
@mahita58
@mahita58 12 жыл бұрын
Bjr, Faly mitsikera sy mitatata aty @sisiny daholo ,dia miseho ho misy saina nohon'ny Gal ireto nareo nefa 1anareo zao no mamotika ny firenena ary ity journaliste miseho ho nianatra sy miseho mahay be ny asany nefa indrisy ny ampikorontana firenena,izany no lohany,ianao izao ry Onitiana no tena vanja mpanakorontana ary mpampiady ny samy Malagasy,izao ataonao izao no atao hoe fanasiana sira,ary fandrangitana ny tsy mba nanambitana ka nijanona ho domelina .MAHARIKORIKO ny MIJERY NY FANDAHARANAO
@FENOSOAKELY
@FENOSOAKELY 12 жыл бұрын
TheRanarivelo a! tsy au niveau ngà ianao miresaka @ olona manantsina ?
@Jinoboo
@Jinoboo 12 жыл бұрын
Tsy resaka detection de baomba tsy mipoaka sy strategie de guerre ihany no hainy kay, fa tena mbola manam-pahaizana avo lenta sy manara-penitra amin'ny COMMUNICATIONS indray ranamna. "Ny domaine de compétence-nao ihany no resahana fa aza miresaka ny zavatra tsy ao anatin'ny domaine de compétence-nao". Manamarina io zany fa tena ao anatiny domaine de compétence-ny ny communication matoa lazainy foana.
@anjerigasy
@anjerigasy 12 жыл бұрын
Tena tahian'Andriamanitra tokoa ingahy richard baomba, spécialité baomba artisanale! Ny olona ry richard baomba efa ela no tsy nanantena anao sy ny fahaizanao izay efa mihoa-pefy, fa manantena an'Andriamanitra...dia mampametram-panontaniana hoe inona no mbola ilana anao handany volam-panjakana na dia 200ar aza!
@macleodduncan3693
@macleodduncan3693 12 жыл бұрын
I Richard bomba mahay ny asany rehefa vahoaka noana tsy mitam basy mitaky ny rariny sy ny hintsiny no enjehina fa tsy mahay ny asany rehefa tojo jiolahy mitam basy toa azy, ka ny olon tsotra foana no entanina hiara hiasa @ mpitandron'ny filaminana. Ngah moa tsy hainao ndray ny asano re tompoko o!
@jonathanahamada9208
@jonathanahamada9208 7 жыл бұрын
Vaky trano sy bomba hipoka ko ve ry madame de ampitovizinao a! olona Général ve ny tenany de tafiavinao ande anatrika vaky trano nefa maro ireo Gendarme ambany fahefany azony irahina.miteniteny fona kosa enao ry Mme a !sady otrany tsy manaja olon-dehibe rehefa miresaka.
@mahazakasolofonantenaina8345
@mahazakasolofonantenaina8345 12 жыл бұрын
Tena mahay tokoa ity Jeneraly ity ary manana objectivite rehefa miresaka fa tsy manao tora-po toy ity Ramatoa journaliste ity!! resaka avolenta no ataon'ny journalistes vahiny rehefa manasa olona ambony!! fa tsy manivaiva olona toy itony Ramatoa itony!! te anao vedettisme fa tsy tafitany le resaka communication, hany ny Jeneraly ndray no nanoro azy ny atao hoe communication, AZA MBA MISEO HO MAHAY IHANY REOLONA FA REHEFA TSY MAHAVALY DIA LASA NIDINA AMBANY TOY IZAO NY HAHAIZANY
@47MDRM
@47MDRM 12 жыл бұрын
Ny TV PLUS tsy arakin'ny lazainy Rtoa REALY hoe miezaka ny mandefa vaovao tsy miandany @ atsy na ny ary! (fa mihezaka kosa sady mahay ny atsy mahay ny ary manao sotrobe lava taho)
@crawwrina168
@crawwrina168 11 жыл бұрын
olona ts fanaja kosa ve ho ajaine,tokony ts nomeny seza ary io fa tokony nasany nitsangana,general ts mis fotony io
@fanirihasinaravaloson6152
@fanirihasinaravaloson6152 12 жыл бұрын
ny toe-draharaha eo @firenena mihintsy no mampirongatra ny tsy fahandriam-pahalemana
@rabougry2
@rabougry2 12 жыл бұрын
Gravy lay ranamana raha langue de bois no resahina!Iny ndray no tsy fantatro hoe kay ve zany lasa resaka communications daholo fotsiny indray izay zavatra miseho eto amin'ny firenena sy ataon'ny zandary rehetra? Ary hay ve miandry mana avy any an-danitra fotsiny foana ny mpitandro filaminana eto amintsika fa toa raha tsy nisy ny fitahian'Andriamanitra kay toa tsy nisy tratra daholo ny mpanao ratsy tamin'ny raharaha maro teto amin'ny nosy raha ny fitataran'ity bebokotra sarin-dokotra be ity?
@alisoa1
@alisoa1 12 жыл бұрын
Milaza azy fa nahavita fianarana tany ivelany io ka maninona no tsy asaina mitady vahaolana amin'ireo dahalo ireo sa dia mody miharo ny tanindrazana sy miaraka ny mpitondra fotsiny. Ny tena mahagaga anie dia ity .Lasa niakatra girady daholo ireto mpamadika palitao
@Jinoboo
@Jinoboo 12 жыл бұрын
Mahery lay General lasa any Atsimo satria nandalo ecole de guerre ambony, fa saingy tsy mahavoa an'i Risara satria tsy mahay communication. Ary tsy avo lenta mihoatra an'i Risara satria mandeha sur terrain fa tsy toa an'i Risara izay tsy tokony handeha sur terrain mihitsy.
@fanirihasinaravaloson6152
@fanirihasinaravaloson6152 12 жыл бұрын
ho ahy manokana aloha tsy ilaiko lotra ny fahafantarana hoe impiry tany andafy ianao na impiry.be théorie be fotsny
@davidrakotoarisoa3948
@davidrakotoarisoa3948 12 жыл бұрын
Miteny hoe kominikasio no hainy fa ny dikany tsy ahiny. Ra vao ny olona izay no mody mampiasa termes techniques mety tsy ho hain'ny nandra hafa dia tsy mahay n'inona n'inona izy izay fa afenina amin'ireny ny hadondronana. Dia mahita ny nandra fa tena mahay lé jeneraly baomba Samy maharikoriko
@davidrakotoarisoa3948
@davidrakotoarisoa3948 12 жыл бұрын
fa iza mo no naomboka nanakorontana teto @ firenena?Nitarika korontana?Tsy ireo milaza azy ho tia tanindrazana ireo?Ny tena marina tia ny fananambahoaka...;
@mahazakasolofonantenaina8345
@mahazakasolofonantenaina8345 12 жыл бұрын
ок!!
@tokananirina2211
@tokananirina2211 12 жыл бұрын
Ambohijatovo tompoko ny malagasy fa tsy any prefet de police! misaotra gal
@lhrak7520
@lhrak7520 12 жыл бұрын
Ny ahy aloha dia izao ny tiako tenenina. ny an'i Onitiana av hita mibaribary hoe iza ny olona tiany dia iza ko ny olona hajainy ref tonga eo am plateau tv plus. Miresak amin'i Gal Ravalomanana izy de impolie, tsy mba avela miteny hatramin'ny farany le olona fa tsaingotsaingoana be. Rah Gal Ramakavelo ndray ohatra dia ny mifanohitra amin'izay no ataony, calme dia mihainao tsara. Sa ve misy olona heveriny ambony aminy de hajainy, misy olona tsy dia misy lanjany aminy dia vingavingantina be.
@ericstalbot9773
@ericstalbot9773 12 жыл бұрын
samy tsis reveko iz 2, nray richard bomba mo ny ray te alaza de miseho mba tsy mifidy vava havoaka tsss, opaiko reny tena ra za no invité eo, manine iz ra atao mlam na te afantatra ny marina aza
@KuwaitKuwait-jq9ys
@KuwaitKuwait-jq9ys 7 жыл бұрын
erics talbot
@NICO77943
@NICO77943 12 жыл бұрын
Rano sy sira no mihaona ......de iza no mafy? ha! ha! ha!
@Jinoboo
@Jinoboo 12 жыл бұрын
Iva lenta ny raisonnement avoakany ranamana!
@fanomezanaharrisj7641
@fanomezanaharrisj7641 12 жыл бұрын
tsy aiko hoe diso manana fahaizana loatra ve le GENERAL fa toa mahita havaly foana.ra ny tiany NGA rainy ho lazaina dia milamina tsisy tahak'izany ao madagascar,ra ny amiko manokana dia tsy misy ny experiance ananany mihintsy fa just hoe mitanisa ny fianarana nataony fotsiny NGAHY io,sady iza ko mo no hiteny hoe misy tay ny fitombenako e!!!!!AZA MITANISA AN'ANDRIAMANITRA loatra fa mbola ho tsaraina any aorina e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
@jeanetiennerazafindralambo3740
@jeanetiennerazafindralambo3740 10 жыл бұрын
Pfffffffffff! tsy manjary
@fewboys
@fewboys 12 жыл бұрын
efa lasa "richard communication" llery
@47MDRM
@47MDRM 12 жыл бұрын
Ô ry Onitiana a! mandiniha tsara vao miteny fa aza dia mipetsapetsana be fa mandreraka, efa mazava ny tenin'ilay Gal hoe tsy raharahan'ny mpitandro ny filaminana irery ny fitandroana filaminana, (maninona ianao ry ramatoa REALY raha tsy manidy varavarana @ lakile satria andraikitrin'ny mpitandro ny filaminana no miambina ny tranonao??? sa t@ andron'i ravalo ianao tsy nanisy lakilé ny varavaranao fa izao ianao vao nividy lakilé???)
@FENOSOAKELY
@FENOSOAKELY 12 жыл бұрын
Misaotra mme Onitiana ! mipetraka eo @ fitoeran'ny olo-tsotra ianao
@47MDRM
@47MDRM 12 жыл бұрын
mampimé be hoe ianao no nivoaka avy tao @ CEDS
@ravelonjakafrancoise8170
@ravelonjakafrancoise8170 12 жыл бұрын
tena mandreraka be manao bodongerona fotsiny le general tsy misy famoahankevitra fa heveriny fa zandary feheziny avokoa ny olondrehetra!tena midera ani ONINTIANA REALY mihintsy ah!inona marina no hidiranadriamanitra amizany ?nefa toa mifanohitra amizany no miteny ! tsisy fitahianandriamanitra zany ny anareo ao refa voatafika ka maty? ny securité de anjarany vokarama amizany izy mbola samy hafa amini aty andafy mihintsy ny toetsaini any mapimé be ! mamaly bodonge
@RAMARICHARD
@RAMARICHARD 12 жыл бұрын
Tena vendrana izany ra jeneraly !!! Mialà fa tsy ny anaran'i kolonely Ratsimandrava no lazainao eto !!! Fohy fisainana ianao ry risara baomba â !!! Dégage ! et rentre chez toi !!!
@ainarakoto9091
@ainarakoto9091 12 жыл бұрын
foutaise!!!!!ts manivaiva izy fa mhasahy manakiana dia tsy zakanareo!!!!
@emmanuelramarokoto9537
@emmanuelramarokoto9537 Жыл бұрын
Mauvaise foi Mme Réal
@ralimalalaemilienne1456
@ralimalalaemilienne1456 12 жыл бұрын
tsy zakanao ilay marina voalazany ONITIANA d lasa marikoriko anao ilay fandaharana e!ovintany ovin danitra no nisy anzany dahalo 500 lahy ndray nanafika fokotany izany ra tsy taminy androny itony GAL sy ry TGVnareo tony
@crawwrina168
@crawwrina168 11 жыл бұрын
jeneraly fopla,
@crawwrina168
@crawwrina168 11 жыл бұрын
ts mazaka ndray ve ry foza,general anareo to matikambo fotsiny ko,mbola ho avy ny anjarany ka,zazavao aza mbola anamerde azy
Ukrainian forces overwhelmed by Russian soldiers
26:26
Investigations et Enquêtes
Рет қаралды 2,5 МЛН
INVITE DU ZOMA 21 NOVEMBRE 2014
1:40:10
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 39 М.
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 158 МЛН
Chain Game Strong ⛓️
00:21
Anwar Jibawi
Рет қаралды 41 МЛН
Арыстанның айқасы, Тәуіржанның шайқасы!
25:51
QosLike / ҚосЛайк / Косылайық
Рет қаралды 700 М.
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН
EMISSION SPECIALE PETY  DU 21 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
48:42
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 3,9 М.
Jeneraly Rakorotam -by
3:17
SAMY GAIGY-Mg
Рет қаралды 3,6 М.
remenabila sy ny dahalo
1:29:20
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 219 М.
Pu Lalthanchhuma Bawngva tawnhriat ngaih nawm chu.
26:07
The Thingtlang Pa diary
Рет қаралды 515
INVITE DU ZOMA DU  15 fevrier 2013 Pr Blanche Nirina RIchard
1:29:20
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 8 М.
Tengge IN thar update  leh ang aw....
16:48
Mapuia YT Official
Рет қаралды 12 М.
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 158 МЛН