I Onitiana Realy hoy aho dia toa ohatra olona mpangarom-bava izany, i.e. toa misy maniraka ny mba mangarona mialoha hoe inona no mety hitranga raha toa ka ....? Mila mpanao gazety "objectif" ny Tv Plus sy ny hafa rehetra mba ho tena Marina!
@valoharavahoaka151610 жыл бұрын
Tsy hanao toy ny ataon'ny Afrika Atsimo velively isika - diso io! Satria tsy misy vazaha eto! Karana sy sinoa no misy eto! Ary tsy topom-tany ny sinoa sy ny karana! Vahiny ireo, ary tsy nafarana na ilaina eto! Tonga toa ny kadradraka izy ireo noho ny fahantrana diso loatra tany aminy ka nanao be fiavy teto. Isika no tokony mijery akaiky ny momba ireo vahiny ireo satria mandika lalana fatratra ireto farany, mpana trafika-na basy, rongony - tsy fandriampahalemana, mpanao kolikoly kalazalahy, ati-doha @ famakiana fasana, mpanondrana an-tsoko2 ny harem-pirenena, mpanambaka ny tambanivohitra Malagasy, mpanalika ny vahoaka Malagasy, tsy mahay manoratra na mamaky teny Malagasy kanefa dia mahazo ny zom-pirenena Malagasy! Izany ve no karazan'olona ifampizarana ny Tany toa ny fotsy sy mainty atsy Afrika Atsimo? Tsy mitovy, ary tsy itovy velively! Tsy fampihavanana io. Isika samy Malgasy no mila mifanaraka sy mihavana, fa tsy ny Malagasy sy ny karana, na sinoa, na komoriana! Ka aza afangaro ny tsiasisa sy ny tsiaperifery! NY MINISTERAN'NY ATI-TANY DIA TOKONY MAKA FEPETRA HENJANA DIA NY IZAO MAHAKASIKA IREO KARANA SY SINOA MONINA ETO GASIKARA! Tsy manavaka ny tena raha milaza izao, fa mitadondon-doza ny Firenena raha mbola monina eto ireto karana sy sinoa ireto!
@valoharavahoaka151610 жыл бұрын
Marina tsy misy ho kianina ny voalazan'ny vahiny - rafitra vaovao no tokony ajoro eto Gasikara fa tsy olona mitondra vaovao! Rafitra mifototra @ ny fahendrena Malagasy sy ny kolon-tsaina Malagasy! Rafitra manome vahana sy miaro ny tombontsoan'ny maro an'isa, tantsaha, mpanjono, mpiasa maro an'isa. Rafitra manampy ny mpandraharaha Malagasy iroborobo. Rafitra manana paika sy tetik'asa vao2 hampandrosoana ny Firenena eo @ fanaovana fotodrafitr'asa maro samy hafa toa ny lalana, toho-drano, famoronanana fitariana angovo voajanahary, sns...Rafitra anjakan'ny fitantanana ifarimbonana, ny fifanomezan-tanana!
@valoharavahoaka151610 жыл бұрын
Koa mba tsy iandrasana lava vola fanampiana avy any ivelany entina mandoa ny karaman'ny mpiasa, ohatra; entina anaovana rafitr'asa isan-karazany, entina iadiana @ ny valala sy ny aretina maro; sns,...dia mila mijoro ny rafi-pitondrana vaovao mifototra sy miala avy any ambany indrindra(Fokontany)! Rafitra vaovao misy ny mangarahara, fahalalana, fifarimbonam-pitondrana, fihavanana marina ara-Malagasy entina mitantana ny Firenena mba ialana @ ny fiankinan-doha lava, rafitra misy ny fifanapahana miaraka sy iraisan'ny Faritany 6 + Faritra 22 = Malagasy! Afaka ny kolikoly, ny tsy fandriampahalemana, gaboraraka , halatra harem-pirenena, fanaparam-pahefana raha manaraka io fananganana rafitra vao io isika Malagasy satria iova manarak'io ny saina sy ny fitiavana ity Tanindrazana ity!