IZANY NO ATAO HOE LAINGA MASINA

  Рет қаралды 87

manaisanandro

manaisanandro

Күн бұрын

Ho an'ireo rehetra izay tsy mahalala ny atao hoe "Porkies" dia lainga no iantsoana izany, mifanohitra amin'ny marina. Fomba fiteny amin'ny teny anglisy izy io tany amin'ny fiantombohan'ny taona 1800 tany ho any.
Rehefa miheritreritra ny atao hoe lainga isika, dia maheno olona miteny aho hoe misy lainga fotsy, maheno olona miteny aho hoe: lainga kely fotsiny, lainga masina moa ny antsika amin'ny teny malagasy, na izay hiantsony azy, tahaka ny zavatra kely madinika tsy dia misy dikany. Kanefa ny soratra masina dia mazava fa ny lainga dia lainga, tsy misy lainga kely na lehibe na lainga mainty na fotsy na lainga masina fa tsy fahamarinana tsotra fotsiny izany.
Mazava ny voalazan'ny baiboly fa :
"Fahavetavetana eo imason’NY TOMPO ny molotra mandainga, fa izay manao ny marina no ankasitrahany." (ohabolana 12:22)
Hitantsika ao amin'ny ohabolana 12 : 22 izany. 1 Petera 3 : 10 dia milaza hoe :
«Izay te hankamamy fiainana sy te hahita andro soa, aoka izy hitsaha-miteny ratsy ary hitsaha-milaza fitaka;"
Zavatra tena mahatsiravina ny lainga. Mandrava fifampitokisana ao anaty fifandraisana aman'olona ny lainga. Mitondra endrika fiadanam-po ny lainga nefa lainga izany. Mitondra fiainana feno fiantsarambelatsihy ny lainga. Manangana rindrina, sakana, fisaratsarahana eo amin'ny samy olombelona ny lainga. Ny lainga dia afaka mamotika fianakaviana, afaka mamotika fiangonana ary mamotika fiainana kristianina mihitsy. Tsy misy izany hoe antsasatsasaky ny fahamarinana fa lainga izany ! Mila mazava tsara amintsika ny momban'izany.
Noho izany Andriamanitra dia mitady toem-po madio sy marina izay misokatra sy mazava amin'izay resaka ataontsika. Misy ny fomba firesahana tahaka ny sira, madio. Ny sira moa ara-bakiteny dia ampiasaina hiazona ny sakafo tsy hasiso ka eto izy dia mitahiry ny fifandraisana amin'ny olona sy miaro ny zavatra rehetra.
Mila mametraka an'Andriamanitra eo amin'ny molotra isika sy eo ambavantsika. Mora kely ny mandainga. Rehefa misy olona manotany zavatra aminao, mora kely ny mody fanina sy mosy tsy mihaino ary tsy manome valiny mazava toy izay milaza ny marina. Raha toa aho ka tsy afaka milaza ny marina aminao dia ho sahirana aho ahita fahamarinana eo anatrehan'Andriamanitra.
Mazava ny voalazan'ny baiboly fa ny devoly dia rain'ny lainga (jaona 8:44).
Amin'ny fotoana aho manao fanahiniana tafalatsaka anaty fandriky ny lainga, na lainga kely izany na laingalainga misy marina dia manolotra ny tenako amin'ny asan'ny fahavalo.
Tsy afaka manao izany isika ! Andao isika handeha mahitsy sy amin'ny fahamarinana amin'ny fo, fanahy sy molotra madio.
Andriamanitra hitahy !
Pst Peter Mckenzie
"That's the way i see it"

Пікірлер
Ianao no Fahazavana
48:55
miorena tsara aza miova
Рет қаралды 6 М.
Tantara gasy --- Fanantenana 👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto
1:10:38
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,3 МЛН
отомстил?
00:56
История одного вокалиста
Рет қаралды 6 МЛН
TSY MISY FATIANTOKA NY MANARADIA AN'I JESOSY ( FEMIMA )
4:28
Docteur Rivolala Andrianantoavina
Рет қаралды 37 М.
TSY MANANA NENINA INTSONY !
3:12
manaisanandro
Рет қаралды 94
Ce chrétien dit que le porc est permis dans bible ?! - Zakir Naik en français
15:03
La minute islamique 🕋 ⏲️
Рет қаралды 435 М.
Trompetra fanantenana 67Ha - Iriko
4:55
Be Programa
Рет қаралды 103 М.
MANOME MBA HO VELONA ARY VELONA MBA HANOME !
3:04
manaisanandro
Рет қаралды 73
Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao_Toamasina  17 11 2019
1:07:40
Sarobidy
5:31
Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy
Рет қаралды 52 М.
MILA MANAO SAFIDY TSARA
3:06
manaisanandro
Рет қаралды 83
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,3 МЛН