Mba miangavy fitoniana Efa trotraka anie aho Amin’ny alim-pahoriana Ray o! raha sitrakao Nofo ihany ka malemy Melok’eo imasonao Nefa aza dia avela ho irery Ray o! raha sitrakao Mbola lavitra no haleha Ka miangavy mitalaho Tantano sy arovy re Ray o! raha sitrakao! Maro koa ny fahavalo Misakana ahy mba tsy ho anao Nefa aoka izy tsy hampimalo Ray o! raha sitrakao! Mbola lavitra no haleha Ka miangavy mitalaho Tantano sy arovy re! Ray o! raha sitrakao! Maro koa ny fahavalo Misakana ahy Mba tsy ho Anao Nefa aoka izy tsy hampimalo Ray o! raha sitrakao NY RIAMPEO
@jacquesfinaritrarazakamana7977 Жыл бұрын
"Raha sitrakao" ry Rainay ô! Mba omeo fitoniana ity firenenay ity fa aza avela ho irery!
Mampisy courage za mitandregny hira ty ay. Merci fa tena tsara be🥰 tahiny tompo @zay tany andehanatsika jiaby atsika 🙏🙏🙏
@mioramalalasoa Жыл бұрын
... 🧚♀️ Le vaste ciel est beau! "Elle" l'a rendu encore plus beau quand "Elle" a rejoint les étoiles pour briller infiniment ⭐
@Rfharitiana12 ай бұрын
Ny mampalahelo dia izy roa vavy izay nifandimby nihira ity hira ity dia efa nalain'ny Ray hody any aminy avokoa! Mankasitraka foana Jesosy amin'ny zavatra rehetra!
@etiennerafanomezantsoa6325 жыл бұрын
Misy Hery mianga any anatinao any refa mihira an io ianao!!! Andramo arahina ne e!! de Asio fifantohana tsara fa ho itanao!!! Mampahery be mitsy !!!
@malalasoajoelandriamampian6933 Жыл бұрын
tiako loatra😍😍😍
@andrainahariminorktn2 жыл бұрын
''Ray o, raha sitrakao''
@routesecondairemadagascar98654 жыл бұрын
Tsara dia tsara ilay hira. (y) Merci beaucoup a vous.
@faniryrandriamanga10233 жыл бұрын
Sendra tafahaino ity hiranareo ity ny tenako, mankasitraka fa tena tsara na ny tonony na ny feony, tsisy ho kianina, misaotra betsaka nizara, deraina ny Tompo