Mailo daholo satria toa mangingina ry zareo tsy henoheno asa nahoana! Tandremo fa tsy kely lalana ny ratsy tsy maty voalavo ankibo ry zareo ka mitady fomba hafa ndray handemena hatrany ny Malagasy izay efa trotraky ny fahantrana ka tdy sahy mihatdikavakory fa manaiky ny zava-misy toy ny olona malemy. Mifohaza ary miraisahina! Ndao fa LERA izao! Masina ny Tanindrazana ❤❤❤❤❤
@Lauradoh19 күн бұрын
Arodany daholo ireo mpisolelaka sy complices am fitondrana reo, fa Tsy misy ilaina azy na iray Aza, dondrona sy vendrana daholo., mpandainga mpangalatra mpamita -bahoaka. Manapotika firenena
@abuharis700918 күн бұрын
Kilbe!!!!
@ChristRarima19 күн бұрын
Tena mijaly ka andao fa lera. Arodany io fitondrana io. Ravao ny ceni. Esory koa lay praiminisitra fa tsy manao tsara ny asany
@ChristRarima19 күн бұрын
Tena tsy ho ekena iny fa avereno ny fifidianana. Arodany ny ceni sy ireo mpangalabato rehetra
@coolman332219 күн бұрын
andrimpanjakana rehetra tsisy ilanazy fa tsy ceni irery ihany.
@angelinelesage756419 күн бұрын
Arodany izireo rehetra raha tena tianao marina firenenao ry mpiray tanindrazana izay tian'ny Madagascar mba hoavy zanaka sy ny taranaka malgache avy aty ivelany na ianareo antanidranjana dia mijoro ho lehilay ray mpianakaviana ataovy ny manao ny tanindrazana fa ho fanambarana i Madagascar dia any malagaches
@mpinoiray-d5p8 күн бұрын
Raha enao moa izany tompoko no tafaverina am fitondrana dia paradisa no iainan malagasy? ny toky fitaka fa ny atao no hita hoy ny ntaolo. vava lainga fafy katrana no zavatra omenao ny vahoaka.mampalahelo!!!!
@ChristRarima19 күн бұрын
Tao Fianarantsoa tena loza indrindra tao LALANGINA. Nangonina ny karampanondron olona maro. Novidina ny mpandatsabato maro. Abus de pouvoir izany. Andao hatambatra ny hery fa tena tsy rariny