Félicitations anireo gendarmerie nahatratra ireo jiholahy,matoha nisy basy teny aminy dia nanatena hamono olona izireo, misaotra n'y TV Plus mizara n'y vaovao tompoko 🌹🌹🌹🌹👍
@EvarstinaNice11 ай бұрын
Madagasikara tsimaintsy mandroso Presidant Ny Malagasy Rehetra Numero 3 Merci Dieu VIVE MADAGASCAR
@感動金額按呢11 ай бұрын
Zarao ny Seza Seza Fa io Seza Seza io ihany no mahatonga Ny Panakoron-Tana Mijaly jery Tompoko o ! Ny Vahoka Maro Anisa no mijaly nohoin'ny Adi-seza Seza Tsimisy Farany Tompoko o !