VOAFITAKY NY "VIDEO MONTAGE" NY FILOHA RAJOELINA SY NY MPILELAKA AZY...

  Рет қаралды 16,747

ROATELO3

ROATELO3

Күн бұрын

Пікірлер: 114
@tenshitakahashi6913
@tenshitakahashi6913 2 күн бұрын
Paolo emilio tsy mahalala menatra mints, hita mihitsy fa taranaka rajoelina, tony no fahavalompirenena itony no mahatonga ny firenentsika mikorosofahana toy izao
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 2 күн бұрын
Ianao filoham-pirenena io mintsy no tena mahay manodin-dresaka Sy mahay miresaka nefa n'y Firenena Sy ny fiainanay nopotehinao tanteraka
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
Tojo fanantenan Antananarivo OK !!!❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️👍👍👍👍👍👍👍👍
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Tsy raharahanay Côtier lainga manarapenitra io, zahay côtier tsy MILA Orange n'a TGV mpamosavy mpangalatra mpamono pianatra ny Université. Allez Cedric vazaha dahalo
@TahanRjns
@TahanRjns 2 күн бұрын
Ity filou ity tena tsy misy saina, Zara raha nianatra Sady ratsy Taiza mora fitahin'ny FOZA namany.Mampiady foko sisa no atao'izy ireo
@Abdallah-e3k
@Abdallah-e3k 2 күн бұрын
Io Paolo tay io no tena mamono sy manompo io Andry Rajoelina io satria mitovy aminy devoly sady fahavalony vahoaka madinika malagasy
@ramaromisa
@ramaromisa Күн бұрын
Fory
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy 2 күн бұрын
Mianara fa tsy ''MAMAOFADY NO F ITENY '' fa MAMOAFADY'' MIANARA RE A
@KekeRazaiseheno
@KekeRazaiseheno Күн бұрын
Voafitaka ndray DAME
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
Tsy Miala am Tojo fanantenan Antananarivo
@hantaranaivo2331
@hantaranaivo2331 Күн бұрын
Tsy izany teninao izany no nandraisan'olona ny tenin'i Mr Tojo , tsy nisy resaka fanavakavahana TSY MISY resaka foko zany
@HaryYoh-s6t
@HaryYoh-s6t Күн бұрын
Ny tena manimba an'ny firenena Malagasy dia ireo olona mamorona lainga, mivoy lainga, manome vahana lainga...
@marierazafiarisoa171
@marierazafiarisoa171 2 күн бұрын
Tokony gadraina le nanao ny montage,fa Tojo olona nianatra sy tsara taiza fa tsy niteny izany ,avereno jerena ny tena kagariny
@mariecoletteravololoniaina6090
@mariecoletteravololoniaina6090 Күн бұрын
Merci @ nao nanazava.....fa tena ratsy fanahy ny pilelaka
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 Күн бұрын
Tena ratsy ireo.... Ratsy fanahy hoy Tojo zay....
@mischaemmanuella6151
@mischaemmanuella6151 Күн бұрын
Anareo roa reto no tena tia ho havakavahana...mioso tay ny maso Paolo et Dame
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 2 күн бұрын
Ry Paolo ah ! Iza no tena mandrangitra adim-poko eh! Sokafy ny mason-tsika sy ny sofin-tsika! Mahaiza samy mamakafaka ny zava-misy !😮😮😮😮
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c 2 күн бұрын
Le équipe mpanao montage no tena manavaka k'aza milazatena
@ClorithoNirvola
@ClorithoNirvola 2 күн бұрын
Olo tsimanjary reo
@naivoniainarazafimahaleo
@naivoniainarazafimahaleo Күн бұрын
Tandremo ny vava havoaka....
@doseup489
@doseup489 2 күн бұрын
I RajoJo frantsay mihitsy no fozatay e😅🤣
@ClorithoNirvola
@ClorithoNirvola 2 күн бұрын
Olo ratsy taiza rajoely
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 10 сағат бұрын
Paolo ty tena mpamosavy vava
@christiantehadiny
@christiantehadiny Күн бұрын
Tn bado jiaby ny olona manoana any ity fitondrana vendrana pr ty ka
@hetsikamontpellier2998
@hetsikamontpellier2998 Күн бұрын
Ny namany ihany no manao ireny montage ireny dia ry zareo ihany no miseho hoe tohina... izany no atao hoe fanjakana volomboasary.
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 10 сағат бұрын
Filoha vendrana manerantany . Nareo mihintsy no miantso ady poko mba ajanony io saindratsy nareo io . Tsy mora2 izany toiny nahazo an i Rwanda. Ny mety aminareo dia mametra mpialana ary miala teo daholo
@rijarazafiarison7683
@rijarazafiarison7683 Күн бұрын
Hita fa fahambanian-tsaina ilay stratégie. Ny olona intélligents tsy manana toe-panahy hoatr'ireny ary efa mampiseho sahady ny fahareseny.
@SandrinaRajonson
@SandrinaRajonson Күн бұрын
tena mbola mora adalaina isika gasy ka! mora tohina loatra dia jouern olona amin ny sentiment ka tsy mahalala intsony zay tena misy na tsy misy fa vao sitomina dia maneno
@evarani2470
@evarani2470 Күн бұрын
Refa tratra taminy marina de we montage
@ralphranjariony2290
@ralphranjariony2290 2 күн бұрын
Normal ihany nareo cotier na tsy omen´olo toerana na @ fitondrana na @ société fa hay kay nareo olo mora manipule-na ka
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
Anao KOA Lou Paolo haiko tsara an Tia tena be Anao Io
@herizorasaminaivo4135
@herizorasaminaivo4135 9 сағат бұрын
tokony ho enjehina reo namaoka video tsy marina
@marcrkt9331
@marcrkt9331 Күн бұрын
Raha @ maha filoha anao ve de izany no mba teninao?
@lalainalalaina-v2y
@lalainalalaina-v2y Күн бұрын
Cedric frantsay io mits no manambaka vahoaka
@raherisoavictor5919
@raherisoavictor5919 47 минут бұрын
Le olona nanaparitaka sy nanao anio video io.tokony mba ho jerena akaiky hiany.
@malalafelicerakotobe5216
@malalafelicerakotobe5216 Күн бұрын
Mba tsara taiza ilay filoha mpandainga sy MAMPAHANTRA VAHOAKA.
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci 11 сағат бұрын
Zay ten nianatr f ts otranareo mihits tompoko!!!!!mazav???😍😍😍😍😍😍
@nashgame6044
@nashgame6044 2 күн бұрын
Anisan'ny olona resinao lahatra ny tenako fony Ianao mbola vao nanomboka paolitika. Ankehitriny, tsapako ary resy lahatra aho fa mission sy karama no ataonao fa tsy fitiavana hampandroso velively an'i Madagasikara. Aza avadika kosa ilay teny nataon'ilay kandida izany mpifanandrina amin'ny antoko tohananao, ary tsy vitany izany fa mbola misarika olona na foko hifankahala ihany koa Ianao. Miala tsiny mampiasa teny baiko fa '' inclusif'' ilay resaka mpianatra avy amin'ny faritra fa tsy ''exclusif'' velively ary tsy manambana ihany koa fa mpampitovy lenta ny mpianatra. Raha tena nianatra marina ireo olona na foko voalaza ireo dia izy ihany dia hatsapa fa manova resaka Ianao A/toa Paolo Hajaina.
@beanjara
@beanjara 2 күн бұрын
Mba mahaiza teny gasy officiel tompoko😊
@marcrkt9331
@marcrkt9331 Күн бұрын
Tianay eto Tana foana ny famille Ravalomanana fa rehefa tsy faly @ zany akapoy @ vato ny loha.
@moustwafaasostheneahmadRALADSO
@moustwafaasostheneahmadRALADSO Күн бұрын
ahoana ary anao manao zara tsy mitovy tamin'ny fizaràna vary.
@FabriceAzida
@FabriceAzida Күн бұрын
Kididrenao enao ry rajopour
@JohanJohan-b6q
@JohanJohan-b6q Сағат бұрын
Jihihihihi
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 2 күн бұрын
Désolé president fa ianao no mampiady eto ary mamotika ny fiainana maalagasy. Mirary ny hialanao eo amin'ny fitondrana izahay ! Paolo, vidéo montage iny e ! Ialahy no mercenaire politique eto Dago. Rehefa tsy lany député dia mba ahidio ny vava e ! Mandinika tsara aloha izay vao miteny. Afa-baraka fahatany.
@jacquesemmanuelrasidimanan6703
@jacquesemmanuelrasidimanan6703 17 сағат бұрын
Bonjour, tsy azo torina ve mpanao ilay montage vidéo tsy marina ?
@voahangyrano1939
@voahangyrano1939 Күн бұрын
ILAY MPITONDRA MILA MANAO FANDALINANA VAI MANAO CONTRE-ATTAQUE E! FITONDRAN' ANKIZY, MANAO ADIN' ANKIZY.
@NirinaRAHERIMANARIVO
@NirinaRAHERIMANARIVO Күн бұрын
Mijereva fitaratra aloha fa raha Hendry ianao no Dia mametraha fialana raha tsara taiza fa todin'ireo olona mahantra tsy minana sakafo ireo tsy ho zakanao
@papathirisha7546
@papathirisha7546 2 күн бұрын
Mampalahelo le towentsaina mba mihaino tsar vahoka fa aiza howetina fo tsika malagasy ny olona manapahaizana no mitarika adipoko eto Madagascar ramose polo oh enao tokony papiavana fa tsy enao manampahaizana indray no misotina lakolosy a
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
Zahay Mila olona nianatra EO antampondohanay eeeee
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 10 сағат бұрын
Taboara
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Anao mihitsy ry Andry Rajoelina Français mpamosavy no manavakavaka ny Côtier, satria naniraka Zandaro nitifitra namono pianatra Université maty Côtier igny, mandrava TANY nay jiaby Avaratra agny, chef be ny dahalo mpanavakavaka Côtier anao Andry Rajoelina Français mpamosavy mpangalatra Tany nay.
@Rudyraharijaona
@Rudyraharijaona Күн бұрын
N'a hianao Koa aza manambany fa milaza fa tsy mahay n'inoninona ,Tandremo fa ny zavatra avoakin'ny Vava anie ka ny avy ao am- po ihany
@youngdope6437
@youngdope6437 Күн бұрын
Tsy misy analyse, un président de la république 😂 Mahay mampiady ny Malagasy
@RovaNomenjanahary-o6j
@RovaNomenjanahary-o6j 2 күн бұрын
tsara alefa facebook ity fa any izy maro mahita kokoa noho ny ato
@voahangyrano1939
@voahangyrano1939 Күн бұрын
MIHINANA AM-BOLONY DAHOLO NA NY MPITONDRA FIRENENA NA NY VAHOAKA TSY MAHALALA MARO AN 'ISA.
@WendyAthena
@WendyAthena 2 күн бұрын
Ilay mihaino vilana mihnts no mampiady , fifidianana Maire io Samy manatsara Tanana ny Maire isam paritra, fitahiana olona amin'i montage
@JeanBaptisteRakotomavo
@JeanBaptisteRakotomavo Күн бұрын
Kivy mihitsy ity mpanao gazety tvm mijery radomelina miteny sady mitandrina ny fantaniana tsiafahy miandry na affectation a
@beanjara
@beanjara 2 күн бұрын
Occasion ny mpakahala iny
@mariecoletteravololoniaina6090
@mariecoletteravololoniaina6090 Күн бұрын
Tomponandraiikitra fanjakana.. filoha mahay fa misary adala
@ravelojaonanirinaharisoa8676
@ravelojaonanirinaharisoa8676 2 күн бұрын
O ry zareo a tsy leon'ny fika T1 e ve nareo e..Rah izy lay aleo ny marina no hivoitra tsy hampiova ny safidinay akory izay ataonareo.
@kaizentoamasina2008
@kaizentoamasina2008 Күн бұрын
Vakina fotsiny fa izy no tompon'ilay tetika...mba hakana point mandritra an'ity fiakarana plateau Tv national ity !... Ambany be ilay startegie nefa mahomby satria tsy ny olona rehetra no afaka manao recoupement ...
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy 2 күн бұрын
Iza izany eto no mampiady? Manaova recoupement Paolo a, IZA NO MAMPIADY E, IZA NO MAMPIADY E?
@antsarandriatsirava3271
@antsarandriatsirava3271 20 сағат бұрын
na le manontany ary azy otrany kivy zany sa efa te atory
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 10 сағат бұрын
Merina hono ny Rainy de bara ny papany .hahahahaha
@eleonorerasolofo
@eleonorerasolofo Күн бұрын
Voafitaka indray ry lay 10:36 BADO isany.Himehezako fontdiny ilay fahoriana kkkkkk
@RochmedesteManaitra
@RochmedesteManaitra Күн бұрын
Aza mandrebireby lesy fa samy mpikirakira technologie
@NivoHanta
@NivoHanta 2 күн бұрын
Fa tsy mahazo teny gasy ve i Paolo e
@ramaromisa
@ramaromisa Күн бұрын
Andana mahazo any, n’a ny zanako aza tsy hafantatra ny marina e
@FernandoBasile-o9r
@FernandoBasile-o9r 2 күн бұрын
Tena filoha manaparitaka zavatra mety hampiady ny samy Malagasy
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
Tena tsy le Io mitsy no hananatra ahy
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 Күн бұрын
Nataoko tsy hiheno fa mbola lavitra ny afo ny kitay ry orange a !
@raza52527
@raza52527 Күн бұрын
Mety ireo miaramila taterina avy any am cote hifidy hangala bato koa no tian i tojo lazaina , raha mandray andraikitra ny miaramila avy ao tana dia ho ratsy
@malalafelicerakotobe5216
@malalafelicerakotobe5216 Күн бұрын
Ny olona mpandainga sy MAMPAHANTRA VAHOAKA sy MPAMBOTRY FIRENÉNA ve mba tsara taiza ???????
@stannewman
@stannewman Күн бұрын
rehefa tena mamakafaka dia tena mamakafaka, Montage ilay vidéo, ekena, Voafitaka ny olona, ekena. Stratégie ny volomboasary, nahomby ny tetika, ekana, Vaofitaka koa Rajoelina? Hainy tsara fa montage iny,fa ny strategie any no nipetraka voalohany, mody voafitaka izy koa izy mba tena hanamarina ilay izy, sady izy tonga de eny am Tvm, ROATELO3 no voafitaka eto nanao ny titre oe voafitaka Rajoelina. Mamakafaka fotsiny aho 🖐️
@abadousamoelmaulerlaingoha1578
@abadousamoelmaulerlaingoha1578 Күн бұрын
Mbola misy cerveau kely fotsiny ampy isainan'ity olona ity ,kanefa mba filohampirenena hoe, tsy manadihady fa vokisana lainga sy mandainga sy milaza lainga isak'izay mahazo micro, tena tssss.
@SylviemariePeerally
@SylviemariePeerally 17 сағат бұрын
Aza malahelo ianareo cotier fa ianareo indrindra no tena milazzo fa nareo no tsy mianatra fa ny tananarivo Malaysia mitady sy mianatra ,ary aza mihano video fa olona video namboharina ireny ny olona tsy adala fa efa leho politika ,
@naivoniainarazafimahaleo
@naivoniainarazafimahaleo Күн бұрын
Tsara ny aatao hoe MPILELAKA VE
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 күн бұрын
K Raha Calcul mental elementaire kosa no tsy Haina filoha ? Loza!!!!!!
@JoelsondidHerimampianina
@JoelsondidHerimampianina Күн бұрын
inona ary no tena mba diplöme hananany ilay rangah ity,fa tena mahamenatra ilay toe-tsainy.tena ity paolo ity koa dia tena lasa mahakivy fa tena lasa mivaro-panahy.
@TaneCharollois
@TaneCharollois Күн бұрын
Moira ahona e
@JeanRandriamarojaona
@JeanRandriamarojaona 2 күн бұрын
informaticien tena professionnel sady experimenté no mahavita montage vidéo ohatran'ireny.
@holyrabearimananiaina1622
@holyrabearimananiaina1622 Күн бұрын
fa nga raha montage dia autorise na tsinotsinoivina. Ary tsy ianao koa no hanome lesona ny tsirairay sy ny filoham-pirenena fa mahaiza koa mandanjalanja ny teny avoaky ny vava. Teny. amoafady ireny toy ny hoe mpisolelaka amiko izany tsy fomba fiteny makntina sy feno fahendreba sy fanajana fa famiravirana ny hafa
@danielarakotson
@danielarakotson Күн бұрын
Tsy nianatra, tsy ny côtier io,fa ny président no tiany ho lazaina Ka efa betsaka ny ordonnance nataon'ny volomboasary ka normal izy raha iteny
@kotondrajaonarajoelisolo4933
@kotondrajaonarajoelisolo4933 Күн бұрын
ZAVA_MISY IREO. TSY MISY LAINGA
@raza52527
@raza52527 Күн бұрын
Raha nanavakavaka i Marc Ravalomanana dia tsy nataony ny rn 6 , izay mahatratra hatrany am 700 million euro no nanao azy , in-10 avo eny ny nanaovana ny kianjan ny barea ny vola.lany ## laharam pahamehana
@carlarose6797
@carlarose6797 2 күн бұрын
Io ve no mba hoe mananatra !!! Io !!!
@NivoHanta
@NivoHanta 2 күн бұрын
19:07 19:10
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 Күн бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tena Grave dangereux fisainana ity Filoha Andry Rajoelina ity !
@marcrkt9331
@marcrkt9331 Күн бұрын
Mialona be ilay olona tsy dia afaka loatra @ fianarana sady izy no tena ratsy taiza
@razafindrakotoeloijulien6527
@razafindrakotoeloijulien6527 Күн бұрын
Mety mpihavana angamba i Rajerison sy Paulo io sady mitovitovy fomba fijery sady mpisolelaka sady magnano mahay raha nefa zéro
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 2 күн бұрын
Araho tsara mintsy ny propagande nataon''i tojo rehetra fa tsy nisy resaka tsy fitiavana côtier miiintsy ! Fa ny olona manodidina n'y filoha no tianli tojo lazaina ! Tsy mahagaga raha tafitohina n'y filoha satria zatra mpanaraka Facebook loatra
@danyraharison2854
@danyraharison2854 Күн бұрын
Fa maninona no tri atao imaso le olona nteny sy ilai mahai mapiady de ita marina satria mis olona mahai lalao ratri am . Ni modification in video iny
@sharashara7179
@sharashara7179 Күн бұрын
Kay Mbola t olona bory mifanakaiky trano tay s n atidohany t koa tena mampiady olona
@sharashara7179
@sharashara7179 Күн бұрын
Ianao ve polo mba olona nianatra de mamadonga resaka toy zany? Mampalahelo olona lehibe mana tsaina ianao de tokony maka hono drava fa aza miteniteny fahatany. De asivo sainy président aloha le teniny hoe n mère célibataire no mampahatra firenena fa nareo mpilelaka reo mihitsy
@eleonorerasolofo
@eleonorerasolofo Күн бұрын
Aza vanona daholo ireo kisoa nanao an ireny montage ireny tina hanimbana ny propagandin ny Tovo Ravalomanana. Mba misaina ry vahoaka fa aza mora fitahàa à!
@mariecoletteravololoniaina6090
@mariecoletteravololoniaina6090 Күн бұрын
Nonnnnnnnn..il fait semblant. Si . Hainy ny tena marina..non pas possible. Izy non tena ratsy taiza..satria mpandainga..
@Ratita678
@Ratita678 Күн бұрын
Tena lasa asa alika mihintsy ity fanomanana fifidianana ity. Ary maro koa ireo tonga dia latsaka ao anatin'izany fomba tsy manjary izany.
@danyraharison2854
@danyraharison2854 Күн бұрын
Ahamentra mintri reto olona ireto fa amko de tokony mverina mjery video originali zay vo manao zaw fa zao no tena mampiady foko fa ka sami tokony itandrona tompoko
@FabriceHajaharilala
@FabriceHajaharilala Күн бұрын
N'importe quoi
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 2 күн бұрын
Mba fiarovan ialahyny mpanohitra fa akatony télé n alikan ialahy ity..point......ho hita eo iz merina ho be ny tanana...na la mairie akory tsy i iabany nanarina ny la mairie may hatra tam 1972 nefa dia reniny ihany no niaza tao..raciste pory vaaa
@MarcelRABEFALY
@MarcelRABEFALY Күн бұрын
Efa tsy malala menatra ianareo. Aiza atsika firenena farany zay mahantra indrindra magnerantany. Mbl masahy milaza oé mendrik fô. Efa tss fika ity fitondrana ity lasa mamafy lainga erany izao tontolo izao. Video foce montage fara evitra ampiadivana foko.
@voromaheryimahatoky812
@voromaheryimahatoky812 Күн бұрын
Mpianatra avy any @ faritra.
Știrile PRO TV - 12 Decembrie 2024
43:50
Știrile ProTV
Рет қаралды 8 М.
Journal VM │ Viva Tv Madagascar │12 Décembre 2024
39:04
Viva Tv Madagascar
Рет қаралды 373
黑天使只对C罗有感觉#short #angel #clown
00:39
Super Beauty team
Рет қаралды 31 МЛН
Новости дня | 12 декабря - вечерний выпуск
11:36
Euronews по-русски
Рет қаралды 2,7 М.
UN JUGE RECONNAÎT UN AMI D’ENFANCE AU TRIBUNAL, CE QUI SUIT VA VOUS CHOQUER !
21:52
Incroyables Histoires de Vie
Рет қаралды 244 М.
NY VAOVAO DU 12 DECEMBRE 2024 BY KOLO TV
41:22
KOLO TV
Рет қаралды 124
VAOVAO AN-TSARY 19H30 - 12 DECEMBRE 2024
50:53
TVM
Рет қаралды 339
Новости дня | 12 декабря - утренний выпуск
11:45
Euronews по-русски
Рет қаралды 88 М.
黑天使只对C罗有感觉#short #angel #clown
00:39
Super Beauty team
Рет қаралды 31 МЛН