VOATSINDRONA TAO AMPONY IZY IREO

  Рет қаралды 30

manaisanandro

manaisanandro

Күн бұрын

Tadidiko tamin'izaho mbola kely dia mikirakira antsy no tena fialambolin'i dadanay ary nanana karazana antsy maro isan-karazany izy: misy antsy ho an'ny fihazana, misy ho an'ny fanjonoana, antsy andrahoana sakafo sns sns ... ary ireo antsy ireo dia voaranitra tahaka ny razoara mihintsy ary mety ahafaty mihitsy. Antsy vita tamin'ny vy alemana na soisa ary tena nireharehany mihitsy ny aranitra an'ireo antsy ireo.
Tena mampatsiahy ahy an'i Petera rehefa nitory tamin'ny andron'i patekôsta izay nitondra ny hafatry ny famonjena tamin'ireo olona rehetra teo.
Ny baiboly dia milaza ao amin'ny asan'ny apôstôly 2 : 37 hoe "voatsindrona tao am-pony izy ireo" ary nikiaka sady niteny hoe : "inona no ataonay ? " Izany no aranitry ny Tenin'Andriamanitra, tenin'Andriamanitra eo ambanin' ny hosotry ny Fanahy Masina Hebreo 4 : 12 dia miteny hoe : "Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo."
Mila azontsika ny herin'ny tenin'Andriamanitra. Eny! mila vakintsika ny Baiboly, mila hianarantsika ny Baiboly. Afaka mamaky tantara mahafinaritra be dia be isika any amin'ny Testamenta taloha, amin'ny lafiny rehetra ara-tantara sns sns... Afaka mamaky ireo epistily nosoratan'i Paoly isika sady ankafizintsika izany no voatahy isika, mahazo fampaherezana amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra. Fa te hiteny aminareo aho fa rehefa ny Fanahy Masina no mandray io teny io, dia voahosotra ny Teny ka tonga toy ny sabatra, mampisaraka, mampisaraka ny tsara sy ny ratsy, ny marina amin'ny fahotana. Izany no ilaintsika eo amin'ny fiainantsika.
Tsy hoe misokatra amin'ny ady hevitra akory, ny hevitro sy ny hevitrao. Izany dia mitondra fifandirana, fifamaliana, izany dia mitondra fisaraham-bazana eo amin'ny fianakaviana sy ny kristianina, miady hevitra momban'ny voalazan'ny baiboly amin'ny lafin'izatsy na zaroa. Fandrika izany ! Ary i Paoly apôstôly dia mampitandrina antsika tsy ho latsaka anatin'io fandrika io. Mila manana fo vonona isika handray ny haranitry ny tenin'Andriamanitra.
2 Mpanjaka 22: vakintsika ny momban'ilay mpanjaka tanora antsoina hoe Josia, fa rehefa nandre ny Teny izy dia nanindrona ny fony izany, ary hoy ny baiboly milaza hoe : "rehefa ren'ny mpanjaka ny teny tao amin'ilay bokin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy." (2 Mpj 22:11)
Niditra tany am-pony izany teny izany. Nisy toem-po nitady ny tenin'Andriamanitra tao anatiny. Eo no toerana tokony hisy antsika, tsy fahatakarana ilay teny, tsy fampitombona fahalalana fa mihoatra lavitra noho izany, mila ny tenin'Andriamanitra isika, mipàka any anatintsika sy manamboatra antsika, mitondra fisarahana eo amin'ny nofo sy ny fanahy Koa ahafahantsika mandeha sy manompo an'Andriamanitra amin'ny fandresena.
NY TOMPO anie hanampy antsika !
Pst Peter Mckenzie
"That's the way i see it"

Пікірлер
Ny Finoana
24:28
miorena tsara aza miova
Рет қаралды 6 М.
Famonjena sy fitomboana
21:39
Lala RATOVOHERY
Рет қаралды 5 М.
Brawl Stars Edit😈📕
00:15
Kan Andrey
Рет қаралды 49 МЛН
💩Поу и Поулина ☠️МОЧАТ 😖Хмурых Тварей?!
00:34
Ной Анимация
Рет қаралды 1,6 МЛН
Shocking Discovery: Pilates Letter Describes Color and Face of Jesus
15:41
Quoracles Digital Gospel
Рет қаралды 972 М.
Mon plus gros problème avec l’islam
28:54
Le Miroir
Рет қаралды 20 М.
takariva mafana TANAMASOANDRO
30:00
Takariva mafana an'i Mija Rasolo
Рет қаралды 12 М.
Oxford Mathematician DESTROYS Atheism In Less Than 15 Minutes (BRILLIANT!)
15:43
La loi quantique : "une fois que vous maîtrisez ceci, le changement se produit"
16:51
If You Know These 15 Words, Your English is EXCELLENT!
7:39
Brian Wiles
Рет қаралды 2,4 МЛН
If You Wake Up Between 3AM & 5AM, DO THESE 3 THINGS! | C.S Lewis 2024
19:24
C.S. Lewis Legends
Рет қаралды 1,8 МЛН
TSY MANANA NENINA INTSONY !
3:12
manaisanandro
Рет қаралды 94
Marthe Hervée: Kristianina Malagasy sa Malagasy Kristianina?
1:37:09
Brawl Stars Edit😈📕
00:15
Kan Andrey
Рет қаралды 49 МЛН