Mankasitraka indrindra tompoko, tena mamelona fanahy ❤
@jeannetteramamonjisoa8514 Жыл бұрын
HIra maha Tonga saina sy mamelona n'y fanahy. ! TSARAAAAAAB TIKOB !! MISAOTRA BETSAKA ANAREO TOKOA!
@harisoathereserakotoson39344 жыл бұрын
Te-hiaino an'ity hira ity foana aho matetika, indrindra moa raha tojo olana sy adin-tsaina. Misaotra indrindra❤❤
@nadiarodrigues5334 жыл бұрын
Repose en paix Bakomanga.Namela mamy tsy ho adino mandrakizay 😭
@bernadettelagrange7514 жыл бұрын
Tena tsimampino ,mandria ampiadanana Bakomanga 😭😭😭😭😭😭😭😭😭 tsihoadino mandrakizay ianao
@mayahblack21886 жыл бұрын
😭😭 atsarovako mamako hira io eeeh 😭😭 repos en paix...merci f tsra
@ralivazily11842 жыл бұрын
Na i Bakomanga na Ramafadrahona d samy nomen' ny Zanahary feo manga zay samy tremolo natoraly ary mahafinaritra ny sofina gasigasy tsy makaleo na lalovan' ny taona mifandimby aza! Afaka mampiarapeo sy mamorokira hatrany zao ianareo mianadahy any ambony any ! Mandria ampiadanana Ramafa sy Bakomanga!
@poundalee528111 ай бұрын
Hafa ihany ny feon'i Bakomanga❤❤❤
@mamyh836 жыл бұрын
Izany ka hira, mba mahafinaritra, rehefa i Bakomanga aloha no mamao interprétation dia tsara foana izay hira avoakany eo eh, mahafinaritra fa tohizo!
@janyrasoazanamavo83264 жыл бұрын
Magnifique ça donne la chaire de poule 😍😍. RIP Bakomanga.
@dajautmanga16315 жыл бұрын
merci bcp mama Bakomanga ny Tompo anie ho ao amnao mandrakariva fa tena mahavelombolo sy mampiavana toko ila nanaovanao azy merci
@tianacaro23984 жыл бұрын
Mandriampiadanana Bakomanga 😭😭😭😭indrisy, maty tampoka, ary aretina inona j'espère que c'est pas la covid ??
@todihasyandrianambinindraz8974 жыл бұрын
Repose en paix Mama eh ,Zagnahary hagnamia tany manintsinintsy anao nindriko oh! Feo tsara nao tsy adignay mandrakizay!
Tsy hisy ahasolo azy! Mandria am-piadanana dia mba lazao i neny hoe tsy adinonay izy rehefa mihaona ianareo
@stephanerabarison70643 жыл бұрын
Ay ve nareo mihintsy no mipublier anito e. Milay e. ny 1000vue angamba za daholo no nijery azy :D
@rabengodona98526 жыл бұрын
Misaotra anareo Honore sy Bakomanga nizara Fitiavana o Afa-po nihaino ilay izy rehetra e "Dia ilay Fitia namoizany ny ain'Izy Tompo...Ka tsy nisy nitia..."
@olgahelys65644 жыл бұрын
LASANA i BAKOMANGA 😭 Mpihira sy mpandihy Malagasy anisany tena tiako tokoa izy! Feo manga tokoa! lasana! Mandria am-piadanana Ramatoa Misaotra amin'ireo mamy navelanao. RAMANATANTARA, Hei Li, Olga HELISOA 02,07,2020
@hortenseenadia1814 жыл бұрын
Mandriampiadanana Bakomanga 😢😢😢😢😢
@andlucful6 жыл бұрын
HAFA NY MALAGASY . NY FITIAVAN 'NY JESOA KRISTY Nanolotra ny ainy teo amin'ny hazo fijaliana . Nandraraka ny rany ho famonjena antsika mpanota tsy ho very mandrakizay. Jesoa nanolotra ny aiNY ho an'i olombelona izay tiany sy tia Azy.
@grettarandria40495 ай бұрын
Tsraa be Bakomanga ! Namela mamy be
@nantenainarabe11065 жыл бұрын
tsara lotra aki lala a
@kamisynirena26367 жыл бұрын
mankasitraka indridra ranadahy sy ravavy fa fitiavanw lehibe indridra nahafoy ny ainy jesosy fitiavany atsika dilaloatra misaotra mafinaritra be hira Amen
@berthinerazafy18966 жыл бұрын
fitiavana no leibe indrindra e! merci anareo mianaka!!!
@fredinenina25304 жыл бұрын
Merci Mm Bakomanga,Mandriampiadanana 🙏
@lucassampipo79996 жыл бұрын
Mon âme exalter le seigneur par ce beau chant___misaotr betsakeeee
@honoremamitianaramangason91266 жыл бұрын
Izaho koa mahita toa ny voalazan'i eliot josselin hoe hafa kokoa ilay tena arrangement niandohany hirain'i Haga izay mamoaka ilay feo sy aim-panahy Katolika niandohany izay mifanaraka amin'ny namoronan'i Môpera Vincent de Paul RAVELONJATOVO ity hira fanao amin'ny "Fihavanana" anaty Litorzian'ny Eokarisita ity, eto amin'ny Bakomanga indray nisy novaindry zareo ny tonony. Fa tena lafatra koa ny nanaovan'i Rossy azy, voahaja ilay originalité fa laingoiny ny style mampihetsimpo. Ireo vazaha ao amin'ny The K-Brass Band moa dia tsy nanova na inona na inona nihira azy koa. Na izany aza mahafinaritra ny mamoaka fomba fijery samihafa.
@nathymyah36156 жыл бұрын
Tsy misy mitia afa tsy izay mahafoy n'y ainy oan tiany Oan fiananao eto à tany izany ka atrany akoatra misaotra izy Tompo😇😇😇😇
@kamisynirena26367 жыл бұрын
tsar ny midera ny tompo fa mila deraitsika ny anaran, tompo Amen
@emmanuelranaivoson89854 жыл бұрын
Misaotra Bakomanga a ! mandria ampiadanana , nankasitraka anao
@ijadkhoury84295 жыл бұрын
Ef tsara le hira bol nampin n feo andr zareo Tiako loatra😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤
@mickaelamitahirisoa Жыл бұрын
Mankasitraka ee
@rakotomalalahenri86426 жыл бұрын
Hafa ihany ny andrarezina é!!! Mangorintsina mihitsy aho mihaino ny hakanton'ny feony!!! Misaotra é!!
@mandimbitafikasambizafymar15916 жыл бұрын
Tiako aloha e!! Fa raha ny Lehilahy nanao Duo hitako hoe Tsara kokoa ohatra hoe:"Njakatiana"...
Nahazo alalana hanova tononkira sy mihira ve ? Toa tsisy fahampafantarana fa hirabnindramina akory?
@dajautmanga16315 жыл бұрын
misaotra Mama ah mahafinaritra
@faratianamonique82413 жыл бұрын
Mankasitraka o
@mariellaferinande79534 жыл бұрын
Réponse en paix 😭😭😭😭😭💘💘😭😭😭😭
@onisoaolivarabaomarisana93746 жыл бұрын
Ndriiiii tiko be le hira
@massimalallah12353 жыл бұрын
Tsara loatra
@FANGATO9743 жыл бұрын
rip
@tanteliharisoaandrianjatov31996 жыл бұрын
mampanembonembona ny any an-danitra le hira
@haingotianaomega17462 жыл бұрын
🙏🙏🙏👏👏👏😪😪
@saidycell16333 жыл бұрын
Rest in peace 😭😭😭😭💔
@romainratsimbazafy28757 жыл бұрын
Dia lay fitia eh!
@cyberhasina49057 жыл бұрын
mankasitraka! Derao ny Tompo
@erestumada6 жыл бұрын
hajao kosa ny tononkiran'ny mpamorona e
@randrianatenainasidonie17736 жыл бұрын
Mankasitraka anareo Tompoko o!
@rabarimalalajuliesandra94696 жыл бұрын
aleo ihany original ka
@henrilouissoamihely37466 жыл бұрын
Niova le original lasa tsy ao intsony le fototra nentin'ny mpamorona
@tinirsarl60396 жыл бұрын
tsy azoko hoe maninona no novainy zareo le tonony
@yvsparym16736 жыл бұрын
Mbola hafa ihany feonao ry Bakomanga
@ndimbyadrienrafanoharantso8895 жыл бұрын
tena tsara
@christonerandrianarh65464 жыл бұрын
❤❤❤
@justrandria6 жыл бұрын
Tokony mb ts novana kosa le texte e, aleo ian le original
@davidratovoson64046 жыл бұрын
Mankasitrak eh!!
@nosytahinaandriamanantena73406 жыл бұрын
TENA TORITENY VELONA
@randrianatenainasidonie17737 жыл бұрын
Mankasitraka anareo o!
@randrianaivofaraniaina52536 жыл бұрын
HAFA IHANY NY MIDERA E TENA TSARA BE
@tolojanaharyfanantenanarat52427 жыл бұрын
Derao ny tompo
@judickaelonja2907 жыл бұрын
TSARA TOMPO Ô
@abrahamafitahiana6587 жыл бұрын
makasitraka
@manitragrace27946 жыл бұрын
ts d tiko anefa , fa misaotra ian na d zn aza :p
@bostyuan50646 жыл бұрын
tsy mety e simba ilay tonokira
@haniravao94336 жыл бұрын
Bost Yuan dia mba alefaso hoe ilay nataonao tsy manimba tonon-kira azafady
@bostyuan50646 жыл бұрын
Ny original bien sûre
@henrilouissoamihely37466 жыл бұрын
tena nosimbaina mintsy le tonokira
@JosuealfredoRado6 ай бұрын
Izy ary no tena nahay azy ....tsy simba zany io ..NY original ary no ratsy ko😊😊
@dimbimaheninaandriamampian62807 жыл бұрын
mlay e
@randrianaivofaraniaina52536 жыл бұрын
TENA TSARA NY ANDRIAMANINTSIKA E TENA TSARA
@xabin52686 жыл бұрын
le original alou no tsara e, zao efa mahazo mihira an'ty daholo ny rehetra @ mpanao politika aza, lasa mankaleo dray
@JosuealfredoRado6 ай бұрын
Na original na io dia mitovy jiaby ny tiany tenenina.... Ary na zany aza dia tsy maintsy ho nihira an io ihany izy mpanao politika satria hira manamarika fifankatiavana izany .Mazava!