Mila revolution tsy résaka grève hampiditra an tojo fa tena révolution
@ChristRarima18 күн бұрын
Efa be ny hosoķa izay natao anay ka andao hatambatra ny hery. Sarobidy ny safidimbahoaka fa aza angalarina
@jaomarengatsikoza314018 күн бұрын
Depuis 2009 Madagasikara est devenu et reste État de non droit. Voilà quand un DJ devient président. Dommages 😊😊
@coolman332218 күн бұрын
@@jaomarengatsikoza3140 non depuis 1997 revoit la copie
@ChristRarima18 күн бұрын
Andao hatambatra ny hery. Efa ela no niandrasanay hitakiana ny marina fa efa mahantra ny gasy. Maro ny halatra.vono.kidnaping.halabato izay tena namitahana anay vahoaka.mahantra ny olona
@farirabemanantsoa611118 күн бұрын
Efa ETAT de NON DROIT no misy! Lalana hafa hitondrana ny tolona fa izany tribonaly sy CENI izany efa vola baoritra tompoko:
@zandriniparani12 күн бұрын
Efa nivarotra ny fanahiny tam devoly ary nanao sorona ny ainy tam fahefana sy ny vola ireo olina eo reo. Tsy mataho tody mangalatra ny safidim-bahoaka. Ny firenena efa mandady am tany mbola ndao ihany ry mpanao.kolikoly isany
@marierazafiarisoa17118 күн бұрын
Zay no tena mety ny tenin’i Tahiana ,l’union fait la force, de avelao any ny disadisa rehetra
@WendyAthena18 күн бұрын
Ela nahitako fifidianana amin'izao , otran'ny sous forme mifidy , nefa zavatr'hafa ataon'ny sasany , sa vé mamy lotra seza ka aleo manao tsy rariny
@Nirina-zk1pi17 күн бұрын
Tsy maintsy mandresy ny marina e! Fahefana ao amin'ny halatra tsy manandratra firenena mihitsy e
@lovarajohnson13318 күн бұрын
Fa inona no tadiavina e, fa handresy ve ny plainte? Tsy handresy mihitsy, efa fantatra dieny mialoha. Tsy mahomby intsony ny fifidianana, mitadiava zavatra hafa handresena sy hamonjena ny Malagasy.
@nyavotrarandriamalala464217 күн бұрын
Mahazakà resy letsy rehefa resy fa tsy be wawawa eo
@zandriniparani12 күн бұрын
Efa hita porofo zao fa hala bato de mbola niaro ihany ity tsy mataho tody ity. Mandohalika hatram firenena, tsy misy fatahorana ny marina mitsy. Karma ho avy aminao io
@josephinerasoarimalal297918 күн бұрын
Rehefa resy dia resy fa aza manakorotana hampanao sorona ny vahoaka majinika eo indray ry Tim ah fa na ny IRMAR koa aza no resy Teo dia tsy hanaiky fa tsy maitsy hitory otranizao koa
@zandriniparani12 күн бұрын
O ry tsy mataho tody a. Mba ampangino ny vava, matahora ny.lohasaha mangina fa efa matiny kolikoly sy hala bato ,mandohalika ny firenenao dia mbola tsy menatra ihany ve ianao ???ho lovainy taranakao anie zao fahantrany malagasy zao ry tsy mataho tody
@zandriniparani12 күн бұрын
Ianao io mitsy no manao sorona ny safidim-bahoaka. Tsy mataho tody, ny firenenao efa mandaty am tany mbola sahinao ihany ny manohana mpangalatra sy mpanao.kolikoly. ho avy aminao sy ny taranakao ny karma mahery vaika. Tadidio io teniko io.
@hermannstamm523718 күн бұрын
Ka tsy ny tgv hiany anie no malaza mangalatra fa ny tim koa samy babany daholo Refa tsy lany dia tsy maintsy hoa mangalabato Fa refa resy dia resy Zao dia nitory dia refa tsy mahazo rarin dia hoe mihangatra ny fitsarana Mafy le te ahazo seza mba anakorotanana
@DARIVONY17 күн бұрын
Fa Dia tampohin'ny nahazo toerana sy fahefàna vé ry Rina sy Todisoa no Dia mi-ouah ouah ouah lava eran'ny télé @ Zavatra tsisy dikany ê!!!! Sa.... mafy loatra n'y tsindry ataon'ny dadany ???😂😂😂
@JeannestorNdrianamirado17 күн бұрын
Lalaovinareo mpanao poitika be loatra ny Aimbahoaka!
Mila mihetsika zareo fa mila fongorona reo tsy vanona reo
@mraj223418 күн бұрын
Efa ela no nanao interpellation ny olona hoe mila diovina io liste electorale io fa tsy normal, misy mihaino? efa antomotra fifidianana vao mikoropaka manao ordonnance faobe mba ampidirana olona tsy fantam-piaviana ao amin'ny liste. Tena tsy normal mihintsy ny fomba fiasan'ireo
@LalaoJeannine18 күн бұрын
Aza mitapy wa ..zan foan fa tsita akory ze atao eo aveo fa rest lava eo foana ..lany Andro s lany rora eo ftsn fa Zavatra hafa resahana
@tantelyrabenjambalason881018 күн бұрын
TOKONY TSY NANAIKY NY FIAKARAN IO LORANJY IO DIENY TALOHA E REO VAZAHA REO NANINDRININDRY AN DADA TANY REO AMERIKANA REO NITSIKOMBA TAMIN FRANTSAY
@JeanMichelRazafiarison18 күн бұрын
Mila miady isika VAHOAKA satria hiahy mafy ny ady. Homba antsika amin'ny Fahamarinana anie Andriamanitra. Ary IZY koa tsy momba ny ratsy fanahy
@carlarose679718 күн бұрын
Oadray dia oadray : inona foana aza no antenainareo ireto. Rà mbola ny zandary no ampiasai n'i rajwel atao vaseline idirana ao à fitombena n'ny gasy, dia maha resy foana ny halatra. Ny vaha olana dia izao : ny salaka ihany sakelehina, izay ihany !!! Izany dia ambara ho tonga any à Tojo sy ny vahoaka, aza mifampi andry.
@hermannstamm523718 күн бұрын
Dia ahoana ary Fa samy manana porofi iza no marina
@gertrudebernadette558418 күн бұрын
EFA halabato mivandravandra B Io d mbola milaza zavatra hafa AIZA LAY HENATRA EEE tahotra Lou vahoaka noana reraka B Io v haninona INDRINDRA fa Ry be baoty EFA anaty paosy !!! ADINON IREO PARAMETRE DIEU RAHA TSY NANDRAY MALLETTE TAHIANA ASAIVO MINIANA AM BAIBOLY K ATRA NO HITSARA FA OLONA AKAIKY AZY NO NITENY NY NAHAZOANY MALLETTE EEEE
@JésusChrist-m4z18 күн бұрын
Fa nareo efa lazaina fona fa aza lazaina DAHOLO tontolo n'y andro ny paika tinareo atao ry tsy ekipany volomboasary. Jereo notapohiny nareo fa aviakany anio ny valimpifidianana satry tsy nitsahatra nilaza fa History izao. Fa raha napetraka efa ELA vao voavor ny porofo
@didierabefiringa78018 күн бұрын
Ts mila mandinika 1sengondana akory we ts marina ilay teniny gouvernorat momba ny tahina. Hita taminy ireny fanaratsiana nataony mombany ravalomanan tam propagande ireny. Sarotra anie, kandida bedabe ireny ve, de tahina iany no tononiny, . Tahina de TGV iany, ary pamadika tanindrazana mitovy any rainilainga iany.
@hermannstamm523718 күн бұрын
Zarao vola izahay au moin frais bus dia tonga migrevy Nareo mody @ 4x4zay hitolona bus
@DARIVONY17 күн бұрын
Sady Ilay 4x4 nataon-drizareo handosirana rhf raikitra ny sakoroka, fa ianao no ho tratra farany eo
@hermannstamm523717 күн бұрын
@DARIVONY makaleo
@carlarose679718 күн бұрын
Nahoana no tsy teninao iresahinao ny momba ny mpiasa, mba hanao greve generale ??? Eo koa ny généraux à la retraite maro. Ranjeva, ny FFKM, ny ... une semaine dia vita
@user-sadika18 күн бұрын
Asa aloha raha , fa mihevitra ny Malagasy ho dondrona toy KOTO sy ireo DIASPORA , sy ireio mitsoka an'i Mcar @ ny fangalarana , na teti-dratsy teto nymponina eto Mcar, ka azo ampihesonina daholo.Raha tena angalabato ve dia ho toy ireny ny elanelam-bato misy, ka isian'ny doute hoe misy tsy mzava ao.Mba misaina sy mandinika ihany hoa , vao manao fanambarana sy vaova lazaina. Rehefa tsy LANY sy alam-bahoka dia mahaiza mihonina, fa na i Dada na i Mama, na ny Zanaka efa nandalo teo, fa tsy namokatra teo @ ny fitondrana, na saika hitondra.Miandrasa taona maro rehefa ny zafikely, na zafiafy indray.Fa raha ny 20 taona manaraka dia tsy tia ahalala an'i zany R8 izany intsony ny vahoaka , ampy ny resaka R4 nolazaina tany aloha.
@coolman332218 күн бұрын
tonga dray anareo hamotika anatiny tsinay madagascar tsy ampy nataonareo vahoaka antananarivo depuis 1972 ianareo fona io ihany no rebelotte . moa ve araka ny heritreretanareo vahoaka malagasy rehetra bado tsy mahay ny tia ataonareo rei tofoka ny vahoaka malagasy rehetra aminy toetra nareo reo .
@SarahMarotia18 күн бұрын
Tsy hitanareo mihitsy ny fahantran'ny malagasy, fa anareo no mpisolelaka satria mahita tombotsoa @izao fitondrana rajoelina izao😩😩😩😩
@coolman332217 күн бұрын
@SarahMarotia si si mais iza no mahavita tsisy.
@radorakotobe503418 күн бұрын
Olotsotra ah tompoko no maneho hevitra. Tsoriko eto amboalohany fa zah de anisan ny nisafidy ny tsy hifidy satria nahoana? Rh mbola ny fomba fanaovana politika maloto eto amintsika no jerena de tena tsisy maharesilahatra e. Na ny olona mifikitra eo amin ny fitondrana manao izay hanamafisany ny sezany na nareo milaza fa mpanohitra nefa mifanditra ampitoerana de fitadiavan tseza ihany koa zany amiko fa samy tsy hita ao anatinareo le tena oe fitiavantanindrazana sy fitiavana hanasoa ny vahoaka efa miaina tanteraka eo ambanin ny fahantrana. Ka hoy ah oe vita iny ny fifidianana. Tsy misy afka ny hilaza nareo mpifanandrina ireo fa samy nanao ampahamarinana ny zvtra rehetra na nialoha na nandritra hatramzao aorinan ny fifidianana izao. Kobaka ambava sy ronono antavy no betsaka. 36 taona no nahampifidy ah. Tsy nisy vokany fa miharatsy hatrany ny fiainambahoaka na iza lany teo na iza mpitondra teo. Aza manome tsiny anay vahoaka maro tsy nifidy fa io na voa tsy nanomboka akory aza de efa taratra saad izay hiafarany. Ny tsy lany tsy maintsy hiteny oe nisy ny hosoka sy halabato. Ny lany ndray hanamafy oe nandeha tsara iny fifidianana iny. Fanontanina apetrako ny ah ty. Mbola tsy namoaka ny valimpifidianana vonjimaika ny CENI ka rh ataoko oe Tojo Ravalomanana no lany eo de tsy hanaiky ve ianareo TIM? Mbola afka hiteny ve nareo oe tsy ekenay iny fa nisy ny halabato. Rh ny kandida notohanan ny IRMAR indray no lany eo de mino ah fa hitambatra ndray nareo milaza fa samy mpanohitra nefa tsy mitovy fomba fijery ireo oe NDAO tsy hanaiky. Ny ho vokany? Hisy guerre civile tompoko eto Madagasikara satria samy manana ny vahoaka mpomba azy ireo. De izay ve no tanjonareo mpanao politika e. Ho potika ary hiapotika i Madagasikara ka na ny fiarahamonina aza hanahirana ary ho tonga hatrany an trano mihitsy ny fifandirana satria madama mpanohana, ramose mpanohitra. De hoaiza ihany tsika ty e? Zahay rangah tsy mila korontana tsony a. Hitondra ny firenena hihahilentika ihany zany. De hiverina zero foana tsika. Rh amiko de aoka isika hilamina. Tanteraho ny fikaonandoham pirenena handraisan ny ankolafy maro anjara fa na izahay koa aza mba te handray anjara. Ovay io lalampanorenana nolovana tamn frantsay io fa ze mifanaraka amn ny kolontsaitsika malagasy no tkny soratana. Avereno ny fifidianana ny filohampokontany mba tsy ho saribakolin zay nanendry azy ftsny izy ireny. Tsy ilaina ny fampihavanampirenena tompoko mba tsy hisin ny tsy maty manota. Izay nanao ratsy teto amn firenena aleo hiaran ny sazy fa tsy naorina ho an ny mpangalatra atody irery akory ny fonja manarapenitra. Nareo mpitabataba any ivelany ireo, modia mandray andraikitra eto antanindrazana fa tsy lasanko vavany toy ny harotabebaka ftsny any rh tia tanindrazana ianareo. HAFATRO farany. Aoka isika vahoaka madinika ho tony, Aza manantena mana hilatsaka avy any andanitra. Tsy ireo mpanao politika maloto ireo no hampiditra ny sotro misy mangahazo eny antananao fa mbola ianao ihany. Mahereza miasa, hialao ny hakamona, ampesao ny hery entina hamokarana fa tsy ho entina hikiakiahana eran ny tanána tsy hahitambokany. Atsipy ny teny ho ao amponao malala a. Ndao hifankatia tsika fa tsy hifandrafy e. DE HO TANY SAMBATRA ILAY MADAGASIKARANAY.
@HantaRAJAONARISON17 күн бұрын
Tena momba n'y fitoniana aho tompoko. Inona moa no vokany raha hikorontana indray isika Ho hitantsika izay ho ataon'izay voafidy
@Yvette-r8p19 күн бұрын
Raikitra fa hitolona sika vahoaka fa tsy rariny ny alabato izay nisy nanerana an i madagascar. Mifohaza sika ry malagasy