STRATÉGIE COLONEL FANEVA 🆚️ STRATÉGIE ANDRY RAJOELINA

  Рет қаралды 3,741

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер: 16
@chacazoulou6694
@chacazoulou6694 9 ай бұрын
Colonel courageux qui veut du changement pour son pays. Que dieu vous bénisse monsieur le colonel ❤
@DjsnSbsbs
@DjsnSbsbs 9 ай бұрын
Dryiii 😳 jereo le 13:10-11 Kay Kay Kay rombotin'ingiahy prezida mitsy le micro fa sao tsy heno tsara ny fanazavana werawera 13:10-11 😂😂😂
@lucierazanany1192
@lucierazanany1192 9 ай бұрын
Mankasitraka an'i COLONEL FANEVA Amin'izao fikelezan'aina hamerindoha n'y mpiray TANINDRAZANA diso lalana i Misaotra BEVATA ho tahianjanahary🙏🙏🙏🙏🙏
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 3 ай бұрын
Mahagaga ny fihetsiky ny vahoaka! Manamporofo izao fa rehefa manao zavatdoa ho azy na iza naviza eny fa na tsy filoha aza dia ankasitrahan'izy ireo!! Merci Colonel Faneva! Izany no tena miaramila,! Bravo
@nadiaremuneration6984
@nadiaremuneration6984 9 ай бұрын
Tsy laharam-pahamehana tompoko ny fonja.😢 Mba Jereo ity nataon'i colonel Faneva ity. Izao no atao hoe mijery ny mpiray tanindrazana. Ankasitrahana feno ianao colonel sy ny ekipa. Jesosy homba anareo
@melybridge-ps1vg
@melybridge-ps1vg 9 ай бұрын
Maromaro tahaka anao Colonel ❤❤ Bravo lohatra, tsy mba mitovy Rajoelina mevan'doha iny.
@nadiaremuneration6984
@nadiaremuneration6984 9 ай бұрын
Mankasitraka colonel. Jesosy anie homba anao, mirary soa ho an'ny mpiray tanindrazana diso lalana
@LydiaPareik
@LydiaPareik 9 ай бұрын
Le Hero de Madagascar
@pulcheriemendreny2951
@pulcheriemendreny2951 9 ай бұрын
Toujour misy foana ny fanejehana lava be zao mila madio fo daholo isika rehetra ao aminy anarany Jesosy Amen olombelona ihany izy ireo aoka mba mifankatia isika zanak Andriamanitra misaotra tahiny tompo nareo ao zay lahy misaotra
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 6 ай бұрын
Dahalo aby jiaby io hitako fa mitaraina vahoaka lasa Faneva president
@GeaSylvianaGeorgineRazafizanak
@GeaSylvianaGeorgineRazafizanak 9 ай бұрын
Ny faniriako dia mba atao gratuit ny sekolim panjakana rehetra. Atsaraina sy amporisiana mianatra ny Zaza Malagasy rehetra.
@ramalagasy9470
@ramalagasy9470 9 ай бұрын
Asa no tokony ho foronina, atsangano ny orin'asa hiveloman'ny fianakaviana.
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 9 ай бұрын
Ny fonja vaovao ho any zao tsika miteny zao fa reo teo aloha efa niova fo
@RAVELOMALALABejamina
@RAVELOMALALABejamina 9 ай бұрын
Tanjona hafahafa ny ani PREZY, ny ani Col kosa dia hoan'ny firenena no tanjona
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 9 ай бұрын
Mba ho fananjana ny zo olombelona izany ry be lazao reto tjr bla bla izay mihetsika rht pouff
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 3 ай бұрын
Dia iza no hiprtraka @ fonja manarapenitra io ?
MARIO & MIRASOA - Baba faneva (Sortie JOS TECH)
5:04
José Rakotobe
Рет қаралды 17 М.
INVITE DU ZOMA 21 NOVEMBRE 2014
1:40:10
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 39 М.
99.9% IMPOSSIBLE
00:24
STORROR
Рет қаралды 31 МЛН
СИНИЙ ИНЕЙ УЖЕ ВЫШЕЛ!❄️
01:01
DO$HIK
Рет қаралды 3,3 МЛН
To Brawl AND BEYOND!
00:51
Brawl Stars
Рет қаралды 17 МЛН
Les femmes dans l'Armée malagasy
30:23
PNUD Madagascar
Рет қаралды 7 М.
DOC USAD DU 06 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR
25:56
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 28 М.
DAHALO REKANGA SY NY OMBY DITRA DU 08 MAI 2015 BY TV PLUS MADAGASCAR
50:26
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 145 М.
ITY AHO IRAHO- CHRISTINE RAZANAMAHASOA AMPAMOAKA- FLEURY RAKOTOMALALA
1:00:45
Les femmes dans la Gendarmerie nationale malagasy
25:44
PNUD Madagascar
Рет қаралды 8 М.
LASA MPANJAKA LOLOHAVINA I COLONEL FANEVA
22:55
VAOVAO MALAGASY
Рет қаралды 3,8 М.
99.9% IMPOSSIBLE
00:24
STORROR
Рет қаралды 31 МЛН