No video

TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 2

  Рет қаралды 7,221

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

Күн бұрын

TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 2
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 46
@DinaRAKOTONDRAINIPENO
@DinaRAKOTONDRAINIPENO 6 күн бұрын
Tsara loatra 🥰 misaotra betsaka
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Merci bcp nizara
@mottonony3810
@mottonony3810 3 жыл бұрын
Efa niandry mihitsy, misaotra sy makasitra indrindra oooo
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏😊
@hanitrinialarakotoson9852
@hanitrinialarakotoson9852 3 жыл бұрын
Efa niandry mintsy sad mataotra ihn na zan aza 🥺😂😂😭
3 жыл бұрын
Hihi 😅😊
@ravolasoaeva3753
@ravolasoaeva3753 3 жыл бұрын
Zaho natahotr be sady namelongno jiro
3 жыл бұрын
Hihi 😁
@brendahannahbrianda2389
@brendahannahbrianda2389 3 жыл бұрын
Tsara be fa zah matahotra 😅😭
@soavinafamatanatsoa7048
@soavinafamatanatsoa7048 3 жыл бұрын
Mbola maneho fisaorana anareo
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Efa niandry ny fivokan'ity tohiny tantara ity mihitsy Zaho .merci nizara hatrany 👍
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏😊
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Asio hafa otran'itony ihany raha MBA misy dia tantaram.pitiavana mampataintaina ireny koa hihihi
3 жыл бұрын
Eny tompoko fa ho ezahina ☺️
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
Mankasitraka ohhh 🙏🏽👍🏾🎧🥰🥰🎧🎧👍🏾
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏😊❤️
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra anareo ndray . Ef elah niandrasana 🎧❤🙋‍♀️
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️😊
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 жыл бұрын
Merci eee
@ntsoavina
@ntsoavina 3 жыл бұрын
Misaotra fa tsr za aza taraiky be.
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa hatrany 😊
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra , tiko na de matahotra za 😂😍
3 жыл бұрын
Hihi ie tena mampatahotra mitsy io tantara io ☺️ tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa indrindra 🙏😊
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
@ hihi ie matahotra za @ zay andro alina no mihaino azy 😉😂😂
3 жыл бұрын
😁😁
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka Tompoko afapo 🌲💖👌!
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏 Mirary soa hatrany 🙏😊❤️
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
@ Misaotra mirary soa hoanao koa😍!
@dilanearzi9701
@dilanearzi9701 3 жыл бұрын
Misaotra fa natahotra be rery tato antrano za
3 жыл бұрын
Hihi 😅
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Tokony mbola misy tohiny sa??
3 жыл бұрын
Io ny tapany faharoa sady farany ka ☺️
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko ô.. taraiky kely zah androany hihihii
3 жыл бұрын
Hihi tsy olana ka, mirary soa hatrany o 🙏😊
@aghvcg3236
@aghvcg3236 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏🙏
@ravelonoro8774
@ravelonoro8774 3 жыл бұрын
misaotra betsaka o ! tahin'ny Tompo
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa indrindra 🙏😊
@luciarazaline5565
@luciarazaline5565 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka Nizara ee
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa hatrany 🙏😊
@zitarasoa1918
@zitarasoa1918 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko!
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko, mihainoa finaritra 😊🙏
@anissaandies2027
@anissaandies2027 3 жыл бұрын
Efa mihaino az mintsii ee
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏😊
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misoratra nizara tompoko
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko o 🙏😊
TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 2
1:34:02
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 2,3 М.
TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 1
48:25
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 10 М.
黑天使遇到什么了?#short #angel #clown
00:34
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН
ISSEI & yellow girl 💛
00:33
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 24 МЛН
TANTARA GASY NHD
57:36
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 5 М.
Tantara Malagasy : RAFIN-DOLO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Mampatahotra
1:47:21
TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM
51:49
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 16 М.
REAL TV L'INVITE DU JOUR RINAH RAKOTOMANGA
2:31:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 13 М.
Soirée mystère n°33 - 4 épisodes des maîtres du mystère
3:43:26
Musée-de-la-radio d'Auvergne
Рет қаралды 31 М.
TANTARA GASY ANKAMANTATRA RNM
50:53
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 7 М.
ITTI MADAGASCAR DU 18 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:35:16
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 9 М.
TANTARA GASY RDB MATI-KO VELONA
2:06:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 34 М.