FAMARANANA ILAY AFERA RIJASOA MANANA ...

  Рет қаралды 7,630

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 59
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 2 күн бұрын
Ministre tsy manaja tena heursement izy teo volany bonbons igny nahodiny hanaovany fiainagna nany
@acharaz6926
@acharaz6926 2 күн бұрын
Ka tsy io ve moa ilay ministra bonbon sucette ?
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 Күн бұрын
Ye 😂
@ClaudioDiazan
@ClaudioDiazan Күн бұрын
Mitovy iany nareo rehefa dinihina, ny olona intelligent tsy midoka tena hoe intelligent izany ry Koto an
@madaratovo2ratovo403
@madaratovo2ratovo403 2 күн бұрын
Izay hifanarahanareo e!
@gasykamanja2091
@gasykamanja2091 2 күн бұрын
hietsika ndray trombaniny ramatoa iny maheno anizany 🤣🤣😂😂, tapaka lalandra en direct no hiafaraniny ramato iny marina 🤣🤣🤣🤣
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 күн бұрын
C'est elle qui a détourné 8 milliards volambahoaka
@haryrabary3386
@haryrabary3386 Күн бұрын
Maty hasina ny équipe gouvernement malagasy nidiran'io tao. . .
@ramamonjisoa8255
@ramamonjisoa8255 Күн бұрын
Efa ela b tsy misy hasina
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 Күн бұрын
Tsy ny adala no adala, fa izay manadala ny adala, no adaladala
@RemiRanarivelo
@RemiRanarivelo 2 күн бұрын
Anarô ange mirovy ihany, tsy tsapan’i Koto Koa ve ny fanambanianao ny olona avy avaratra fa bado hoy izy ianao.Écraser nao koa ny olona avaratra fa ataonao bado. Ianao milaza fa intelligente ianao tsy ilaza izay rehetra niteneninao mikasika ny olona avaratra.Ka tournao koa zao i-écran
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 2 күн бұрын
Aza mampihomehy rangahy a! Aleoko ihany "débat direct" na tsy mamaly fotsiny izao toy izay ity mifamaly samy mifanangona dossier ho tsongoloina. Samy manana ny kilemany sy ny fahadisoany, samy manana izay miabo aminy. Izay maneho hevitra (toriteny na kabary tsy valiana) no ambony fa ny ankilany no tsy misy ilàna azy.
@adriansluf
@adriansluf 2 күн бұрын
@KOTO: tara ❤aminao izy io Koto A! Ef nasiany hirampitiavana 🎶🎶mihintsy fa novainy ny tononkira 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣. Kivi2 be mihintsy izy satria ianao tsy vonona hanatona azy. Izay ilay fikany E 🤣🤣🤣🤣🤣🤣😜
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 2 күн бұрын
Tsy takatry lay Ramatoa mihintsy ny tianao hatongavana @ lay Gasy T2 ,lalin tsaina Loatra enao Mr Koto ,mandinika Dia fanaratsiana sisa no azon'atao ....
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 күн бұрын
Cette femme c'est une vraie Menteuse
@abadousamoelmaulerlaingoha1578
@abadousamoelmaulerlaingoha1578 2 күн бұрын
Amiko dia tsy misy tokony hanaovana débat @ olona ohatr'ireny .
@marorato8256
@marorato8256 2 күн бұрын
Aza miresaka @ olona adala io ianao. Fahendrena dia mangina . Izay mangina volamena. .
@GaetanDodaza
@GaetanDodaza 2 күн бұрын
Courage Koto fa diplôme zany TSS Ilana azy
@sophierakotonirina2076
@sophierakotonirina2076 Күн бұрын
Da tsy mana gn asa avao koa handreo tahô, rehoreho tsy misy farany
@zandriniparani
@zandriniparani 2 сағат бұрын
Krk krk bonbon sucette de fournitures médicales😮
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 2 күн бұрын
Maka anao ndray ao @ ity vehivavy tsy misy hilavana azy reny no ministre ny rajoelina asa n'imaginais taiza ???
@BimoOggi
@BimoOggi 2 күн бұрын
Langue zany zavatra ianarana ka rehefa mianatra enao sy mazoto mamaky boky d mahay langue parler na mbola ts nahay ny teny mihitsy aza.
@marorato8256
@marorato8256 2 күн бұрын
Aza miasa loha @ izany ianao fa lasa voarotrany andavaka hotrany izy. Reny ny hatao @ ohabolana hoe : intellectuel sans savoir vivre pertes sa valeur "
@rivoandriason4243
@rivoandriason4243 2 күн бұрын
VITA VE TY CINEMA TY E...IZA NO NANIMPY GANT FA MAIVANA BE LE RESAKA
@RadoNirina-s1s
@RadoNirina-s1s Күн бұрын
Atao mahamay M.Koto fa miseo milay nefa tsy misy apoaka.
@philibertsolondrainy3192
@philibertsolondrainy3192 2 күн бұрын
Tsy olon-dratsy i Koto fa Milaza ny zavatra marina de tsy ekena
@Tahmam-xz5ob
@Tahmam-xz5ob Күн бұрын
FA MANIN RAHA ATAO FOTSIN LE DEBAT DE VITA E! IO VE DE HAHARESY AN I KOTO E
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 күн бұрын
Nohanilay ramatoa Io le 8 milliards volambahoaka nahodikodinio ramatoa Io
@AbdulAziz-s3h4j
@AbdulAziz-s3h4j Күн бұрын
Raha olona otrireny no manana Doctorat aleo ihany T2.dia mijanona...Aza mandany andro anao debate amireny Koto fa miady antsrna sady olo tsy mendrika Indian kevitra akory fa ambany saina
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 2 күн бұрын
Mba marina kosa aloha ny teniy koto t@ ity e surtout t@ le resaka misse Le madame kosa tonga dia misehoseho be loatra
@domonememelle5896
@domonememelle5896 2 күн бұрын
Vidio bonbon sucette sachets raika izy koto fa misy voa hely 🤦‍♀️🤦‍♀️🤦‍♀️
@hehemanitra8370
@hehemanitra8370 2 күн бұрын
AZA MIDINA AMIN I NIVEAU MME BONBON SUCETTE RAKOTO A !!!! MBA TEY HANAO BUZZ AMIN I COMPTENY IZY E !!!EFA MATY PASSEPORT NY OLONA TOY IRENY !!! MATOA NIARA NIASA TAMIN NY FOZA DIA EFA FAHAVALOMPIRENENA IZANY
@zandriniparani
@zandriniparani 2 сағат бұрын
🎉🎉🎉🎉🎉🎉
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 2 күн бұрын
👋👍👍 👏👏💪
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 2 күн бұрын
raha hevitro momba ty debat anareo ity! Raha izaho no eo @ toeranao dia manaja tena! Nanaraka videos-ny maro2 zah fa mba menatra zah raha reniko no hanao fomba fiteny ohatra an'ireny!? en plus, en tant que ancien ministre?
@GaetanDodaza
@GaetanDodaza 2 күн бұрын
Amorona hira mahakasika bonbon izy
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 2 күн бұрын
misy fahamarinany. misy manana double doctorats; kanefa - base ny tâches d'ingénieurs aza tsy hay! - base ny tâches en tant que technicien supérieur aza tsy hay? - concept et montage d'un projet aza tsy hain'ny sasany oe ahoana no hitondrako ity asa ity? 🤣, hoy lay razoky iray iry oe: "...matikambo ery mitetateta aho oe doctor a doctor (scientifique eto le koziny) kanefa mbola manofa trano @dry 104 mpanefy vilany no tompon-tranony!?... reny angaha nandany andro nianatra?" ===> tiana ho lazaina oe; misy manana diplomes be kanefa tsy hainy akory oe inona hampiasaina an'iny eo @ fiainany?... ==> eto mada hono ze miketrika no tafa e!
@shakuruabdu4478
@shakuruabdu4478 2 күн бұрын
Laha DICTORAT nampandrodo firenena mety anisany nandrodo ity Dag ity. 《 mangidy anie io CVO io ka voatery omena bonbos sucettes ireny mpianatra midotro azy...》tany Amérique fa ny foto-pisainany tsy mivoatra. Io fitondrana io ve mbola iarovany?
@user-vo2gk7jz4v
@user-vo2gk7jz4v 2 күн бұрын
Ny diplôme aloha tena ilaina fa rehefa ampiasaina @ havamaivanandoha de zero ny diplôme anao merci foana ikoto mitrotro ambavaka hatrany
@ramirezjamala4282
@ramirezjamala4282 2 күн бұрын
Manana Doctorat nefa te hitarika hadim-poko ?????? Koto tsy manambany gasy izany fa milaza ny zavatra marina ry dondrona ity. Nahona izahay tsy tezitra aminy Koto nefa mba malagasy ????? Liberté d'expression izany ry Docteur dondrona raha tsy hainao.
@zandriniparani
@zandriniparani 2 сағат бұрын
🎉🎉🎉🎉🎉
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 2 күн бұрын
😂😂😂😂😂❤
@domohinarijandrianalolorav1483
@domohinarijandrianalolorav1483 Күн бұрын
Miala tsiny Mr Koto fa tsy hiombonako hevitra aminao kosa aloa le oe Atao par coeur le raha de mahazo diplôme resaka Doctorat no resaka eto non non non suis pas d accord avec vous deja resaka Doctorat izany Recherche no base ny zany donc tsy hitako ny oe atao tsianjery @ zany ary Hialako tsiny aloa fa ohatra ny mi contre dire @ teninao ianao an Milaza ianao fa Ilaina ny fahaizana sy ny Fianarana ankehitriny indray ianao miala @ hevitrao TSY HIDIRAKO NY ADINAREO ROA AN Fa le hevitrao no tiako ho tsindrina kely oe PARADOXALE be le resakao Inona marina ny FOTOKEVITRAO ?????? ILAINA VE LE MANAMPAHALALANA SA TSIA ??????? MIla valiny avy aminao aho misaotra tompoko
@Smymahl
@Smymahl 2 күн бұрын
Fa te hivoka dossier ngamba Koto Ty 😂 EFA hoe AZa tononina ny anarany,allez manao Débat de vita ry Koto a! Zay no haingana
@guyraza423
@guyraza423 2 күн бұрын
Na koto na lay ministra samy vendrana .Enao ve ministra dé i koto no handehanana hanaovana debat.
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 Күн бұрын
@louisesorigenianety
@louisesorigenianety 2 күн бұрын
Raha tegna lehilahy ry koto de ekeo lay debat aminy fa tsy raha miwatawata ake foagna fa anare roa edy tegna fagneva micontre
@acharaz6926
@acharaz6926 2 күн бұрын
'Afera inona moa ry Koto
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 күн бұрын
C'est pas vrai elle a acheté son diplôme avec des bonbons sucettes
@fanajasarobidy7866
@fanajasarobidy7866 2 күн бұрын
Ty zoky ty oa tena intelligent tsis ohtranazy eto am ty tany ty Tena oe mahay eh
@izao123
@izao123 2 күн бұрын
mifendro kay i Koto nefa mihantsy olona ,ahoana hoy ianao izay hoe Paul Rabary faharoa indray
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 2 күн бұрын
Tsy mety ve raha anjanona any @zay ity resaka ity fa mankaleo enao aza asainy manao débat aminy direct tsy mahasahy ka. Mbola bla bla eto ihany
@acharaz6926
@acharaz6926 2 күн бұрын
Ary sao ianao io no tokony manao débat @ i Koto. Lazao eto hoe izay mba diplaomanao 😂😂
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 2 күн бұрын
​@@acharaz6926asaivo manao débat @io rijasoa efa miandry azy io izy dia vita ny resaka tampitreo point barre
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 2 күн бұрын
Zegny tsy dirany debanareo.inona ma idirany zanakanao sy olona tianao @ny fitiavana koa zaho anao tsy naboakako eo reo sahirana à quoi j'ai ma mèle
@Smymahl
@Smymahl 2 күн бұрын
Efa asainy mifidy thème enao Koto a! Débat @ reny gasy fa tsy excuse zany 😂😂😂
Étienne KLEIN, Grand Témoin des GeoDataDays 2024 🌍
59:40
ROSÉ & Bruno Mars - APT. (Official Music Video)
02:54
ROSÉ
Рет қаралды 118 МЛН
Я сделала самое маленькое в мире мороженое!
00:43
Life hack 😂 Watermelon magic box! #shorts by Leisi Crazy
00:17
Leisi Crazy
Рет қаралды 80 МЛН
黑的奸计得逞 #古风
00:24
Black and white double fury
Рет қаралды 26 МЛН
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 19 М.
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 10 М.
MAHABADO SAINA NY MOZIKA BOOM BOOM LAVA IREO  ...
37:52
Koto
Рет қаралды 1,2 М.
Atterrissage Aéroport Ivato - Antananarivo
17:46
LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
Рет қаралды 2 М.
HAFATRA AVY AMIN'NY VADINY BLACK NADIA
17:43
MAESTRO SALVADOR
Рет қаралды 18 М.
STEP FRANCIS SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
13:55
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 63 М.
Ny tontolo androko niaraka t@ Mirado/VLOG
20:15
Antso Bommartin
Рет қаралды 79 М.
ROSÉ & Bruno Mars - APT. (Official Music Video)
02:54
ROSÉ
Рет қаралды 118 МЛН