Tena mila vrai leader,Iza no azo hitokisana fa efa tena voafitaka lava ny Malagasy
@hanitrarasamison66896 ай бұрын
Miombon-kevitra tanteraka aminao Mr Rakotomalala Fleury , reraka ny vahoaka amin'ny ataony mpanao politika 🙏🙏
@hery-zorabarijaona47776 ай бұрын
Mifamelona ireo
@VelerieRasoarimalala6 ай бұрын
❤
@vivirazafimahaleo58255 ай бұрын
Salama eh! Tena lasa natavy be nareo
@AlphaIarison6 ай бұрын
Mbôla tsara e, izao vao afaka manaraka ny fandaharana.
@antoinetterazafitseheno36746 ай бұрын
Taraiky anao , fa tonga tao Ravalomanana , asa aloha
@kjkcocosquezip31386 ай бұрын
Avec politesse no hilazako fa mety ho faty tampoka ianao ramose @ tavy be nao
@vivirazafimahaleo58255 ай бұрын
Tena marina
@InoVaovaoFoulpointe6 ай бұрын
4:25 on est abonné
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY6 ай бұрын
Bonsoir Mr Fleury sy ny mpanaraka rehetra
@antoinetterazafitseheno36746 ай бұрын
Faikamboto sy Devoly no nahazo Fahefana ao Madagougou
@noromalala-e7r6 ай бұрын
ELA loatra le mijuk lany n'y mega
@rijaandriambolisoa38956 ай бұрын
Tsy confirmé, fa heniko tam olona fa i fleury hono tena nanao vinany taminy androny ra8, ka votery lasa any andafy, raha mandinika nareo ra8 tena adva fleury fa tsy andry,izay tena fositry ny pays hany ka manao lavage de cerveau am vahoka momba ra8
@raharisoamariebernadette18556 ай бұрын
Alefaso fa lany n'y méga
@anciengasygre20146 ай бұрын
Veloma e
@ismaelandriatsiresy24066 ай бұрын
tena mazava tsara
@lavasaifoudinefackroudined52726 ай бұрын
Comment faire ça Mr fleury
@LivaRamandraivonona6 ай бұрын
Salama o
@jouzouemilijaona87916 ай бұрын
Nga tsy we efa nisy Deal 250 M de dollars eh zano anaovan'i R8 film fotsiny sisa
@ravelonoro87746 ай бұрын
za koa nandinika an’izany tamin’ny 2009 reny .. tampoka teo najanona ny hetsika fitakiana ny valim -pifidianana marina nefa izy no lany
@antoinetterazafitseheno36746 ай бұрын
2018 fa tsy 2009 , 2009 tsy nisy fifidianana, fa fanonganam-panjakana no nisy tao Madagougou !
@JeanBaptisteRakotomavo5 ай бұрын
Lasa tavin tsy misy eritreritra andana mikotrana fa normal be rams raha kotrana kôzy e
@vivirazafimahaleo58255 ай бұрын
Tena marina
@Jordan-er1re5 ай бұрын
Az manofy enw mr fler a, fatahoran RAVALOMANANAh faty ar otran ren in ren ku, sd tss vahoaka a iditr a @ZN tson eo e. R met d mb enw mhts mody àny madagasikara mitarika jerenay e
@jacquesrandretsa97796 ай бұрын
Inona marina ihany no andrasan'ireto olona ireto @ fitorina eo @ CNI sy HCC ?